Mpiandraikitra ALI

Aseho manokana amintsika eto ireo mpiandraikitra any ALI ankehitriny


Rtkely IARIVOLA Faniry Mercia (Mpiandraikitra faharoa)
Rtkely IARIVOLA Faniry Mercia (Mpiandraikitra faharoa) : Izy kosa no mpiandraikitra faharoa an'ny ALI, mbola tanora tsara mintsy, ho avin'ny ALI, ary misaotra betsaka azy satria anisan'ireo mameno ny banga

Rtkely BODOLALA Tsiresy Nafindra (Chef de choeur)
Rtkely BODOLALA Tsiresy Nafindra (Chef de choeur) : Izy kosa no Chef de choeur an'ny ALI ! Mbola tanora izy saingy ananany tanteraka ny fahamatorana rehetra!!! Raha tsy misy anao de asa fotsiny e! Misaotra betsaka anao ry coach a!!

Atoa RAZAFINJATOVO Kantonirainy (Mpanolotsaina)
Atoa RAZAFINJATOVO Kantonirainy (Mpanolotsaina) :

Izy kosa no mpanolotsaina an'ny ALI. Arak'izao fahitana azy zao de tanora tia karokaroka izy, ka mety tsara aminy mihitsy ny andraikitra noraisiny ao amin'ny fikambanana. Misaotra anao e!!


Rtkely RABARINJAKA Fanjasoa Noro Harimanga (Mpitantsoratra)
Rtkely RABARINJAKA Fanjasoa Noro Harimanga (Mpitantsoratra) : Izy ndray no mpitantsoratra an'ny ALI. Efa matotra tsara arak'izao fahitantsika azy zao. Ary efa hatramin'ny ela no nandraisany io andraikitra io, nefa mbola mety tsara aminy hatramizao. Misaotra betsaka anao ny ALI e!!!

Atoa RANDRIAMIRIJAMANALINA Tojohenintsoa (Filoha)
Atoa RANDRIAMIRIJAMANALINA Tojohenintsoa (Filoha) :   Izy no mpiandraikitra voalohany ny ALI, mbola tanora tsara arak'izao fahitantsika azy izao, efa manan-tokatrano, nefa tena mbola vitany tsara ny andraikitrany ao amin'ny ALI, ary misaotra azy manokana

Atoa RAVOMANANA Andriniaina Alberto (Mpitantsoratry ny vola)
Atoa RAVOMANANA Andriniaina Alberto (Mpitantsoratry ny vola) :
Izy ndray no mpitantsoratry ny vola ALI. Entitra tsara araka izao fahitantsika azy zao. Somary teritery ny fotoanany indraindray saingy vitany ara-dalana iany ny andraikiny! Misaotra anao e!