Asandratro ny Feoko - ALI (Tononkira)

ASANDRATRO NY FEOKO (Manitra - ALI)

 

Asandratro ny feoko hidera ny Mpamonjiko

(Hihira aho, Hihira aho)

Asandratro ny feoko hidera Anao ry Tompoko

Hihira ho an'i Jehovah aho

Fa tsara Izy

Hitory Anao an-kira aho Jehovah Tompoko

Raha mbola velon'aina eto ihany koa

(Hihira aho, Hihira aho)

Asandratro ny feoko

Ka hankalaza an'Andriamanitra

 



Article ajouté le 2008-10-01 , consulté 94 fois

Commentaires


rado le 24/02/2009 à 07:54:27
Merci alo @ le tononkira e fa zao tokon mba apetraka ato ko ny arrangeur an'le hira. Io zao de i Hery Rakotonimanga no arrangeur an'io
Andosoa le 24/02/2009 à 08:11:03
Misaotra anao nampafantatra rado a! :)
rado le 26/02/2009 à 10:06:10
Ilaina le fampafantarana mba ts ahatompotrano mihono atsika mpikambana rehetra
Andosoa le 27/02/2009 à 08:36:28
zay ndrindra! za alou hatr@ mba nikarakarana kely an'ity blog ty vô nanomboka nafantatra lé histoire
rado le 27/02/2009 à 09:47:15
Chance ho anao zan nikarakarnao an'ty blog ty sa ts zan?
Andosoa le 27/02/2009 à 10:50:14
zay mints! nefa tombotsoa ho antsika reetra kou!

Poster un commentaire





http://





Merci de recopier le nombre présent à gauche dans la case de texte ci-dessous ( Pourquoi ? )





Liens

Voir les articles de la catégorie " Hihaino Hira ALI "

Retour aux articles