Envoyée le 10-12-2008
Concert de Noël ny 21 décembre 2008
- Répétitions :
- Tenues :
1/ Robe pastorale
2/ Robe gasy mihaja (lava) + lamba; ny lehilahy manao costard
3/ Akanjo mainty ambony ambany : na pantalon sy ambony mainty; na jupe sy ambony mainty, na robe mainty
* Marihina fa tsy mety ireo akanjo ireo raha fohy, manarabatana (sexy), t-shirt mainty misy soratsoratra be (gothique be...) zany an :)
Mazotoa daholo