| jereo ny hafa fa aza variana loatra e! |
erik
Site/blog
5 messages
|
posté le 2009-05-11 à 16:52:13
Za ry reto mahita oe tsy tsara ve ny mba mijery reny hafa lasa ho azy tsy hay oe nanin reny a! Mampalahelo rah samy ho lasa tahaka reny avokoa ny ankizy rht, tsy oe tsy mahavita kory ze efa ao fa mila angonina dhl ny ondry e!
De enganie mba tena ho tanteraka eo amintsika tko le teny oe: aoka tsy hisy olona hanao tsinotsinona anao noho ny atanoranao
Mba ho lohany anie ny ALI FA TSY HO RAMBONY indrindra am fitondra tena mendrika an'Andriamanitra e!
Tsy tsikera be fahatany fa fitiavana té hanatsara zavatra e!
|
Aoka tsy hisy olona hanao tsinotsinona anao!
|
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
mifohaza ianao maba handray ny Tompo
|
|
Andosoa

Site/blog
1537 messages
|
posté le 2009-05-15 à 09:26:56
azavao Erik a! Ilaina mints anie zany mba ampandroso é!
Sady ny eny ivelany no tena afaka mijery ny tsy mety!
Otranay kou mantsy tamin'ny mbola tsi tao anatin'ny ALI taloha no tena afaka nitazana tsara ny tsy nety, saingy mbola tsy nisy mou ny blog tamizany mba niresahana izany teto
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
Ampy ahy Jesoa
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
erik
|
posté le 2009-05-18 à 16:37:48
Somary miavonavona zay hono ny ankizy ao amzao ftoana (de tena marina tko mo zany), kanefa rah té hitaona oul miditra andapan-dRay isika de tokony isika aloha no manao fitaratra ho an hafa; mbola tazana foana ko le clanS e!zhay hoy izy reo rah mba té hiditra de msalasal sao tonga ao de otran zay ihany no miseho.Tokony hahavita zavatra tsara2 kokoa ny ali, zany kory tsy mdika oe ratsy ny vita hatrizay fa mila hatsaraina hatrany e! positif en! de mba ezahina ialana amzay le fahamafisan-doha ho anreo zay mafy loha mo zany.De mba miezaka mfapihaino e! na lehibe na kely noh toi le mptondra.De mba mahalala fomba rhf any am hafa fa misy tsy mahazaka reny(kaly)zafady amzay.Ok
|
|
Haga

Site/blog
551 messages
|
posté le 2009-05-18 à 18:42:34
Misaotra an'i Erik tam fanazavana, za an, tsy afaka nihira tao am ALI nandritry ny 4 taona teo ho eo ngamba, heritaona teo ho eo zao no niverenako fa tsy mahatsiaro ho hafa am'reo ankizy ireo za, ary mahafinaritra ahy ny mizara ny kely anananako raha izay no mety hahatsara kokoa ny fikambanana sy ny ho avin'ireo ankizy ireo.
Satria ankoatry ny fiderana, dia sehatra fitaizana tanora ny ALI, ka dia izay eranao ihany io, fa za alou miteny hoe aza miantehitra am vavan'ny olona sy ny fijery ivelany. Ary ataoko ngamba hoe 5%-ny ALI no mahita ny blog ka raha te-hanatsara ny ALI tokoa enao dia miverena ao anatiny.
|
mifohaza ianao maba handray ny Tompo
|
Ampy ahy Jesoa
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
mifohaza ianao maba handray ny Tompo
|
mifohaza ianao maba handray ny Tompo
|
|
Ampy ahy Jesoa
|
Andosoa

Site/blog
1537 messages
|
posté le 2009-05-20 à 14:35:21
erik > merci e! dé atolotra ho anao kou lé hira an!
aza mampitaotra eo nareo Haga sy Lains an! nga tena mafy be mints?
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
Haga

Site/blog
551 messages
|
posté le 2009-05-20 à 17:39:33
tsy taitra fotsiny ndry ry Ando a! "mahereza sy mahatanjà" hoy ny tenin'ny Tompo!
milay b lay izy ry Lains a! notohizany kely fotsiny dia najanona fa maika hivarotra ny sasany
|
mifohaza ianao maba handray ny Tompo
|
mifohaza ianao maba handray ny Tompo
|
lains

Site/blog
407 messages
|
posté le 2009-05-21 à 21:39:15
ary tsy nisy kotrana androany ,nef zay tonga tao. i Andosoa nefa efa vonona be mintsy fa mba tsy niasa anio
|
Ampy ahy Jesoa
|
erik
|
posté le 2009-05-22 à 12:58:03
Sambatra izay mino sy mankatoa 'reo teny maro nambaran'i Jesoa.
ok, dia ho hita eo raha mbola hiverina na tsy e!
|
|
Haga

Site/blog
551 messages
|
posté le 2009-05-22 à 13:53:55
ka za tsy afaka dia nenitoanay rery no vonona teo dia rava ny tsena straia tsy hainay hoe ho avy v nareo sa tsia, f'efa niandriandry teo zareo, moa za tsy nisy crédit. Am sabotsy e! azfd!
|
mifohaza ianao maba handray ny Tompo
|
Ampy ahy Jesoa
|
mifohaza ianao maba handray ny Tompo
|
Andosoa

Site/blog
1537 messages
|
posté le 2009-05-25 à 13:23:17
miandry anao zay i Erik a! zay fotsiny oa! hihihih
zahay be resaka eto ireto no anisan'ny handray tanana anao voalohany
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
lains

Site/blog
407 messages
|
posté le 2009-05-25 à 20:54:57
ity fandraisana ity alou de isaorako an'i tendry mihintsy satry izy tena niezaka mintsy tamin izy nitarika ny ALI, mba hanao fandraisana tsaratsara kokoa ny ankizy tonga ao, indrindra ny fitondrana ambavaka
Ny fandraisana alou dia tena misy tokoa e! midira ao anatiny mintsy alou fa aza mitazana ivelany fotsiny, sad ref ao enao de afaka mijery akaiky ny volazanao ra hisy zany! sy manintsy ny ankizy koa, sad izany no tena ilainay!(tsy hoe akory tsy misy manitsy ny akiz fa ny maro matsara zavatra!)
|
Ampy ahy Jesoa
|
Ampy ahy Jesoa
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
Haga

Site/blog
551 messages
|
posté le 2009-05-26 à 17:00:45
Erik, betsaka ny zvt nifandihantsika teto, nanome ny hevitrao ianao dia izahay koa torak'izany, dia zao no soso-kevitra farany hitako ary efa nohamafisin'izy roa vavy, miverena dia hitanao. "Andramo ka zahao fa tsara Jehovah", reto misy zvt vitsy tiako hitarihana ny sainao sy izay rehetra mamaky, ka mitovy hevitra aminao:
Tsara ny midera ny Tompo, ary manana hira tsika hoe "hitory anao aho Jehovah Tompoko raha mbola velon'aina eto ihany koa!", zvt 3 lehibe no alaiko am'ireo zvt nolazainao fa tsy mety ankehitriny:
- miavona ny ankizy hono: ohatry ny ahoana moa lay zvt nitranga ka nahtongavana teo am'zay conclusion zay? raha za alou mantsy tsy miresaka izay ol mifanena amiko rehetra eny an-dalana fa tsoriko aminao, raha olona fantatro endrika na miresaka amiko, dia miresaka aminy za fa ankoatr'izay dia valiako fotsiny raha miarahaba ahy fa tapitra eo, ary betsaka ny vehivavy no manao izany, satria hafahafa zany vehivavy miresaka am ol tsy fantatra zany
- mbola misy foana ny clan hoyz ianao: zany hoe efa nisy tam fotoana naha-ALI anao izany, ny clan zany ra mbola fikambanana dia tsy maintsy misy, na any am-pianarana sy toeram-piasana aza dia misy an'io.
Ny miteraka azy raha ny hevitro dia misy antokon'ol mifandray bb kokoa noho ny sasany, satria mety hoe mifanakaiky trano, miara-mianatra, mpihavana, niara-niditra tao am ALI dia ohatry ny mba mitovy feeling,... ary mety niara-niditra tao am fikambanana noho izay fifandraisana nananany tany ivelany zay, ka tsy afaka vonoina zay fifandraisana efa misy eo amin'izy ireo izay, nefa ao anatin'ny fikambanana dia misy zvt iarahana izay miteraka fifandraisana am ol hafa, dia io no mamatotra ny fikambanana. Ny fisian'ny vaomiera, ny fizaran'ny feo, ny andraikitra raisina, ... dia miteraka fifandraisana hafa.
Na tsika eto am blaogy fotsiny aza d'efa lasa ohatry ny clan kely satria lasa manana resaka iraisana, manana fivoriana kely manokana, ... fa tsy midika akory zany hoe tsy mahay mifandray am mpikambana hafa tsy eto am blaogy ireo ol rehetra ireo. Io zany na mpiray tampo maromaro fotsiny aza dia misy ny mifankahazo am-po kokoa e! fa tsy hoe tsy mpiray tampo intsony ny dikany dia ohatr'izay lay izy.
Mety misy ny mahatsiaro tena ho voailika raha sendra resaka tsy hainy no atao refa eo ny sasany, fa anjaran'ny tsirairay indray no mba miezaka manao resaka neutre na manazava ny resaka mety tsy ho azon'ny sasany mba tsy ahatsiarovany tena ho voailika.
- mila mifampihaino, ny vondrom-bavaka izay atao isaky ny alahady dia ezahina hitondra fampianarana am fitondra-tena rehetra, fa tsy vavaka fotsiny, ary misy discussion betsaka ao hanatsarana ny fifampitondrana.
Tsy handresy lahatra anao intsony aho aorian'ity resaka lava b ity fa dia matoky aho fa ilay Jesosy tiantsika hotoriana hamerina anao, ary hitarika anao hanatsara ao anatiny izay mbola kilema mety hananan'izany fikambanana izany.
|
mifohaza ianao maba handray ny Tompo
|