Rtkely RABARINJAKA Fanjasoa Noro Harimanga (Mpitantsoratra)

Rtkely RABARINJAKA Fanjasoa Noro Harimanga (Mpitantsoratra)
Rtkely RABARINJAKA Fanjasoa Noro Harimanga (Mpitantsoratra) : Izy ndray no mpitantsoratra an'ny ALI. Efa matotra tsara arak'izao fahitantsika azy zao. Ary efa hatramin'ny ela no nandraisany io andraikitra io, nefa mbola mety tsara aminy hatramizao. Misaotra betsaka anao ny ALI e!!!

Commentaires


Nouveau commentaire




http://







Merci de recopier le nombre présent à gauche dans la case de texte ci-dessous ( Pourquoi ? )