| Fitadiavana asa |
Haga

Site/blog
551 messages
|
posté le 2008-10-12 à 19:19:55
Afaka manome profil ato koa zay mitady asa
Ka za amina cabinet de recrutement dia tena tsy limité ilay domaine fa arakarak'izay tadiavin'ny olona eo.
Androany aloha mitady:
- Responsable RH
- Chef comptable
- Directeur trésorerie
- Gestionnaire de flux financier
- Assistant RH
Dia miresaka manokana am'zay intéressé
|
mifohaza ianao maba handray ny Tompo
|
mifohaza ianao maba handray ny Tompo
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
Haja
Site/blog
62 messages
|
posté le 2008-10-14 à 09:06:31
Merci fa tonga de ato fotsiny zany no mitady refa kelikely fa mamita fianaraka kely sisa handefa dossier any
|
Homba anao anie Jeso
|
ravo
Site/blog
107 messages
|
posté le 2008-10-14 à 10:15:31
Aôna tsara ny resaka ato zany fa ôtran'ny mahaliana? i Haga zany no andefasana ny dossier raha azoko tsara?
|
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
Meva
|
posté le 2008-10-14 à 16:19:48
Merci bcp ry Haga @ le resaka asa fa tena intéressant b d mba omeo ar ny mail-nao mba ahazoanay mandefa demande sy CV any e! sady misy namana tena mila izany mits aty e!
encore
|
|
Andosoa

Site/blog
1537 messages
|
posté le 2008-10-15 à 13:29:17
Zay ary fa mila atao hita tsara eto lé mail ry Haga satria betsaka no tsy mahita.
Misy vao nanontany anà koa androany raha misy poste na ASS D. na SEC D., f'efa nasaiko nikarakara dossier any
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
|
Haga

Site/blog
551 messages
|
posté le 2008-10-16 à 07:34:44
Ato za, fa somary be asa kely:
hratsimbazafy@fthm.mg
andefasana ny dossier-nareo f'aza atao am'lay mail person fa io no misokatra foana.
Jereko daholo zay efa any am gmail, misy dossier maromaro efa voaraiko avy am Ando.
|
mifohaza ianao maba handray ny Tompo
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
Homba anao anie Jeso
|
mifohaza ianao maba handray ny Tompo
|
fitax
|
posté le 2008-10-18 à 15:50:54
tena interressant b mints le resaka fa merci d'avance, rehef pré za d mandefa cv any ihany ry Haga, otran met amiko le izy. MERCI
|
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
|
Jenny
|
posté le 2008-10-21 à 12:28:12
merci amle torohevitra fa refa misy manana cv vonona amle mitady asa de alefa e
|
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
|
Haga

Site/blog
551 messages
|
posté le 2008-12-19 à 18:44:32
Senior RH zany ndray no malaza any e! Resaka politique de rémunération.
Za nge nandositra tao fa mbo maka vaovao matetika fotsiny koa e
Fa afaka manome vaovao foana alou e
|
mifohaza ianao maba handray ny Tompo
|
|
Meva
Site/blog
86 messages
|
posté le 2009-01-05 à 07:10:52
Misy vaovao ty ô!
Mitady Assistante Administrative et financière ny ato aminay.URGENT
Zany oe vehivavy , licence minimum, informatique + expériences
dispo de suite
Ze intéressé d antsoy za: 034 01 156 62
|
All you have to do is call
and I'll be there.You've got "Jesus"
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
rado

Site/blog
343 messages
|
posté le 2009-01-10 à 13:37:02
ar be asa be ato zany ah ndraindray mapte hiala @ efa ananana ko tiko mants zo zany hoe Responsable RH zany tsis akoatran'ireo angaha ohatra oe momba ny physique na ohatran'izany e fa miampy fahaizan bureautique sy dactylo zany mahafeh informatique kely fotsn le olona
Dernière modification le 10-01-2009 à 13:40:49
|
|
rado

Site/blog
343 messages
|
posté le 2009-01-10 à 13:43:04
ar so de mis mtad mampiantra bureautique sy dactylo any fa mis mtady ko mantsy
|
|
mifohaza ianao maba handray ny Tompo
|
papa
|
posté le 2009-03-23 à 12:59:52
slt!
zay ndray mitady stagiaire ho an ze mbola mianatra, resaka transit na secretariat zao no tena ilainay ato, fa ny blem ndray tsy mandray sôsy.
ze intérressé d passeo aty amiko ny CV e!
six!!
|
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|