Tso-drano - ALI (Tononkira)
TSO-DRANO (ANDRIABANJIMANALINA Tendry Rinasoa - ALI)
Ny fahasoavan'i Jeso Kristy
Ny fitiavan'Andriamanitra
Ary ny firaisana amin'ny Fanahy Masina
Ho aminareo rehetra
Amin'ny fitiavana tsy mety levona
Ary hoan'Andriamanitra ny voninahitra
Mandrakizay, mandrakizay
Amen,
Fiadanana anie ho an'ny rahalahy
Ary fitiavana mbamin'ny finoana
Avy amin'Andriamanitra Ray sy Jeso Kristy
Ho aminareo rehetra
Amin'ny fitiavana tsy mety levona
Ary hoan'Andriamanitra ny voninahitra
Mandrakizay, mandrakizay
Amen,


Commentaires
Judik.el le 28/11/2008 à 16:06:00rado le 24/02/2009 à 07:58:29
Ity ko alo de Sonn ian no nanao az
Andosoa le 24/02/2009 à 08:14:01
mba iza loatra zany Sonn zany? Sammy sy Hery manko mba mora fantatra iany
rado le 27/02/2009 à 09:51:33
Sonn ve? Arrangeur 1 mpetraka en ambomanarina eny presque hira evangelique toy ny hira fanampin , lauren r ,hosana, ALI, de notendren daholo vits reo nlazaik reo f bdb ny hir anovany arrangement.Mitendr @ pzp ko iz ndr1ndr1 de mtendr ny liven'Rija rasol, Njakatina chante bessa ....
Andosoa le 27/02/2009 à 10:51:49
ah ok! Merci Sonn a!