Envoyée le 10-11-2008
- Alahadin'ny Sekoly Alahady : misy antsan-kira ny alahady hariva 16 novembre 2008 ho avy izao, ka mandray anjara hira 02 isika :
- Derainay
- Hanandratra Anao
- Famoahana album 1 "Fanantenana" : misy antsan-kira ihany koa ny alahady hariva 23 novembre 2008, ka hira 03 no ataontsika :
- Amen
- C'est si bon
- Tu es mon ami
- Misy sary vaovao nampidirina tamin'ny semaine teo izay mbola tsy naita an!
Bonne semaine e! :)