Ireo Mpiandraikitra ankehitriny
- Mpiandraikitra voalohany (filoha) :
Atoa RANDRIAMIRIJAMANALINA Tojohenintsoa
- Chef de Choeur :
Rtkely BODOLALA Tsiresy Nafindra
- Mpiandraikitra faharoa :
Rtkely IARIVOLA Faniry Mercia
- Mpitahiry vola :
Rtoa RAKOTOMAHENINA Hanitriniaina
- Mpitantsoratra :
Rtkely RABARINJAKA Fanjasoa Noro Harimanga
- Mpitantsoratry ny vola :
Atoa RAVOMANANA Andriniaina Alberto
- Mpanolotsaina :
- Atoa RANAIVOSON Odon
- Atoa RAZAFINJATOVO Kantonirainy

Commentaires
fitax le 06/10/2008 à 19:50:45o ry ando a mitambatra n y prénom ny vadiko fa tsy misaraka.Merci
Andosoa le 07/10/2008 à 10:18:45
Otran'io ve no marina madama? hihihi
Miala tsiny @ Prezy any fa io no infos azoko t@ Mlle Mpitantsoratra
Ireo olona voasoratra eo ambony reo : "Aiza ihany le sary tapaka nareo?"
rsm le 16/10/2008 à 07:17:19
ai ve i Kanto efa manana andraikitra ao @ chorale e! zay vao fantatro, maefa be eo @ asan'i Tompo ry Kanto a! de mba manara ko ny diany ry Fetra a!
Andosoa le 16/10/2008 à 09:17:47
Mihetsika enao Fetra a! hihihi Ra tsy diso a nirotsaka vaomieran'ny fanentanana i Fetra
rsm le 17/10/2008 à 07:27:07
de efa lany ve sa mbol,za alou manohana ana'i Fetra e! je vote pr twa bain a!(v)
Andosoa le 17/10/2008 à 09:22:00
aaan! tsy fidiana angé le izy fa tonga dé miditra fotsiny é! Zany oé misôtra anao iany ni-voter an'i Fetra hihihi
rsm le 20/10/2008 à 06:50:29
j voI ossi hoe mety tsara an'i Fetra ny manao fanentanana.
fitax le 07/11/2008 à 19:03:20
mbola misy Ra ny nom e
Andosoa le 24/11/2008 à 08:23:36
efa io namboariko io ny nom an'i Tojo an! sarotsarotra mintsy ny manoratra anaran'ny deba an! hihih :)