Ireo Mpiandraikitra nifandimby

* 1971 - 1973 :
Filoha : Atoa RAKOTONIMANGA
Chef de choeur : Atoa RAKOTONIMANGA Harivel
* 1973 - 1974 :
Filoha : Atoa RAKOTOMAHARO Miakatsoa
* 1974 - 1983 :
Filoha : Atoa ANDRIANJARANASOLO J. Félix
Chef de choeur : Atoa TSIMATAHOTRA Minoson
* 1990 - 1996 :
Filoha : Atoa RAKOTOLAHY Andrianjakason
Chef de choeur : Atoa RAJAONARIVO Lala Laza
* 1996 - 2002 :
Filoha : Atoa ANDRIMASOMANALINA Rivoarivelo
Chef de choeur : Atoa RAJAONARIVO Lala Laza
* 2002 - 2007 :
Filoha : Atoa RAJAONARIVO Lala Laza
Chef de choeur : Atoa ANDRIABANJIMANALINA Tendry Rinasoa
* 2007 - 2008 :
Filoha : Atoa RANDRIAMIRIJAMANALINA Tojohenintsoa
Chef de choeur : Rtkely BODOLALA Tsiresy Nafindra
Commentaires
lains le 06/10/2008 à 21:21:03
nisy fotoana ny ALI tsy nisy mpiandraikitra an? Manao ahoana tokoa zao zany ? inona ny zavatra mety hitranga?
Andosoa le 07/10/2008 à 10:44:02
Nisy mpiandraikitra ry Lains fa mbola tsy voasoratra eo satria miandry infos kely a! hihi
Ny mandat an'i Laza sy Veve mbola tsy anànako, ka mba alefaso any amiko any ry reto a! Merci
Haga le 07/10/2008 à 12:41:49
Laza anie ohatry ny tsy voafidy ho président zany, fa ohatry ny hoe en tant que chef de choeur fotsiny dia lasa 1er responsable fotsiny satria tsy tonga mihitsy Njaka be e !
Andosoa le 07/10/2008 à 13:36:43
Hay ve, na izany aza efa nandray ny asan'ny mpitarika ihany zany izy tamin'io fa mety tsy officiel fotsiny
Ireo aloha hatreto ny infos azo fa raha misy correction kely dé aza misalasala milaza e!
Tendry le 24/11/2008 à 07:24:37
- Tena voafidy Président mihitsy i Laza ka !
- Mr ANDRIAMASOMANALINA Rivoarivelo no anaran'i Veve
- 1996-2002 : Rajaonarivo Lala Laza no chef de choeur
Mbola tsy chorale aho t@ 1996 izany
- 2002 - 2007 za no chef de choeur
GOD Bless you
TENDRY
Andosoa le 24/11/2008 à 08:10:37
oups!? nanao faute ndray Andokely hihihih! merci Tendry a!
mety ve io modif nataoko io sa ahoana? za ko né tena tsy maaraka le talou mintsy e merci :)
Tendry le 28/11/2008 à 12:57:01
Salut Ando
Mety io rehefa ahitsinao ity :
1996 - 2002 :
Filoha : Atoa ANDRIMASOMANALINA Rrivoarivelo
Chef de choeur : Atoa RAJAONARIVO Lala Laza
Tendry
GOD BLESS YOU
Andosoa le 02/12/2008 à 09:08:27
ok Tendry a, merci bcp! :)
rado le 24/02/2009 à 08:26:58
Tsy de manakambara firy aho @ io fa presque votonona daholo ny mpiandraikitra
rado le 24/02/2009 à 08:30:30
Ar hono oah to tsy mis resaka mints ny momban'ny Taninketsa e mba asio kel rah met.
Andosoa le 24/02/2009 à 08:58:51
ndraso fa iezaka e! na de kely iany aza ny ftona nay
rado le 27/02/2009 à 09:59:47
Ar le page hihaino hira sy momban'ny ali otran'ts de b mpiditra ah
Andosoa le 27/02/2009 à 10:54:54
Tsy voatery rado a! Ao ny oul miditra fa tsi manoratra eto fa mba mitsidika fotsiny!
rado le 10/03/2009 à 07:53:10
Ay ok ary
Hery le 15/05/2009 à 18:32:03
ary par hasard no nahitako an'ity blog ity. Faly be aho nahita azy. Mirary fahombiazana ho an'ny ALI sy ity blog ity e!
Andosoa le 18/05/2009 à 10:56:42
Merci Hery a! efa ALI kou vé ianao?
Hery le 24/05/2009 à 15:38:50
1996-2002 teo ho eo no tena membre actif ny tenanay saingy rehefa nanao voady tamin'i madama teo @ alitaran'Ivandry dia niha-tsy hita tsikelikely!
Andosoa le 25/05/2009 à 13:17:50
efa fantako amizay kay i Hery! Herin'ny ALI mintsy ianao nefa dé tsy tazana intsony! hihihihi! ary ra mba miaraka miverina nareo sy madama e! miandry anareo ny ALI!
Hery le 27/05/2009 à 20:43:29
Satry anie ho afaka foana saingy indrisy e... ny adidy hono tsy an'olon-dratsy... hihihi... sady ny mpikambana anie mandalo fa ny fikambanana no mitoetra e! Ao fa hiezaka ny ho avy rehefa lehiBB afaka manao taniketsa ny ankizy!
Andosoa le 28/05/2009 à 09:55:56
misôtra fefa positif be zany programa nareo zany!! sady ny tena atao oé membre ALI angé ka ireo zay tsy mety manadino mints é? ireo zay mbola té hiverina! milay éé!
Commentaires
lains le 06/10/2008 à 21:21:03nisy fotoana ny ALI tsy nisy mpiandraikitra an? Manao ahoana tokoa zao zany ? inona ny zavatra mety hitranga?