Commentaires

rsm site : http://............. | le 2008-10-15 à 08:23:01
ry Tantely @zany hita mihintsy hoe tsy mazoto manao ilay zavatra!! hihihi lol


Andosoa le 2008-10-15 à 13:04:56
Nazoto kosa izy fa mety oe alaina sary de nanao fihetsika kely! hihihihi


rsm le 2008-10-16 à 07:28:08
zany ve!! karakarao tsara aza e!


Andosoa le 2008-10-16 à 09:27:53
ry Fita sy Tojo no nahandro an'io refa veo! natsiro an!!!


rsm le 2008-10-16 à 15:05:29
j'ai envI de gouT 1peu.


Andosoa le 2008-10-17 à 09:15:37
efa lanin'ny saka daôly! hihihi


rsm le 2008-10-17 à 11:52:16
o! domage pr moi,à la proch1n, ne m'oublI ps e (lol)


Andosoa le 2008-10-17 à 13:04:11
oki!Manaova tafika masina é!


rsm le 2008-10-20 à 06:41:08
eee! raha mba afaka mou za...!^^


Andosoa le 2008-10-20 à 09:21:16
Tsy mikatona angé ny varavaran'ny ALI é! hihih


rsm le 2008-10-21 à 08:03:51
en'e tsy mikatona fa za mihintsy no lavitra anareo! lavitra ny fengonana! fa merci ihany na de izany aza!


Andosoa! le 2008-10-21 à 09:08:21
ok é! mivavaka ho anao zahay ALI ary é!


rsm le 2008-10-23 à 13:48:37
mci,c très gentiL!!


Andosoa le 2008-10-24 à 09:00:03
misy fitenin'i Meva zay mafinaritra anà mints dé atolotray ALI ho an'i rsm :
"you've got friends, you've got ALI, you've got Jesus!"


rsm le 2008-10-27 à 07:41:38
thanks!



Nouveau commentaire




http://







Merci de recopier le nombre présent à gauche dans la case de texte ci-dessous ( Pourquoi ? )