Sorties/ Fêtes

Mba nivoaka kely sy nanao fety ny ALI !!!!


Ezaka T-shirt 04 avril 2009
Ezaka T-shirt 04 avril 2009 :

ao anatin'io valopy io lé Ezaka T-shirt  vôangona hatreto!! dé ireo nanao sonia vitsivitsy ireo no nandray anjara hatreto!!! mba ampio ry reto fa mbola misy case betsaka azo fenoina io a! hihihi

Merci ry mpandray anjara rehetra sy izay mbola ho avy !!!


Ezaka T-shirt 04 avril 2009
Ezaka T-shirt 04 avril 2009 :

mahay an!!!


Ezaka T-shirt 04 avril 2009
Ezaka T-shirt 04 avril 2009 : Ataovy mafimafy ô !!!

Ezaka T-shirt 04 avril 2009
Ezaka T-shirt 04 avril 2009 :

Tapitra ny fety dé andé anao repety !!!