Fitiavana nitsiry - ALI (Tononkira)

FITIAVANA NITSIRY (Rozart Land - ALI)

 

Ny fitiavana iray izay nitsiry tato am-poko

Ny hanondrotra avo ny foko ho ambony

Mba hahay hidera hankalaza anao ry Tompo

Fa ny asan'ny Tompo tsy maintsy holalailo

 

Mila ahy sy ianao ny Tompo ho tia Azy

Mba handresy ny asan'ilay fahavalo

Raha mandresy isika izao dia ekena

Dia anisan'ilay mpandova tsara indrindra



Article ajouté le 2008-10-01 , consulté 62 fois

Commentaires


rado le 24/02/2009 à 07:56:57
Io ndray? Sonn no nanao azy
Andosoa le 24/02/2009 à 08:12:48
Faly mafantatra kou :)

Poster un commentaire





http://





Merci de recopier le nombre présent à gauche dans la case de texte ci-dessous ( Pourquoi ? )





Liens

Voir les articles de la catégorie " Hihaino Hira ALI "

Retour aux articles