Ny niforonan'ny ALI

* 1966 - 1971 :
- Ny 16 septambra 1966 no notokanana voalohany ny Antoko Mpihira "Akon'ny Lanitra Ivandry"
- Isan'ny mpikambana nanomboka azy : 42
- Ny filoha nitarika : Atoa RASOLOARISON Arsène
- Ireo nanangana azy tamin'izany :
- Pasteur RANDRIAMAHEFA Paul Justin
- Pasteur RANDRIAMAHEFA Frederic
- Atoa RAKOTONDRAZAFY
- Atoa RASOLOARISON Arsène
Commentaires
lains le 06/10/2008 à 21:13:23
tsara kosa ity fampahafantarana ity an!
raha 42 ny nanomboka , 37 taona aty aorina firy ny mpikambana ary firy koa no efa nandalo tao nandritra izay fotoana izay???
Andosoa le 07/10/2008 à 10:39:34
Io mintsy no mbola anaovantsika recensement any @ le fiche mandéndé any ry Lains ka mba fenoy any ny anaranao, sy ny voix (any @ Fifi raha tsy diso a)
tsingory le 03/02/2009 à 00:11:59
miarahaba anareo am anaran'i Jesosy!!!!
mahafinaritra tokoa ity site ity fa tena mampatsiaro olona maro mpikambana tao amn Ankon'i lanitra!!
ny tenako dia tsy mpikambana tao am tanora akory fa Akaiky dia akaiky ny fiangonana ny tranonay ka lasa haiko tsara ny hiran'ny akon'ny lanitra !!
am manaraka toizako
veloma ivandry tsy foiko!!misaotra betsaka amin'ny site
Andosoa le 03/02/2009 à 08:37:54
Faly mandray an'i Tsingory izahay e!
Aiza o aiza zany trano akaiky ny fiangonana zany? lol!
Mandraisa anjara atsy @ forum :)
tsingory le 04/02/2009 à 22:17:58
manaona andosoa!sy ny tanora !!!
manaona Ivandry tsika ao!!refa malalaka aho mankany am forum fa reraka ee!!!!eo antokotaninay misy paiso d refa krismasy misy manao latsak'alina!!surtout refa misy sasakalina (24dec)!!!efa taloha b zany tany am 1992 tany!!ry andosoa angamba mbola sekoly alahady zandriny tam zany!!!
paitera tratrako tao tam za mbola kely d Rakotonoely!aveo Ratsisalovanina!d htramizay za tsy tonga nivavaka tao ivandry tsony .............!!!!
Andosoa le 05/02/2009 à 11:14:43
faly mafantatra na dé un peu flou amiko aza e! Sûr fa zokinay zany enao io satri zahay mbola zazah kely tamizany hihihi!ry Laza, ry Haga,... ngamba no ALI mety fantatrao ra ny faitako anazy!
Fa lasa lavitra ngah no tsi nivavaka Ivandry tsony?
Mirary soa éé!
rado le 24/02/2009 à 08:12:32
De ono oah ry Andosoa ah fa ngah mo tsy tao anatin'ny le namorona ny ali i Dadato Jean? de ty ko misy fanampimpanazavana kely.Rah tsy diso ah de efa nis chorale nanana anarana oe Akon'ny lanitra tany amin'faritany de nampina fotsiny hoe Ivandry fotsiny netsika de zay no natonga an'le oe Akon'ny Lanitra Ivandry rah ny fahafatarko az io ah.
Andosoa le 24/02/2009 à 08:20:25
Ka ireo iany zao no infos azoko avy amin'ilay boky ALI iny fa faly mafantatra an'izany "Dadatou Jean" zany izahay, saingy mba iza no tena anarany ry Rado a!
ie, ra mijery ao @ google ao fotsiny enao dé misy chorale "Akon'ny Lanitra" koa saingy ny antsika rery kosa angamba no "Ivandry" :)
rado le 26/02/2009 à 10:05:04
Dadato Jean zan efa maty le iz fa génération andry Mr Arsène de mpetrak an Ankazomanga dadabe an'nian
Andosoa le 27/02/2009 à 08:34:42
ay ve! Misaotré
Commentaires
lains le 06/10/2008 à 21:13:23tsara kosa ity fampahafantarana ity an!