Déjà inscrit au forum ? Identifiez vous ci-dessous ( Mot de passe perdu / Mail de validation non reçu ) :

Pseudo : Mot de passe :

Pas encore inscrit ? Inscrivez vous maintenant au forum !

Accueil du forum >> Tafatafa ALI

Toerana iray ahafahantsika miresadresaka !
Fanomanana Tafika Masina Août 2009 - Krismasy 2009
Haga


Site/blog

551 messages

posté le 2009-07-07 à 15:27:34

Ato no ametrahantsika ny soso-kevitra rehetra mikasika ny tafika masina izay hatao am volana aogositra (Arivonimamo) sy ny concert de noel.

Mety ho hira, mety ho décoration, ... zay tiantsika rehetra

mifohaza ianao maba handray ny Tompo

Hery


Site/blog

108 messages

posté le 2009-07-07 à 22:00:08

Lazalazao ny momba azy aloha e!

Ankino amin’i Jehovah ny lalanao ary matokia Azy fa hataony tanteraka."

Andosoa


Site/blog

1532 messages

posté le 2009-07-08 à 13:18:07

fa Arivonimamo sa Tsiroanomandidy ny tena marna?

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

miranys


Site/blog

197 messages

posté le 2009-07-09 à 10:11:38

anga tsy arivonimamo e?

Andosoa


Site/blog

1532 messages

posté le 2009-07-09 à 14:09:49

aiza no tena izy ry Haga sôdé lasa any @ tsy izy eo ny tenanay hihihihi!

ary aôna io sakafo @ samedi io? tsy maintsy mvidy ny tsirairay?

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Hery


Site/blog

108 messages

posté le 2009-07-10 à 19:34:12

Ataovy any Arivonimandidy na Tsiroanomamo d mlamn é!!! hehehehe!!

Ankino amin’i Jehovah ny lalanao ary matokia Azy fa hataony tanteraka."

rama


Site/blog

151 messages

posté le 2009-07-10 à 22:33:14

itondra vokatsoa angé ny asa masina ataonareo!!
afaka mandroaka devoly v nareo refa manao tafik masina??

rado


Site/blog

340 messages

posté le 2009-07-11 à 02:40:42

ay ay moa efa maraina zao. Fa ngah marna tsy Tsididi le izy e? sa misy an'ny ALI manokana?

Andosoa


Site/blog

1532 messages

posté le 2009-07-13 à 09:45:43

rado > STK lé izy ka!

rama > STK angé no andé anao tafika masina fa tsy Mpiandry é! mila manao sefala vô afaka manao anizany hihihi
Fitoriana an-kira, théâtre, projection film masina, etc...
otraotrizay ny tafika masina fataonay, dé mba fifandraisana @ tanora any antoerana kou @ alàlan'ny rencontres sportives, jeux,... otraotrizay éé!

nareo any angà tsy mba mandéndé mints é


Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

rama


Site/blog

151 messages

posté le 2009-07-13 à 11:14:21

heveriko fa tena TAFIKA andé hiady mihintsy nareo miaraka am mandroka devoly kouuu!!!za nga nahalala !!ny ahy refa hanafika zany tonga dé lé Manala devoly mitsy ! isika raha ny fahalalako az refa MINO an"i JESOSY fotsiny d afaka mandroaka fanahy maloto kouuu!!zangah nahalala!!

Andosoa


Site/blog

1532 messages

posté le 2009-07-13 à 12:52:36

ka mbola mila mianatra any @ sefala ono alou é!! zay vô afaka manao an'izay tafika bé tenennao zay! hihihi

zareo mpiandry no manao an'io tafika bé io!

fa nen'ny stk tafikan'ny tanora! hihihi

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

papa


Site/blog

127 messages

posté le 2009-07-13 à 14:04:41

slt daoly e!
ary za otran naeno oe any Manambato le tafika masina, fa inn ny blem tsy nanaovana azy tany?any ane afaka eny amorondrano fotsiny mamelatra tante d mety e!

Avia ary hifandahatra!!

Haga


Site/blog

551 messages

posté le 2009-07-13 à 18:59:06

Arivonimamo alou no resaka henoko tao am'io fivoriana io fa de tsy haiko loatra, fa ilay stk izy alou fa tsy ALI rery, ka mety diso filaza ny mpitarika fa mety Tsiroanomandidy tokoa. Fa tsy Manambato alou indrisy e!

mifohaza ianao maba handray ny Tompo

Andosoa


Site/blog

1532 messages

posté le 2009-07-14 à 09:39:48

membre @ tafika masina i Papa an!

tokony mba manao koa ny ALI e?

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

miranys


Site/blog

197 messages

posté le 2009-07-14 à 14:48:53

tsara mintsy raha mba misy tafika masina iarahan'ny ALI fotsiny ankoatra ny stk

Haga


Site/blog

551 messages

posté le 2009-07-14 à 18:47:18

mahazo manao zvt mitokana nga tsika? manao fety fiarabahana tratry ny taona aza toa tsy azo atao ntsony!

mifohaza ianao maba handray ny Tompo

Hery


Site/blog

108 messages

posté le 2009-07-15 à 11:59:42

hay v?!! tena efa taraiky b mihitsy zahay zany!!

Ankino amin’i Jehovah ny lalanao ary matokia Azy fa hataony tanteraka."

Andosoa


Site/blog

1532 messages

posté le 2009-07-15 à 13:46:28

mba magaga anà mintsy iny resaka iray iny! mety tsy ho possible marna

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

miranys


Site/blog

197 messages

posté le 2009-07-16 à 12:38:28

ay ve tsy mbola fantatry Hery zany e? tena mba tsy azoko koa ny anton'ilay izy

antsa

posté le 2009-07-16 à 12:46:49

ta hilaza ftsn za hoe an ts/didy le izy e!!!!zay jo tapk tao @fivorian'ny stk farany ka de ts aik ze fiovana!!!

georges

posté le 2009-07-16 à 14:45:39

mirahaba,fnanina marina no tsy manambato?mis afak mamal ve

antsa

posté le 2009-07-16 à 15:13:09

io aloha hoa ny tapaka tao @ fivoriana;
ny fiangonana any koa to efa nandefa fanasana ho antsika de mangatka ny valinteny fotsiny!!

Tendry


Site/blog

21 messages

posté le 2009-07-16 à 17:20:01

... any tsiroromandidy zany ny fotoana e !... lol
... dia roahy mihitsy ny asan'ny devoly fa anisan'ny famantarana hanarak'izay MINO izany fa tsy an'ny nianatra Sefala ihany ... zany an !

TENDRY
GOD BLESS YOU AND YOUR FAMILY

Haga


Site/blog

551 messages

posté le 2009-07-16 à 20:04:03

mbo aty koa v Tendry am'zany?

mifohaza ianao maba handray ny Tompo

Andosoa


Site/blog

1532 messages

posté le 2009-07-17 à 09:31:54

o any ono zany izy ry Haga a! hihihi marna zany Tendry a!

iezaka alefanay eto ny sary refa vita é

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Hery


Site/blog

108 messages

posté le 2009-07-18 à 09:32:23

d mba atao séf d kely alou iz @ zay!!

Ankino amin’i Jehovah ny lalanao ary matokia Azy fa hataony tanteraka."

miranys


Site/blog

197 messages

posté le 2009-07-20 à 10:18:34

hihihihi! i Papa? zany ono ry Papa a!

Andosoa


Site/blog

1532 messages

posté le 2009-07-20 à 14:13:09

ôtran misy resaka enoko oé mivily kely any @ geysers sy chute de la Lily ono!

mbola tsi aiko na marina alou an!

Dernière modification le 20-07-2009 à 14:20:22

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Haga


Site/blog

551 messages

posté le 2009-07-20 à 19:45:44

milay b zany pro zany, fa dia mitsiriritra fotsiny eto zany, fa tsy mba afaka handeha am'zany

mifohaza ianao maba handray ny Tompo

Hery


Site/blog

108 messages

posté le 2009-07-20 à 20:18:09

D tsy naninn v i la Lily nianjera zany ry Andosoa? d iza moa zany?

Ankino amin’i Jehovah ny lalanao ary matokia Azy fa hataony tanteraka."

Mpandalo

posté le 2009-07-22 à 10:54:31

tafika masina B ampiana ambiance kely zany a!
sa tafika masina kely ampiana ambiance B ???



Répondre
Pseudo : Adresse e-mail:





Aide ?


Se souvenir de mes infos ( pseudo et e-mail ) :



Merci de recopier le nombre présent à gauche dans la case de texte ci-dessous ( Pourquoi ? )







Pour insérer une image dans votre message, cliquez sur " Parcourir ", sélectionnez l'image puis cliquez sur " Héberger l'image ". Vous obtiendrez alors les codes de partage.