Fiadanana - ALI (Tononkira)
FIADANANA HO ANAREO(ANDRIABANJIMANALINA Tendry R.ALI)
Fiadanana no avelako anareo
Ny fiadanako no omeko anareo
Tsy ny fanomezan'izao Tontolo izao no omeko anareo
Andramonao, ka izahao fa tsara Jehovah
Fa sambatra ny olona mialoka aminy

Commentaires
rado le 24/02/2009 à 08:02:08Ity ndray de Andry Sammy no nanao ny arrangement
Andosoa le 24/02/2009 à 08:15:52
Andry Sammy alo tena namantsika beuh mintsy ee! :)
rado le 26/02/2009 à 10:44:21
iehhhh fa iz ar otran tsita mints ko
Andosoa le 27/02/2009 à 08:42:17
be adidy kou ranamana
rado le 27/02/2009 à 09:56:11
Ka ny adidi hono ts an'olondratsy