Déjà inscrit au forum ? Identifiez vous ci-dessous ( Mot de passe perdu / Mail de validation non reçu ) :

Pseudo : Mot de passe :

Pas encore inscrit ? Inscrivez vous maintenant au forum !

Accueil du forum >> Tafatafa ALI

Toerana iray ahafahantsika miresadresaka !
Hatraiza tokoa ny atao hoe revy sy ny zava-mahadomelina
papa


Site/blog

130 messages

posté le 2009-03-24 à 11:01:28

ty misy sujet ray mba tiako iadina hevitra mintsy fa misy manafangaro mantsy leizy.
atraiza tokoa ny atao oe "revy" d refa inn izy no sokajiana ho "zava-mahadomelina" ka iadiana @ vokovoko manga????
d ra manoloana ny fiainana maha kristiana d inn ny atao hoe ditra manoloana ny "revy" misy!!

Avia ary hifandahatra!!

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-03-24 à 11:44:24

iza no mba enjana afaka amaly an'io eh?

Ny hevitro manokana alou no apetrako (tsy voatery ho marina, nefa mety tsy diso koa, tsy aiko )

1 - Lé fandraisana zava-mahadomelina alou an, rehefa nandray zavatra iray ianao (alcool, tabac, drogue,...) ka tsapanao fa naha "domelina" anao ilay zavatra zany oé nampa "mamo" anao, dé anisan'ilay zava-mahadomelina iadian'ny vokovoko manga izany.
zany oé raha ny fahazoako azy dia zava-mahadomelina = zava-mahamamo = iadian'ny vokovokomanga

2 - Lé resaka ditra sy revy indray, amiko dé samy tsy ao anaty fiainana kristiana alou ireo mots ireo Ary ny manavaka azy koa tsy tena aiko
ny ditra vé tsy revy iany? ary ny revy vé tsy ditra iany?

miantso izay enjana amin'ity sujet ity

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

tsingory


Site/blog

146 messages

posté le 2009-03-24 à 23:34:37

gravy koa ny fanotanian"i PAPA ty!fa na izany aza efa voafehin'i andosoa lé question

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-03-25 à 08:51:07

Tsingory ié, tena gravy mintsy lé kestion an'i Papa saingy iza no mba tena afaka manazàva fa aiza kosa dé ny hevitro irery?
ny hevitry Papa mba ahoana?

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Rj


Site/blog

641 messages

posté le 2009-03-25 à 09:06:59

Inona no tian'ny mpanoratra holazaina?
Henjakenjana iany iz ty!
Amiko manokana aloha izany a!
Tempolin'Andriamanitra ny tenatsika tsirairay avy. Dikany tsy tokony ho simbasimbaina na atao tsinintsinona.
Ny fandraisanao zava-mahadomelina iray anefa na inona io na inona defa ampy hahasimba ny vatanao.
Manimba ny tempolin'Andriamanitra ianao izany
Fehiny rehefa tena Kristianina nanolo-tena ho an'i Jesosy amiko, tsy tokony ho taitra ny rendrarendran'izao tontolo izao intsony.

Fomba fijeriko ahy manokana io fa samy manana ny heviny ny tsirairay

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-03-25 à 09:38:23

Inona avy aminareo no atao oé rendrarendran'izao tontolo izao?

Dé rehefa manao ahoana no atao oé mifalifaly ny tanora dé refa manao ahoana no atao oé manao rendrarendra?

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

papa


Site/blog

130 messages

posté le 2009-03-25 à 11:51:30

ka ra azoko tsara ane zany ny tenin Rojo d tokony ho vokovoko manga daoly refa Kristiana e!
ohatra oe za zao refa zoma ariva tena valaka b d mba mande manala azy kely, d misotro sy mihinana, d zany v zao efa ao anatin le oe zava-mahadomelina.
za mantsy mieritreritra oe ny fomba fandraisanao azy iany ny maha zva-mahadomelina azy na tsia.

Avia ary hifandahatra!!

tsingory


Site/blog

146 messages

posté le 2009-03-25 à 15:54:03

o ry papa aa!!mdr
mis karazany telo ny atao hoe kristiana!
misy ilay tena kristiana tena mitandrina tsy hoazon'ny fankampanahy mihintsy fa manankina tanteraka ny fiainany am Aa
d misy lé kristiana mihambahamba
d misy lé kristiana anarany fotsiny!
d aiza hoaiza aloha i PAPA am reo!!!??
siksa kely aloha papa!!

tsingory


Site/blog

146 messages

posté le 2009-03-25 à 18:34:57

sao d tezitra eo PAPA an!!

amiko
revy=fialamboly(oh hoe milalao baolina) fa nisy namadika lé iz!!lasa misy ny hoe mirevy Pi !!!
d refa Mikasika toaka sy sigara ary zavamahadomelina dia efa ady tokony ataontsika Kristiana izany!!
zayangamba no azoko ampiana az!



lains


Site/blog

407 messages

posté le 2009-03-25 à 20:52:26

tsingory misy karazany telo ny Kristiana hoy enao? dia ity misy tenin'Atra zaraiko aminareo sady mba anehoako ny hevitro mikasika ny revy sy ny ditra. Mat 7:21 "tsy izay rehetra manao amiko hoe: Tompoko, Tompoko, no hiditra @ fanjakan'ny lanitra, fa izay manao ny sitrapon'ny Raiko izay any an-danitra"mety mis olona sad tsy mfoka tsy mgoka,mazoto mivavaka be, ny tenana tena tepolin'Atr be! ireo ary ve no atao hoe sitrapon'ny Ray?
amiko dia: revy=izay zavatra mahafinaritra sy tianao atao, mifaly,...(tsivotery minana sy misotro zan)
ditra=fisainana, fihetsika, fiteny tsy ankasitrahan fiaramonin, ary @ Kristian de hoe madika ny didin'Atra(didy10)
Noho izany ny revy rehetra amiko dia azo atao avokoa fa tsy atao tonga ditra (araky ny famaritan eo ambony)Manamafy izany ity tenin'Atr ity:"Mifalia, ry zatovo, dieny mbola tanora hianao; ary aoka ny fonao hampifalifaly anao amin'ny andro fahatanoranao; ka mandehana any amin'izay sitraky ny fonao sy izay jeren'ny masonao; nefa aoka ho fantatrao fa ho entin' Andriamanitra hotsaraina hianao amin'izany rehetra izany."
(Mpitoriteny 11:9)
azon'ny kristian atao tsara ny mifaly, manao izay rehetra tian izany hoe mirev fa tsy atao tonga ditra satry mbola hotsarain'Atr arak io versé io.
Izany no mba hevitro fa de mialatsin ra met mis tsy fitovian-kevitra

Ampy ahy Jesoa

lains


Site/blog

407 messages

posté le 2009-03-25 à 21:06:56

Ny zava-mahadomelina indray!
Ny zavatra rehetra amiko rehefa tafahoatra ny tokony ho izy dia lasa mahadomelina avokoa! oh ny fanafody ra miotra ny dosiny de lasa madomelina
azo sotroina sy hoanina izay rehetra fisotro sy fihinana fa tsy atao tafahoatra fa lasa mahadomelina!
araka izan rehetra izan dia ny fahatsiarovantena no tokony hananan'ny Kristiana eo anatrehan'ny zava-misy rehetra
Izany no mba hevitro fa de mialatsin ra met mis tsy fitovian-kevitra

Ampy ahy Jesoa

lains


Site/blog

407 messages

posté le 2009-03-25 à 22:01:53

Ireo ny hevitro manokana mintsy!
Fa mikasika ny discutions ndray an! de mitov hevitra @ papa za oe arak ny hevtry rj de tokon ho vokovokomang daol ve zan ny kristian?
Za koa tsiazoko tsara le atao oe rendrarendran'zao tontolo izao? tsiaiko na mba afaka mis manazava kely? fa nitenin'Atr dia mapisaintsaina atsika.IKorintiana 10:23 Ny zavatra rehetra azo atao, nefa tsy ny zavatra rehetra no mahasoa, ny zavatra rehetra azo atao, nefa tsy ny zavatra rehetra no mampandroso

Ampy ahy Jesoa

rado


Site/blog

343 messages

posté le 2009-03-26 à 05:01:09

Tsara be daol le soso-kevitra fa ny anampiko az de le TA oe "fantaro ny zavatra rehetra ar tazon maf ze tsara". Amiko io teny io de mapirisika atsika rehetra anao zavatra rehetra kanefa @ maha olombelona atsika de zao manana saina tsika afahana manavaka ny tsara sy ny ratsy ka izay le oe tazon maf izay tsara. Tadidio ko ane fa t@ andron'ny Jesoa ane ka divay no fisotro rehefa misakafo e. Dikan'izan amiko ilain ian kosa le iz @ fahasalamana fa tandremo kosa tsy ho mamo. Ilain'ny vatana iany ko ny alkola kanefa aza de manao abus be loatra . Ny atao rendrarendran'izao tontolo zao ndray de zao izay rehetra mety ho filibana manohatra ar ts mifanaraka @ sitrapon'Andriamanitra toy ny fijangajangana sy fidoroana ary ny fisotroan diso tafaotra loatra. Tsy aiko na mahafe azy ireo na tsia fa zay alo ny version ako

papa


Site/blog

130 messages

posté le 2009-03-26 à 07:17:10

@ maha kristiana ahy d mila misakaiza @ olona rehetra nefa ny olona misy karazany (izany hoe tsy ny efa masina sy ny mpivavaka isan'andro iany no atao namana).
Ra t hisakaiza @ mpiloka, mpidoroka, sns enao na hitarika azy hanaraka anao d tsy avy d mandrara azy no ataonao voalohany satria mino aho fa avy atrany d hankahalainy enao @ zay, d ny fiarahako @ reny olona reny v dia azo itsarana ahy hoe maditra satria za @ io ftn io d hirevy iaraka @ zareo.
Ny olana mantsy @tsika kristiana dia ndraindray lasa borné ao apengonana ny fitoriana.

Avia ary hifandahatra!!

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-03-26 à 09:03:07

Mafana izy zany an!

Misy fahamarinany daôly reo resakareo ireo! ka ireto ny hevitro :

Marina mintsy fa tempolin'Andriamanitra tsika, ary tsara be refa mahatsapa an'izany isika

Marina fa oé refa kristiana dé tsy voatery oé miditra sampana vokovoko manga (choix io)
Saingy kosa an, na tsy parmi les vokovoko aza isika an, dé kristiana foana. :et:
Ka amin'ny maha kristiana antsika, raha tena matsapa tena isika dé tsy tsara lé "mimamo" na dé tsy VVM aza!
Ny tena mety angamba dé diniho manokana ny tenanao é!
oé, enao vé refa mba tsy maintsy miala-voly ka sendra misy zava-pisotro misy alcool éo anasàna anao dé :
ra tsapanao fa olona tsy dé mahay mifehy tena loatra ianao (mirobaroba raly) ka mety ho tonga @ stade oé "mamo" dé tsy dé mety angamba

ra efa fantatrao fa olona mora manaonao foana ianao raha misotro , dé aleo koa angamba milam, sa ahoana?

mé si vous pensez pouvoir bien gérer la situation dé enao iany io! saingy tandremo fa malama ny lalana an!

Ho an'izay mitandrina mafy tsy ho azon'ny fankam-panahy, dia tsy azo lavina fa kristiana miorina tsara izy ary io no tanjona ambony indrindra ra ny faitako azy!

Saingy ny olona nefa samy manana ny safidiny :

misy ny tonga dé "tout droit au but" izay sambatra ny olona mahavita an'izany

misy kosa ireo zay tsy mametraka olana amin'ny "Famantarana ny zavatra reetra alou, mba afahany manavaka ny ratsy sy ny tsara refa veo"
saingy mbola averiko iany fa "Tandremo fa malàma ny lalana an!"
ra olona tsy mahay mandé @ kiraro talon dé aleo tsy miditra lalina
ra "Light" kosa ny kiraronao ka atokisanao tsara fa tsy ampianjera anao dé "tandremo tsara ary é"!


Dernière modification le 26-03-2009 à 09:14:39

Dernière modification le 26-03-2009 à 11:24:44

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

papa


Site/blog

130 messages

posté le 2009-03-26 à 13:19:55

ka mba afahako mamoaka le efa tafiditra lalina no tsy maintsy idirako any iany koa ary tsy maintsy miditra lalina mba afahana manosika azy avy any aorina.
fa leizy zany efa fatatra fa oe ratsy e, saingy tsy ahatarika reo efa ao mintsy enao ra tsy somary miroboka kely ao alou, ahatra oe latsaka ao anaty fotaka ny firavakao, tsy maintsy mitsabaka ao enao vô mahazo an'iny fa misasa avy eo manala le loto.

Avia ary hifandahatra!!

tsingory


Site/blog

146 messages

posté le 2009-03-26 à 13:49:47

papa>lains>rado>andosoa>RJ
tandremo sao d mora tezitra nareo fa za vatambatampiteny zay an!!hoanareo mbola ts mahalala ahy!
mahafehy ny retra2 ny hevitrareo raha ny fahitako az koa!
isika efa manan ny fanahy masina tsy tsara fotsiny ny manao izay mampalaelo azy!
misy ilay tenin'i PAPA ery ambony hoe tsy voatery hoe borné ao ampiangonana isika mitovy hevitra amin'i papa aho amin'io!mampatsiahy ahy ny nanomezan'i JAONA tsiny an'i PETERA aho ny t@ niarahany nisakafo tam jentilisa!teztra b jaona tamin'izay fotoana zay!

tsingory


Site/blog

146 messages

posté le 2009-03-26 à 14:07:23

manana safidy isika nefa tandremo fa tenin'i JESOSY ny hoe aza miray amin'ny ratsy!!adiditsika ny mitory nefa koa refa itantsika fa tsy miaino ilay itoriana d "ahitsano ny vovoka amin'ny tongotrao" fa vita ny adidinao !sao mantsy lasa manaonao foana !!lé REVY mantsy refa ao ka miala kely ny GARDE-nao d mety K.O ao

papa


Site/blog

130 messages

posté le 2009-03-26 à 14:50:16

ka zay ane le oe miambena e!
fa ndray alou tsy pour an le oe refa tsy miaino d vita ny adidinao e, Jesoa ane ka niafara t@ fifantsiana t@ hazo fijaliana mintsy e, izy tsy nanao mintsy oe ande iakatra @ zay za fa tsy tafa reto, niaritra atram farany izy.
zany oe refa mirevy zany amiko d tsy tonga d azo tsaraina fôna oe isan'ny mpanota e, amiko zany araka ny efa voalazako tany ambony oe za t ho naman'ny olona rehetra fa tsy ny mpiara-mivavaka sy ny efa masina iany no ataoko namana satria za kristiana

Avia ary hifandahatra!!

Haga


Site/blog

551 messages

posté le 2009-03-26 à 17:11:23

Mafàna b ny resaka ato zany an! 18 msg en 3 jours gaga fotsiny za!

Ny hevitro alou ny am hoe:
1/- revy: manala azy, mety hoe misotro, mifoka, mandihy, bdb
2/- zava-mahadomelina (mifoka sy misotro) tsy tadiavin'ny vkvk manga de "abstinence totale", tena tsisy elanelam-panahy mitsy
Marina ny an'i Papa hoe mila mankany hitarika azy ireo, fa matoky ny tenanao tanteraka ianao ka tsy ho voasarika any au lieu de hoe mahatarika azy. Refa mankany hitarika koa angamba tsy voatery hoe manao ohatr'azy, sa ahoana?

mifohaza ianao maba handray ny Tompo

Haga


Site/blog

551 messages

posté le 2009-03-26 à 17:16:16

Mety hoe mafy b le "abstinence totale" arakarakin'ny ol fa le iz fiarovana an'ilay kristianina alou ngamba voalohany indrindra satria mafy ny miala am'izy ireny refa manomboka mandray azy.

Betsaka ny ol fantatro hoe tsy mety afaka am sigara sy rongony. Ny toaka alou, misy ny ol misotro fotsiny refa fety na ohatr'zany fa ny fifohana tena miteraka fakam-panahy lehibe de zay ngamba no nahatonga an'le iz.

mifohaza ianao maba handray ny Tompo

tsingory


Site/blog

146 messages

posté le 2009-03-26 à 21:03:35

papa>>ny tiako tenenina am lé wé vita ny adidinao dia : nisy vohitra tam andron'i Jesosy nandà azy !!nisy tanana iany koa nanirahan'i Jesosy ny mpianany dia nandà iany koa d zay ilay tiko tenenina hoe vita ny adidinao ,fa io miankina amin'izay CAS misy ilay olona toriana,ianao iany no mahalala azy satria na FITONDRANTENANtSIKA aza anie dia fitoriana koa izany na d tsy miteny aza ny vava !

papa


Site/blog

130 messages

posté le 2009-03-27 à 08:05:56

fa ny olana ane zany oa ndraindray d ny kristiana tsy manatanteraka fitoriana ra tsy ao apengonana e!
d ny tena mahagaga ahy koa d refa le misy manao tafika masina any Ambanivolo b reny zay tsisy afatsy fengonana tokana @ tanàna maromaro, de mbola ao @ io fengonana io iany no atao ny fitoriana.

Avia ary hifandahatra!!

papa


Site/blog

130 messages

posté le 2009-03-27 à 08:10:01

saingy tadidio fa ra mitory any @ bar enao na eny doany na tsy aiko,tsy tonga d handrava le zvt ataon lé oul eo, oh oe mirevy izy d tonga tapahinao toriteny sy hira, fa na ny fitafinao avy apengonana iny fotsiny aza d'efa ampy itarafana ny tinao ambara, ny fitondratenanao miaraka @ zareo eo d'efa fitoriana lehibe.

Avia ary hifandahatra!!

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-03-27 à 08:23:54

Papa Ra ny tafika masina natao farany teo aloha, dé tsy oé tao ampengonana iany no nanao fitoriana, fa nisy feu de camp kou tamizany niaraka t@ spectacle manala azy kely

Papa> Dé manentana anao ary aho hitory @ mpiara mrevy aminao

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

papa


Site/blog

130 messages

posté le 2009-03-27 à 08:41:42

Ando ny "Regaliste" rehetra v?

Avia ary hifandahatra!!

judic

posté le 2009-03-27 à 09:14:16

papa raiso ny mic de alefaso ny fitoriana ny regaliste

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-03-27 à 13:33:51

zay mintsy

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

tsingory


Site/blog

146 messages

posté le 2009-03-27 à 14:32:20

sambatra iany angé nareo manao tafika masina izany é!!

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-03-27 à 14:49:08

1 à 2 fois par an iany matetika no manao tafika masina é

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Tendry


Site/blog

21 messages

posté le 2009-03-29 à 14:12:32

fa tsara be ilay mifampandinika ho fampandrosoana

T.A dinihana kely :" Tsy izaho intsony no velona fa i Kristy no velona ato anatiko " ... anontanio tsara aloha hoe efa marina aminao ve io

D'accord be @ ilay tokony mitory @ any ivelany sady MAMPAHERY ... fa hatraiza ny fahavononam-panahinao @ zany ... sao dia matoky tena fotsiny fa tsy tarihin'ny FANAHY MASIN'ANDRIAMANITRA AKORY ...

Afaka miaraka miREVY ( miara MIFALY )tsara @ Jentilisa fa [u][b]tsy voatery manao ny ataony[/u][/b] ... tsy mila mandrara akory ianao ( sady tsy olona eo am-pisotroana toaka no ho teninteneninao ) fa na izy aza gaga hoe: REVY hafa ndray ny an'i leity ...




TENDRY
GOD BLESS YOU AND YOUR FAMILY



Répondre
Pseudo : Adresse e-mail:





Aide ?


Se souvenir de mes infos ( pseudo et e-mail ) :



Merci de recopier le nombre présent à gauche dans la case de texte ci-dessous ( Pourquoi ? )







Pour insérer une image dans votre message, cliquez sur " Parcourir ", sélectionnez l'image puis cliquez sur " Héberger l'image ". Vous obtiendrez alors les codes de partage.