Envoyée le 06-10-2008
- Faha-100 taona STK :
Ho fankalazana ny faha-100 taona ny STK mandritra ny taona 2009 dia hisy hetsika maro be izay atomboka amin'ireto hetsika roa ireto :
* Tsy mahazo mivoana ny lohahevitra
- Fotsy ny "couleur de fond"
- Mainty ny soratra
2. Fifaninanana Hira Faneva :
* Fe-potoana fandraisana azy : hatramin'ny 07 décembre 2008
* Tsy voafetra ny taonan'ny mpandray anjara
* Afaka mandray anjara ny komity
* Fivorian'ny komity n'ny faha-100 taona : 12 octobre 2008
- Vondrom-bavaka :
Atao rahampitso talata hariva 07 octobre 2008 indray ny vondrom-bavaka fanaontsika ALI , ao amin'ny trano fiangonana
(ilazao ny namantsika)
- Répétition Concert de Noël :
Izay rehetra mandray anjara amin'ny "Mime" hataontsika dia aoka ho tonga amin'ny alahady hariva (12 octobre)
Tsindrio eto raha hitsidika ny blog ALI