Vaovao 17 novembre 2008

Envoyée le 17-11-2008

- Répétition rampitso : atao ao amin'ny Akany ivandry ny répétition rampitso talata 18 novembre fa tsy any Alarobia toy ny mahazatra.

- Proposition T-shirt : rampitso no andraisana farany ny proposition T-shirt izay nangatahana tamintsika.

- Fifaninanan-kira : amin'ny sabotsy 22 novembre ho avy izao no atao ny fifantenana voalohany amin'ny fifaninanan-kira karakaraintsika.

Tsindrio ra te hijery sary vaovao

 

 

Bonne semaine isika rehetra e!!! :)


Retour aux archives