Atoa RAZAFINJATOVO Kantonirainy (Mpanolotsaina)

Atoa RAZAFINJATOVO Kantonirainy (Mpanolotsaina) : Izy kosa no mpanolotsaina an'ny ALI. Arak'izao fahitana azy zao de tanora tia karokaroka izy, ka mety tsara aminy mihitsy ny andraikitra noraisiny ao amin'ny fikambanana. Misaotra anao e!!
Commentaires