0 appréciations
Hors-ligne
|
« Chaque fois que tu en as la possibilité, n'hésite pas à faire du bien à ceux qui en ont besoin » (Prov.3.27)
All you have to do is call
and I'll be there.You've got "Jesus"
|
|
0 appréciations
Hors-ligne
|
Psaume 29:11:
" L'Éternel donne la force à son peuple; L'Éternel bénit son peuple et le rend heureux."
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
|
0 appréciations
Hors-ligne
|
Galatiana 5:22 "Fa ny vokatry ny Fanahy kosa dia fitiavana, fifaliana, fiadanana, fahari-po, fahamoram-panahy, fanaovan-tsoa, fahamarinana"
|
|
0 appréciations
Hors-ligne
|
Mpitoriteny 9:7 "Mandehana, hano amin'ny fifaliana ny haninao, ary sotroy amin'ny fo falifaly ny divainao, fa efa nankasitrahan'Andriamanitra ela ny asanao"
Mahareta amin'ny fivavahana
|
|
0 appréciations
Hors-ligne
|
:note: Hay teo foana i Kristy
Hay teo foana i Kristy
Nitady ahy izay nania
Hay teo foana i Kristy :note:
All you have to do is call
and I'll be there.You've got "Jesus"
|
|
0 appréciations
Hors-ligne
|
Fa ny mpandefitra kosa no handova ny tany ka hiravoravo amin'ny haben'ny fiadanana
Salamo 37:11
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
|
0 appréciations
Hors-ligne
|
(Romains 5:8)
Mais Dieu prouve son amour envers nous, en ce que, lorsque nous étions encore des pécheurs, Christ est mort pour nous.
Homba anao anie Jeso
|
|
0 appréciations
Hors-ligne
|
"Hositraniko ny fiodinany, ho tia azy tsy vozonana Aho; Fa efa niala taminy ny fahatezerako."
(Hosea 14:5)
Mahareta amin'ny fivavahana
|
|
0 appréciations
Hors-ligne
|
Si vous demeurez en MOI, et que MES PAROLES demeurent en vous, demandez ce que vous voudrez, et cela vous sera accordé, Jean 15:7.
Derni?re modification le 18-09-2008 ? 11:05:37
LE DIEU D'AMOUR est Fidèle, c'est au croyant de LUI obéir pour être béni.
|
|
0 appréciations
Hors-ligne
|
I Jao 3:1a "Endre! manao ahoana ny fitiavana nasehon'ny Ray ho antsika, dia ny niantsoana antsika hoe zanak' Andriamanitra sady izany tokoa isika"
Ampy ahy Jesoa
|
|
0 appréciations
Hors-ligne
|
Attache-toi donc à Dieu, et tu auras la paix ; Tu jouiras ainsi du bonheur.
Job 22:21
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
|
0 appréciations
Hors-ligne
|
Psaume 23 : 6
"Oui, le bonheur et la grâce m'accompagneront Tous les jours de ma vie, Et j'habiterai dans la maison de l'Éternel Jusqu'à la fin de mes jours. "
|
|
0 appréciations
Hors-ligne
|
:n7: "Efa nanota aho, fa nanao ny rariny ho heloka; Kanefa tsy novaliana araka ny nataoko;Fa navotany ny fanahiko mba tsy hivarina any an-davaka, Ary mifaly ny aiko amin'ny fahitana ny mazava." :n13:
(Joba 33:26-28)
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
|
0 appréciations
Hors-ligne
|
:n13: Akory ny hatsaran'iry mitondra teny soa mahafaly ery an-tendrombohitra sady mitory fiadanana! Dia izay mitondra teny soa mahafaly sady mitondra famonjena, eny, izay manao amin'i Ziona hoe: Mpanjaka Andriamanitrao :n13:
|
|
0 appréciations
Hors-ligne
|
azfd fa adino ny référence:
Isaia 52, 7
Mazotoa mamaky dia mahereza daôly!!!!!!
|
|
0 appréciations
Hors-ligne
|
Je vis le ciel ouvert: et voici un cheval blanc, et celui qui le montait, appelé Fidèle et Véritable... Son nom est: "La Parole de Dieu"... Un nom écrit: "Roi des rois, et Seigneur des seigneurs".
Apocalypse 19: 11, 13, 16
|
|
0 appréciations
Hors-ligne
|
:sv8:
"Fa izaho kosa, dia ny lalànao no iravoravoako.Soa ihany aho nampahorina, Mba hianarako ny didinao."
(Salamo 119:69-71)
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
|
0 appréciations
Hors-ligne
|
|
|
0 appréciations
Hors-ligne
|
![]() Bienheureux celui dont la transgression est pardonnée
Psaume 32, 1
|
|
0 appréciations
Hors-ligne
|
"Mankanesa aty amiko ianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana fa Izaho no hanome anareo fitsaharana" Matio 11, 28
|
|
0 appréciations
Hors-ligne
|
"Jehovah Andriamanitrao no hiankohofanao, ary Izy irery ihany no hotompoinao" (Deo. 6. 13; 10. 20)
|
|
0 appréciations
Hors-ligne
|
"Les voies de Dieu sont parfaites,
La parole de l'Eternel est éprouvée ;
Il est un bouclier pour tous ceux qui se confient en Lui." :pap:
Psaume 18:30
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
|
0 appréciations
Hors-ligne
|
|
|
0 appréciations
Hors-ligne
|
"Ny fiadiana rehetra izay voaforona hamelezana anao dia tsy hisy hambinina, ary ny lela rehetra izay miady aminao dia horesenao lahatra ..." Isaia 54, 17
|
|
0 appréciations
Hors-ligne
|
![]() Ataoko toy ny fanombohan-kase hianao, fa efa nifidy anao Aho, hoy Jehovah, Tompon'ny maro
Hagay 2, 23b
|
|
0 appréciations
Hors-ligne
|
![]() !! :b2:
|
|