Déjà inscrit au forum ? Identifiez vous ci-dessous ( Mot de passe perdu / Mail de validation non reçu ) :

Pseudo : Mot de passe :

Pas encore inscrit ? Inscrivez vous maintenant au forum !

Accueil du forum >> Tafatafa ALI

Toerana iray ahafahantsika miresadresaka !
Fanamarihana mikasika ny concert paska
Haga


Site/blog

551 messages

posté le 2009-04-12 à 19:05:14

Ato isika no hizara ny fanamarihana rehetra mikasika ny hetsika paska nataontsika androany.

mifohaza ianao maba handray ny Tompo

Haga


Site/blog

551 messages

posté le 2009-04-12 à 19:07:39

tratry ny paka daholo alou e!

Nahafinaritra ny fetintsika androany fa dia misaotra antsika rehetra tam fanomanana sy tam concert. Manantena fa hitohy ny ezaka ahafahantsika manao zvt tsaratsara kokoa hatrany!

tselaro ary e!

mifohaza ianao maba handray ny Tompo

Haga


Site/blog

551 messages

posté le 2009-04-12 à 19:08:24

misaotra manokana an'ireo atidoha niketrika an'lay déco fa tena tsara e!

mifohaza ianao maba handray ny Tompo

Haga


Site/blog

551 messages

posté le 2009-04-12 à 19:08:58

de manantena sary tsy ho ela ry Ando a!

mifohaza ianao maba handray ny Tompo

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-04-14 à 09:41:20

Tratry ny paka daôly

nafinaritra be iny an

ao fa amin'ity semaine ty no iazakazaka mafy i Ando ampiditra sary (sary t@ 04 avril sy t@ paka)

fa zandriko kosa nampalaelo kely an

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Haga


Site/blog

551 messages

posté le 2009-04-14 à 13:56:22

ie, tsy nisy naratra ve Sitraka kely?

mifohaza ianao maba handray ny Tompo

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-04-15 à 10:24:18

non tsy naninn fa ny concentration antsika alou saika very mintsy tamin'iny satria ni mémé ry specta isany

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-04-16 à 15:53:50

misy sary vitsivitsy mba vôpetako ao ry zareo a! :et:

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

lains


Site/blog

407 messages

posté le 2009-04-16 à 20:31:01

le izy zay fotsiny

Ampy ahy Jesoa

lains


Site/blog

407 messages

posté le 2009-04-16 à 20:33:20

way vita soa ny paka daholo alou e! zao ndray vo miconect fa tsy teto atoerana kely de mbola tsy ho eto antoerana nday manoboka rapitso fa @ erinandro ndray miona o!

Ampy ahy Jesoa

tsingory


Site/blog

146 messages

posté le 2009-04-16 à 22:05:03

d am herinandro zany ry lains aaaa!!!
ary voan'ny rora angé io gateaux io no farany é!soa iany fa mapatsiro an lé gatooooo!!!

Haga


Site/blog

551 messages

posté le 2009-04-17 à 06:52:31

Ando, tam le sary an! fa mbo alefaso mail fa za tsy manana mitsy e!

mifohaza ianao maba handray ny Tompo

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-04-17 à 09:28:55

eny tompoko

Ary mba asio resaka kely alou lé ankalajuao é! (ankalazao)

Dernière modification le 17-04-2009 à 09:45:49

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

lains


Site/blog

407 messages

posté le 2009-04-20 à 22:23:46

tonga njay za o!

Ampy ahy Jesoa

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-04-21 à 09:36:59

Lains!!
tsitaita mintsy vé aky njy t@ wekeend!

Ary nasiana resaka ono lé lundi t@ sabotsy fa zà tsy nanao repety

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Haga


Site/blog

551 messages

posté le 2009-04-22 à 18:50:19

fa nanin le lundi?

mifohaza ianao maba handray ny Tompo

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-04-23 à 10:07:32

Salut Haga manjamanja ary elaela an!

ka lé oé tsy dé nisy jeu niraisana firy e! tsy nety tsara lé organisation sns,... otraotrizay

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Miloumilou


Site/blog

6 messages

posté le 2009-04-24 à 10:33:22



Vao avy nijery ny sary Paques mihitsy za fa milay e! ary vitsy kely kosa é! mba ampio moa e! Indrindra fa lé tamin'ny excursion

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-04-27 à 14:23:05

Bjr Miloumilou! mba manôva présentation mou é!

ho avy ny foto sasany fa mbola sairana kely fotsiny?

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

lains


Site/blog

407 messages

posté le 2009-04-28 à 21:33:23

Aiza ny sary t@ excurs sasan marina e? tsimandodona zan fa ataovy miadana e!

Ampy ahy Jesoa

Haga


Site/blog

551 messages

posté le 2009-04-29 à 20:42:35

Andosoa a, tsika 2 kosa mbo nitondra course soavaly, fa ny olana misy ol iray zay tsy mahatanty resy mitsy

mifohaza ianao maba handray ny Tompo

rado


Site/blog

343 messages

posté le 2009-04-30 à 09:19:47

salut daoly ts azo amaivana in paka in fa ny indro kel fotsin de oe fohi kel daholo le hira

tantely

posté le 2009-04-30 à 10:11:56

tsy aleo vfoifoy sad tsar otranreny toy zay be tsy ajaofane?ef anobok anao ir lavalav tsik zao ho @noely

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-04-30 à 10:56:38

zay mints!

Haga > fa iza mou no tsi matanty resy? sa ndry?

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Haga


Site/blog

551 messages

posté le 2009-04-30 à 19:04:37

eny ho aho e! tena zany mitsy, sa ahoana ry Al?

mifohaza ianao maba handray ny Tompo

rado


Site/blog

343 messages

posté le 2009-05-02 à 15:10:22

inna nd1 re zan e

lains


Site/blog

407 messages

posté le 2009-05-03 à 21:43:30

ary aona ndray le pibaiko nampidirn'ny akizy t@ paka iny? lol izy doly reny e!

Ampy ahy Jesoa

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-05-04 à 10:47:53

Otran'ny tsi arako izy zany ry Lains

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

lains


Site/blog

407 messages

posté le 2009-05-04 à 20:24:23

zarako aza tsy arakao

Ampy ahy Jesoa

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-05-05 à 09:16:36

Ndry an!

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

tantely

posté le 2009-05-05 à 11:57:16

ka zao ngeé,tsar ref tafiditra ny akizy



Répondre
Pseudo : Adresse e-mail:





Aide ?


Se souvenir de mes infos ( pseudo et e-mail ) :



Merci de recopier le nombre présent à gauche dans la case de texte ci-dessous ( Pourquoi ? )







Pour insérer une image dans votre message, cliquez sur " Parcourir ", sélectionnez l'image puis cliquez sur " Héberger l'image ". Vous obtiendrez alors les codes de partage.