| Inona avy ireo manimba ny feo? |
Andosoa

Site/blog
1537 messages
|
posté le 2008-09-10 à 14:14:56
Ndao indray mba hiara-hitady hoe inona avy no mahatonga ny feo simba :
- Tsy fahaizana mampiasa azy ara-dalàna (mauvaise technique vocale)
- Tsy fanaovana réspiration ara-dalàna
- Tsy fahaizana mijoro tsara (défaut de posture)
- Ny fahazarana mikikiaka rehefa mamonjy fety be tabataba
- Ny sigara sy ny "alcool" izay manimba tokoa ny "cordes vocales" ary mahatonga ny tenda maina be.
- Ny saina (mitaintaina be ohatra dia efa manimba feo)
- Ny aretin-tenda na gripa ihany koa dia manimba feo mandrapaha-sitrana indray
Ireo no itako fa mba lazao izay hitanareo
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
ravo
Site/blog
107 messages
|
posté le 2008-09-11 à 10:12:57
Ary marina ve ilay hoe ny fihinanana manga alohan'ny mihira manimba feo? (mangue- fruit)
|
|
Felana
Site/blog
82 messages
|
posté le 2008-09-11 à 14:00:33
Parraît-il que c'est vrai! Mety marina satria rehefa tsy miala tsara le bout an'ilay mangue de mankarary tenda
|
Mahareta amin'ny fivavahana
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
ravo
Site/blog
107 messages
|
posté le 2008-09-16 à 13:03:21
ary marina ve ny hoe raha misakafo be loatra ka voky be alohan'ny fotoana ihirana dia manimba feo koa?
|
|
Andosoa

Site/blog
1537 messages
|
posté le 2008-09-16 à 13:42:45
Mino aho fa marina satria na ianao aza mety tsy hahazo aina mintsy fa tsy vitan'ny hoe simba fotsiny ny feo
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
Felana
Site/blog
82 messages
|
posté le 2008-09-17 à 13:00:55
Efa tratran'io cas io za fa tena tsy mety le voky loatra alohan'ny mihira
|
Mahareta amin'ny fivavahana
|
P.J.
Site/blog
10 messages
|
posté le 2008-09-21 à 22:22:55
Ny misakafo be menaka koa hono tsy dia tsara loatra, marina ve zany? ohatran'ny efa naheno an'izany mantsy aho!
|
http://www.baiboly.org/
|
Andosoa

Site/blog
1537 messages
|
posté le 2008-09-22 à 09:04:27
Ty zao no hitako : Rehefa misy ifandraisana @ fandevonan-kanina (digestion) fotsiny, dia manimba feo avokoa. Indrindra fa ny fihinana zavatra acides be, na gras be loatra izay miteraka aretim-bavony na "brûlures d'estomac" ka mampiova ny feo (timbre vocal).
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
al

Site/blog
137 messages
|
posté le 2008-09-22 à 09:05:36
Mety possible marina izany satria fantatsika tsara fa tsy dia tsara loatra ho an'ny fahasalamana en générale mintsy ny menaka be loatra ka c'est sûr fa tsy mety ho an'ny feo ihany kou.
|
LE DIEU D'AMOUR est Fidèle, c'est au croyant de LUI obéir pour être béni.
|
Haja
Site/blog
62 messages
|
posté le 2008-09-22 à 16:17:36
Tena marina satria ireo voalaza ireo mihitsy no documents vao nojereko
|
Homba anao anie Jeso
|
|
Felana
Site/blog
82 messages
|
posté le 2008-09-24 à 09:51:05
Raha reraka lava sy tsy ampy torimaso koa dia manova feo be ! Tandremo ry zareo
|
Mahareta amin'ny fivavahana
|
ravo
Site/blog
107 messages
|
posté le 2008-09-26 à 10:23:17
Zany mintsy fa za zao rerak be androany de misy fiantraikany any mintsy
|
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
Hery
|
posté le 2009-05-15 à 18:55:58
Ny hatsiaka koa dia anisan'ny manimba feo. Tsara fonosina ny tenda alohan'ny hihira @ andro ririnina
|
|
mifohaza ianao maba handray ny Tompo
|
Ankino amin’i Jehovah ny lalanao ary matokia Azy fa hataony tanteraka."
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
|
mifohaza ianao maba handray ny Tompo
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
mifohaza ianao maba handray ny Tompo
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
|
Hery

Site/blog
108 messages
|
posté le 2009-06-18 à 21:13:24
Ny malagasy dia anisan'ny tena doués @ resaka mozika, indrindra resaka fihirana. Eto amintsika tsy mba misy an'izany grande école de chant izany fa samy any @ misy azy avy any no samy manao izay ho afany kanefa dia hita fa mirindra tsara ny fampiaraham-peo na ny feo tokana avy eo. Io nolazaiko tery ambony tery io dia tsy dia mikasika loatra antsika fa ireo vazaha surtout. Tena misy ny olona raha ampanaovina karaoke ohatra dia tena hita hoe tsy voarainy akory na ny tonalité na ny temps...
|
Ankino amin’i Jehovah ny lalanao ary matokia Azy fa hataony tanteraka."
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
Ankino amin’i Jehovah ny lalanao ary matokia Azy fa hataony tanteraka."
|
Andosoa

Site/blog
1537 messages
|
posté le 2009-06-23 à 10:56:30
nefa zao za maita oé enao mety mahafehy ny fanôvana chef de choeur satri mitendry aza voavehinao tsara!
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
Hery

Site/blog
108 messages
|
posté le 2009-06-24 à 19:39:54
dray! dray! dray!! minoa fotsiny ihany! Efa nanandrana aho matoa miteny
|
Ankino amin’i Jehovah ny lalanao ary matokia Azy fa hataony tanteraka."
|
miranys

Site/blog
197 messages
|
posté le 2009-07-02 à 10:56:22
Tsy misy mangidy tsy andramana ange ry Hery e!
za koa manohana ny hevitry Andosoa e! ra voafehinao ny mitendry de mahay manao chef de choeur koa enao fa mety lé courage no tsy ampy sa ahoana?
|
|