Déjà inscrit au forum ? Identifiez vous ci-dessous ( Mot de passe perdu / Mail de validation non reçu ) :

Pseudo : Mot de passe :

Pas encore inscrit ? Inscrivez vous maintenant au forum !

Accueil du forum >> Tafatafa ALI

Toerana iray ahafahantsika miresadresaka !
Mihemotra ny kristiana satria...
Mpandalo

posté le 2009-07-13 à 10:32:18

-Mitabataba loatra ny fiangonana ka tsy misy concentration
-Lava loatra ny asan fiangonana rah oharina @ tena fotoampivavahana

Teneno ze mbola mahita

Andosoa


Site/blog

1532 messages

posté le 2009-07-13 à 10:50:11

satria ina ré e?

- satria mifangaro bé lôtra isika, miaraka miangona @ fotoana iray daôly ny lébé sy ny ankizy.

Ny ankizy nefa @ maha ankizy azy dé tsi maintsy animba concentration fôna.

- satria ny hira mitarazoka bé lôtra faran'izay zokiny tsy azoko mintsy oé tsy maintsy ôtrizay vé isika hihihi

ohatra zao ny tononkira ndraindray mba mafinaritra ery nefa ôtran'ny nidonam-pahoriana tsika mihira anazy, dé oé " faaaaaaly diiiia faaaaaaly, iiiiizaaaaahaaay mpanooooponaaaaao..."

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Haga


Site/blog

551 messages

posté le 2009-07-13 à 18:50:57

refa mangatsiaka ny andro dia mihena b foana ny mpivavaka ao am-piangonana

mifohaza ianao maba handray ny Tompo

Haga


Site/blog

551 messages

posté le 2009-07-13 à 18:53:47

vao maika ho avy zao ny vacance, ny zanakay aza moa efa vacances, dia mba mande kely ny olona

mifohaza ianao maba handray ny Tompo

Andosoa


Site/blog

1532 messages

posté le 2009-07-14 à 09:35:57

ié tena mbola ihena io amizao vacances zao an!

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

miranys


Site/blog

197 messages

posté le 2009-07-14 à 14:46:19

ndraindray ohatran'ny mampatoritory ny programme ao ampengonana

Andosoa


Site/blog

1532 messages

posté le 2009-07-15 à 13:44:18

mampiesona ve?

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Mpandalo

posté le 2009-07-15 à 15:29:25

za manao oe 1090 ny isan mpiangona @ alahady!

Andosoa


Site/blog

1532 messages

posté le 2009-07-16 à 08:57:17

fangah ianao tena miasa lou bé @ isan'ny mpiangona mintsy? hihihih

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

miranys


Site/blog

197 messages

posté le 2009-07-16 à 12:36:45

de firy zany tamin'ny erinandro?

Haga


Site/blog

551 messages

posté le 2009-07-16 à 19:58:17

koa le remarque-ny Ando an!

mifohaza ianao maba handray ny Tompo

Andosoa


Site/blog

1532 messages

posté le 2009-07-17 à 09:20:49

ka ôtran'ny mba variana iany ny tenako

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

rado


Site/blog

340 messages

posté le 2009-07-17 à 15:26:49

Fa ny tena mampiemotra de le hira ôtran'ny tsi feeling mintsy koa aiza v k tsaroany tokoa ve sad slow be

rado


Site/blog

340 messages

posté le 2009-07-17 à 15:28:09

De io koa alo le sary fa tsy mety feno le fenetre fa aona no zao no amenona an'io banga io? mba atoroy kely hoe

Hery


Site/blog

108 messages

posté le 2009-07-18 à 09:30:13

asio dessin tsotsotra e!

Ankino amin’i Jehovah ny lalanao ary matokia Azy fa hataony tanteraka."

Tendry


Site/blog

21 messages

posté le 2009-07-19 à 15:37:13

KAMO MAMAKY BAIBOLY
TSY MANANA FIAINAM-BAVAKA

TENDRY
GOD BLESS YOU AND YOUR FAMILY

miranys


Site/blog

197 messages

posté le 2009-07-20 à 10:16:17

marina mintsy! ary na ato @ blog tsika aza de itako oé variana mitafatafa eto tsika fa lé atsy @ tenin'Atra tsi dé misy mametraka tsony anisan'izany ny tenako! ndrao fa iditra kely ao mintsy alou

Andosoa


Site/blog

1532 messages

posté le 2009-07-20 à 14:08:49

marna tokou zany! elaela tsis nametraka tao tsika! na za kou aza

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Haga


Site/blog

551 messages

posté le 2009-07-20 à 19:35:08

tongasoa alou ny sarin'i Rado e! , de ataovy lehibe kokoa ao am Paint ny taille-ny

Dernière modification le 20-07-2009 à 19:36:58

mifohaza ianao maba handray ny Tompo

Andosoa


Site/blog

1532 messages

posté le 2009-07-22 à 09:07:42

sarin'i Miranys sisa! sy Mpandalo lé nanokatra ny sujet hihihi!

mlay lé sary Rado a tena tsy mampiemotra ny kristiana mints

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

rama


Site/blog

151 messages

posté le 2009-07-23 à 18:20:48

sarin'i mpankafy ALI koa manampy zay voalaza

Andosoa


Site/blog

1532 messages

posté le 2009-07-24 à 09:22:14

voarainareo tsara angamba reo afatra reo! sinon mety iemotra atr@ blogueur ALI

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

rama


Site/blog

151 messages

posté le 2009-07-24 à 13:12:46


Andosoa


Site/blog

1532 messages

posté le 2009-07-27 à 10:14:21

zay vô tena ho raharaha sa aôna?

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

miranys


Site/blog

197 messages

posté le 2009-07-27 à 12:53:29

aza miemotra zany moa e! ny kristiana aza efa tsy fidiny haha

rama


Site/blog

151 messages

posté le 2009-07-27 à 20:37:55

aza miemotra moa ry miranys aaa!!

miranys


Site/blog

197 messages

posté le 2009-07-28 à 10:00:26

tsika tsy anisan'izay miemotra ka

Andosoa


Site/blog

1532 messages

posté le 2009-07-28 à 13:46:20

mandroso iany no ady eo an! hihi

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

miranys


Site/blog

197 messages

posté le 2009-07-29 à 14:36:41

mandrosoa ry mpanarato

rama


Site/blog

151 messages

posté le 2009-07-30 à 00:14:19

zay no baiko azontsika

Andosoa


Site/blog

1532 messages

posté le 2009-07-30 à 13:29:41

ka mandrosoa hihihi

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe



Répondre
Pseudo : Adresse e-mail:





Aide ?


Se souvenir de mes infos ( pseudo et e-mail ) :



Merci de recopier le nombre présent à gauche dans la case de texte ci-dessous ( Pourquoi ? )







Pour insérer une image dans votre message, cliquez sur " Parcourir ", sélectionnez l'image puis cliquez sur " Héberger l'image ". Vous obtiendrez alors les codes de partage.