Déjà inscrit au forum ? Identifiez vous ci-dessous ( Mot de passe perdu / Mail de validation non reçu ) :

Pseudo : Mot de passe :

Pas encore inscrit ? Inscrivez vous maintenant au forum !

Accueil du forum >> Tafatafa ALI

Toerana iray ahafahantsika miresadresaka !
Fanambarana
Valiniry


Site/blog

2 messages

posté le 2009-04-02 à 11:04:05


Izahay ato @ ALI dia manao izao fanambarana manaraka izao...
Tsitak njay zay tenen fa aleo @manarak toizana
Bjrné dol dol o!!!!

Hi!

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-04-02 à 13:47:45

tsy azoko ny tena tinao atongavana

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

papa


Site/blog

130 messages

posté le 2009-04-02 à 13:56:15

refa nifandinika ny roa tonta dia: misy tsy mazava ny ambaran'ity sakabe ity, sa kary b io?? tsita fa ze vandana d kary e!

Avia ary hifandahatra!!

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-04-02 à 14:27:56

Lazao zé tena tianao ambara ato

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

lains


Site/blog

407 messages

posté le 2009-04-02 à 19:19:55

inn tsara ty sujet ity? toa tsitako za tena nambara tato nef atsy koa misy sujet mampatsiahy sa samy hafa mintsy

Dernière modification le 02-04-2009 à 19:21:36

Ampy ahy Jesoa

rado


Site/blog

343 messages

posté le 2009-04-03 à 07:41:58

Izahay Syndicat an'ny blog ali de manao izao fanambarana izao. Rehefa nivory izahay de raikitra fa anao dejeuner karaoke @ 4 avril ka rah manakan anay @ io ny emmo de hitokona mandritran'ny 24 ora izahay mba ahafantarany fa tsy faly ny blog ali rehetra

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-04-03 à 09:20:46


zay vô tena fanambarana

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Rj


Site/blog

641 messages

posté le 2009-04-03 à 12:33:16

je suis perdue!
ôtrn ts azoko zay tian'io Valiniry mimi b io ahatongavana.
Rado efa rava ny emmo
donc, tsis sakana zany fa la voix est libre

rado


Site/blog

343 messages

posté le 2009-04-06 à 07:49:08

La voix est libre marina

papa


Site/blog

130 messages

posté le 2009-04-07 à 12:58:31

sauve qui peut!!
mitsoaha izay afaka!!

Avia ary hifandahatra!!

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-04-08 à 09:09:12

Ato angamba mety oé azo anôvana zé fanambarana tiany atao

Alerta !!!

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

tsingory


Site/blog

146 messages

posté le 2009-04-08 à 14:43:53

zay no nanotaniako wé firy taona moa ny zandriny indrindra am ALI ???

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-04-09 à 09:27:28

ka anisan'ny zandriny indrindra mintsy io nanokatra sujet io Tsingory a!

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

rado


Site/blog

343 messages

posté le 2009-04-10 à 05:44:30

ay mbola zandry kely nedala ah

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-04-10 à 08:58:38

aza ampijalianareo zandrikely ka! aleo arovako amizay

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Haga


Site/blog

551 messages

posté le 2009-04-12 à 19:16:44

asaivo manao présentation ary am "za ve?" ary alou Valiniry de avy eo hita eo hoe zandry kely tokoa v sa tsia e!

mifohaza ianao maba handray ny Tompo

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-04-15 à 10:25:36

indice kely : Valiniry zao lasa malaza bé après an'iny concert antsika iny

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Haga


Site/blog

551 messages

posté le 2009-04-15 à 11:42:00

ary sao de mbo ny alok'i Valiniry kosa no malaza fa tsy izy?

mifohaza ianao maba handray ny Tompo

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-04-15 à 12:32:08

Bravo Haga!!!

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Miloumilou


Site/blog

6 messages

posté le 2009-04-24 à 10:35:12


Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-04-27 à 14:27:52

Fanina vé i Miloumilou?
Ko zay koa aza mbola fanina bé oé iza ary i Milou?

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

lains


Site/blog

407 messages

posté le 2009-04-28 à 21:37:16

mody fanina doly an!

Ampy ahy Jesoa

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-04-29 à 09:16:41

Ny sarin-dry kou ary mampa fanina kou :c0:

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

lains


Site/blog

407 messages

posté le 2009-04-29 à 18:59:51

njy ar so de mis tension fa otran mora fan

Ampy ahy Jesoa

Haga


Site/blog

551 messages

posté le 2009-04-29 à 20:47:04

manaova aerobic am'zay nareo 2 reo ry Lains sy Andosoa fa mahatsara tension le izy a!

mifohaza ianao maba handray ny Tompo

Haga


Site/blog

551 messages

posté le 2009-04-29 à 20:48:54

nahita fanambarana za: zay te hanao aerobic dia manantona an'i Lains sy Andosoa maika dia maika fa manana proposition mahafinaritra zareo

mifohaza ianao maba handray ny Tompo

lains


Site/blog

407 messages

posté le 2009-04-29 à 22:08:01

ie marina mints zan Haga a!

Ampy ahy Jesoa

rado


Site/blog

343 messages

posté le 2009-04-30 à 09:21:32

Aerobic hono

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-04-30 à 10:59:47

ina kou mampmé an'i rado @ aérobic? mlay bé ary zany ko

Haga > faôna marna iny resaka iny akia? tsy afaka mi japy any @nareo mintsy vé sa tsika sy ndry rery ry Lains no iaraka?

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Haga


Site/blog

551 messages

posté le 2009-04-30 à 18:54:37

Rado a, in ndray zao no mampme am'zany?

mifohaza ianao maba handray ny Tompo

Haga


Site/blog

551 messages

posté le 2009-04-30 à 18:57:31

Andosoa, ny ekipanay ato mihena ohatry ny fen'antitra sady kamo b za raha vao mivoaka ny trano zany fa eto aza entina am herintsaina fotsiny

mifohaza ianao maba handray ny Tompo



Répondre
Pseudo : Adresse e-mail:





Aide ?


Se souvenir de mes infos ( pseudo et e-mail ) :



Merci de recopier le nombre présent à gauche dans la case de texte ci-dessous ( Pourquoi ? )







Pour insérer une image dans votre message, cliquez sur " Parcourir ", sélectionnez l'image puis cliquez sur " Héberger l'image ". Vous obtiendrez alors les codes de partage.