Hira Akon'ny Lanitra Ivandry Vol_1

Hira ALI   Vol 1





Article ajouté le 2008-09-25 , consulté 244 fois

Commentaires


Haga le 28/09/2008 à 18:11:20
Nanao zay mety kosa aloha zay namorona an'ilay blog an ! Manembonembona mihitsy angamba Tendry kely any am'zay misy azy any.
Haga le 28/09/2008 à 18:12:37
Fa tsy haiko na mavesatra ny connection fa tapatapaka ilay hira
Andosoa le 29/09/2008 à 11:06:12
Mihaino hira en ligne isika dia arakarak'ilay hatsaran'ny connexion ny avoakany eo Haga a!
Mahafinaritra ny hirantsika e!
Meva le 29/09/2008 à 11:19:25
Merci akia ry Ando @ le hira a! Milay e! d mazotoa daholo mihaino!
ko le 10/10/2008 à 15:14:24
milay! de aza kivy amin'ny zavatra atao fa ataovy faran'izay tsara ho voninahitr'Andriamanitra
fitax le 07/11/2008 à 18:59:47
milay e
tsingory le 24/03/2009 à 23:20:26
nomena talenta nareo fa tena mahafinaritra ny miaino ireo hira ato!!

Andosoa le 25/03/2009 à 08:46:24
Misaotra é!
Mirary soa koa ho an'ny fikambananareo any!

Poster un commentaire





http://





Merci de recopier le nombre présent à gauche dans la case de texte ci-dessous ( Pourquoi ? )





Liens

Voir les articles de la catégorie " Hihaino Hira ALI "

Retour aux articles