Vaovao 20 octobre 2008

Envoyée le 20-10-2008

 

Hira miaraka amin'ny Taniketsa :

Amin'ny fety izay karakarain'ny Taniketsa ny 30 novembre dia hisy hira iray hataon-dry zareo ary isika ALI no hanao ny choeur.

Hira :  Tsisy afa-tsy Ianao (Anyah)

 

Fanomanana Noël :

Manomboka amin'ity semaine ty dia manao répétition isika isaky ny alakamisy hariva amin'ny 18h30 ao amin'ny Akany.

Manentana antsika samy hiezaka ho tonga satria maro no rôle zaraina amintsika (comédie musicale, Mime, danse, hira)

 

Hira vaovao :

Betsaka koa ny hira vaovao ianarantsika na ny hira tsotra na ny atao noël, ka mazotoa manatrika répétition sao tsy maharaka é!

 

Bonne semaine à tous !!!

 

Tsindrio eto raha hiditra ny blog


Retour aux archives