Commentaires

rsm site : http://.......... | le 2008-10-15 à 08:18:40
ls 2gas de la choral Ivandy!! ok marina e! taiza lisany t@io lty???


rsm site : http://........... | le 2008-10-15 à 08:19:47
mba tazomy tsara ry fetra a! ry Kanto @zany a!!


Andosoa le 2008-10-15 à 13:02:19
Taiza hono nareo 2 lahy e! hihi Tany Mangamila io ry rsm a! (mba iza ndray zany??)


rsm le 2008-10-16 à 07:25:57
ah bon! nanao tafika masina zany nareo t@ io, misaotra ry Andosoa a!((iza ary io rsm io o???))


Andosoa le 2008-10-16 à 09:24:57
ie, nanao tafika masina mois d'août, misoratra ao kosa zany rsm a! hihihi
Fantako tsara ianao ka : Rencontres Sportives Malagasy!!! kony e?? hehehe


rsm le 2008-10-16 à 15:04:14
j comprend ps le hoe rencontre sportive malagache!taiza zany de oviana!!??


Andosoa le 2008-10-17 à 09:14:43
ka ra alavaina kosa ve ny rsm dé tsy mba mety zany é! hihihi


rsm le 2008-10-17 à 11:48:16
ah bon! mdr,tu me fé rire! azo lazaina hoe izay ihany fa tsy izay le izy!!


Andosoa le 2008-10-17 à 13:02:02
Ary @ forum amizay manoratra fa mijaly le sarin'i Fetra sy Kanto marina!


rsm le 2008-10-20 à 06:39:30
zay mou no maha blog azy kou! (lol)



Nouveau commentaire




http://







Merci de recopier le nombre présent à gauche dans la case de texte ci-dessous ( Pourquoi ? )