Miantso Anao - ALI (Tononkira)
MIANTSO ANAO (ANDRIABANJIMANALINA Tendry Rinasoa - ALI)
Miantso Anao; miantso Anao zahay
Mba henoy ny fivavakay
Ry Lay taloha, sy Ankehitriny koa
Aoka hiondrika eo anatrehanao ny voaharinao
Misandrata ambony Ianao ry Tompoko sy Andriamanitro
Amen,
Raiso re ny fifonako
Mba henoy ny fitarainako
Ry Jesoa lay mpamindra fo
Aoka hiondrika eo anatrehanao .....
Asehoy ahy ny tavanao
Mba fenoy ny fanahinao
Masina Ianao ry Tsitoha
Aoka hiondrika eo anatrehanao....
Miantso Anao....
Miantso Anao zahay....