Déjà inscrit au forum ? Identifiez vous ci-dessous ( Mot de passe perdu / Mail de validation non reçu ) :

Pseudo : Mot de passe :

Pas encore inscrit ? Inscrivez vous maintenant au forum !

Accueil du forum >> Santé/Sport/Loisir

Ato indray isika no afaka miresadresaka momba ny fahasalamana ! Fanatanjahan-tena, ary Fialamboly isankarazany
Maninona raha mba te hiresaka fitaizam-batana (sport)
Haja


Site/blog

62 messages

posté le 2008-09-30 à 16:00:09

Ankoatry ny mihira, aza adino koa ry zareo ny manao sport satria isika tanora! Za zao mi-conseiller anareo amin'ny resaka natation, sady ny andro efa mafana zao

Homba anao anie Jeso

ravo


Site/blog

107 messages

posté le 2008-10-01 à 10:01:31

Hevitra mety! Sady sport complet mintsy iny! Saingy za zao tsy de mahay milomano loatra de ho any amin'ny petit bain ve?

al


Site/blog

137 messages

posté le 2008-10-01 à 10:40:30

Ny fahaizana milomano mety tsy ho olana satria raha ohatra ana manokana dia afaka mampianatra izay mba kely aiko.
Fa ilay resaka fotoana no tsy mety amin-tsika ALI, satria ny fotoana ahafahana milomano dia ny week-end àprès midi nefa fantatsika tsara fa fotoana fianarantsika hira izany. Raha tsy hoe angah manao programme manokana mintsy. Sa ahoana ozy nareo?

LE DIEU D'AMOUR est Fidèle, c'est au croyant de LUI obéir pour être béni.

Felana


Site/blog

82 messages

posté le 2008-10-01 à 10:49:44

Ilay fotoana aloha dia samy manana ny mety aminy, fa eto aloha zay no te hahazo conseil technique kely satria za koa somary mbola votsavotsa ihany amin'io resaka io, nefa itako oe tsara ra atao

Mahareta amin'ny fivavahana

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2008-10-01 à 13:42:56

Tsy tokony izany mintsy no anapahana répétition @ ty noël akaiky ty an!
Inona marina no conseil ho anay saro-tahotra eh!

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Haja


Site/blog

62 messages

posté le 2008-10-02 à 10:39:09

Fa inona zao ny problème anareo? sa hoe tena mbola tsy nilomano mintsy? Ra izay manko de mila maka maître nageur mintsy, fa ra mba efa mahay kely de afaka toroana hevitra an-tsoratra eto fotsiny

Homba anao anie Jeso

ravo


Site/blog

107 messages

posté le 2008-10-02 à 14:57:40

Efa mahay kely ka, fa mba mila conseil technique fotsiny, satria za zao matetika mahatelina le rano @ piscine iny izay tsy fantatra ny fahadiovany. Ka mino aho fa tsy fahaizana no mahatonga an'izany

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2008-10-06 à 15:58:32

Resaka respiration angamba no tsara ianarana kely amizany mitelina rano izany!
Mba azavao azy tsara ry maître isany a!

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Haga


Site/blog

551 messages

posté le 2008-10-06 à 18:59:33

Efa maitre kay i Ando fa hainy tsara ny mahatonga an'ilay izy !!!
Ary maninona raha any am piscine no manao répétition an'ilay concert krismasy e

mifohaza ianao maba handray ny Tompo

kantomlay


Site/blog

5 messages

posté le 2008-10-07 à 13:13:31

aiza oooo!!!!!

in your face

kantomlay


Site/blog

5 messages

posté le 2008-10-07 à 13:40:14

oviana misy viré @ alina fa tsis activité mintsn tsika

in your face

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2008-10-07 à 15:12:51

Haga répétition any @ piscine
Dé za tsy maître zany fa kely fotsiny no mba haiko é

Kantomlay anniv an'iza zao no akaiky mba ho proposer na?

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Haga


Site/blog

551 messages

posté le 2008-10-07 à 19:49:11


Ka inona moa no atao am'lay virée am alina, fa raha mandihy miasa ihany ny vatana koa lol

mifohaza ianao maba handray ny Tompo

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2008-10-08 à 10:42:43

karaoké :note:
Betsaka ny activité azontsika atao avy @ lé resaka t@ cellule omaly fa mbola préparer-ko de hivoaka eo izy e

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

ravo


Site/blog

107 messages

posté le 2008-10-09 à 14:48:05

Za efa nahita e! Sambatra nareo

Haja


Site/blog

62 messages

posté le 2008-10-09 à 15:49:57

Activité lomano sa inona zany?

Homba anao anie Jeso

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2008-10-14 à 15:06:24

Activité betsaka zao no programa fa mba enga anie hahay hihetsika ry vaomieran'ny fanentanana isany! za anisany amin'io an

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

rsm

posté le 2008-10-15 à 08:42:24

ny mba lazaiko de ny momba ny sport e! tohizo hatrany fa mahafinaritra! ohatra ireny isak'asabotsy ireny zao! ny basket no tiko lazaina @io e!

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2008-10-15 à 13:24:43


Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

ravo


Site/blog

107 messages

posté le 2008-10-15 à 16:27:38

Tsy misy ôtran ny sport oa!

Haga


Site/blog

551 messages

posté le 2008-10-16 à 07:42:40

Ilay karaoke koa tiako an , dia lay milomano koa vao maika tena
Miandry top fotsiny fa tena reraka be ny saiko am'ty miasa be lava ty an!

mifohaza ianao maba handray ny Tompo

Felana


Site/blog

82 messages

posté le 2008-10-16 à 15:55:28

organiser-o lé karaoké de mba antsoy zay e!

Mahareta amin'ny fivavahana

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2008-10-16 à 16:12:52

Nareo ve aloha avelan'i Papa sy Maman e!
tsisy fotoana afa-tsy harivariva manko :note:

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Haja


Site/blog

62 messages

posté le 2008-10-17 à 13:38:22

Araraoty zao andro tsara zao anaovana piscine fa ho tapitra ihany ty saison ty

Homba anao anie Jeso

al


Site/blog

137 messages

posté le 2008-10-17 à 14:48:51

de ataovy ary ny pro @ le izy e. Raovina de aiza de ataovy ny fanentanana e.

LE DIEU D'AMOUR est Fidèle, c'est au croyant de LUI obéir pour être béni.

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2008-10-20 à 10:21:34

resabe fotsin ty marina fa aleo izay efa avy nanao sport mints t@ weekend teo no hitantara

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Felana


Site/blog

82 messages

posté le 2008-10-20 à 15:35:47

Za nanao sport t@ weekend teo
nanao footing vao maraina fotsiny

Mahareta amin'ny fivavahana

Haja


Site/blog

62 messages

posté le 2008-10-20 à 15:48:38

za nilomano niaraka t@ akama vitsivitsy! nilay be

Homba anao anie Jeso

ravo


Site/blog

107 messages

posté le 2008-10-21 à 13:45:22

Sambatra, sa tsy nikotrana mintsy tamin'ny weekend

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2008-10-22 à 08:57:52

Torak'izany! tsy nisy fotoana

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Haja


Site/blog

62 messages

posté le 2008-10-22 à 15:38:46

mba manokàna fotoana kely iany ry zareo a!

Homba anao anie Jeso



Répondre
Pseudo : Adresse e-mail:





Aide ?


Se souvenir de mes infos ( pseudo et e-mail ) :



Merci de recopier le nombre présent à gauche dans la case de texte ci-dessous ( Pourquoi ? )







Pour insérer une image dans votre message, cliquez sur " Parcourir ", sélectionnez l'image puis cliquez sur " Héberger l'image ". Vous obtiendrez alors les codes de partage.