Déjà inscrit au forum ? Identifiez vous ci-dessous ( Mot de passe perdu / Mail de validation non reçu ) :

Pseudo : Mot de passe :

Pas encore inscrit ? Inscrivez vous maintenant au forum !

Accueil du forum >> Tafatafa ALI

Toerana iray ahafahantsika miresadresaka !
Fanatsarana ny blaogy
papa


Site/blog

130 messages

posté le 2009-03-24 à 09:52:22

mety alou le hevitra t@ nanokafana ty blog ty e, mankasitraka ny tompon-kevitra.
fa mba ho fanatsarana d mangataka ny web master oe aona ra asina chat na discussion de direct hafa.
miandry ny hevitrareo!!

Avia ary hifandahatra!!

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-03-24 à 11:31:30

voaray sy hojerena ny fangatahanao, nefa aza adino fa hébergé ty zavatra ty ka miankina amizay possibilité ato iany.

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Rj


Site/blog

641 messages

posté le 2009-03-25 à 08:26:21

atôvy zay mety e :note:

papa


Site/blog

130 messages

posté le 2009-03-25 à 12:11:37

ary mba ataovy eto ze manana compte skype e! io mantsy zao nenay no tena mande fa sady iresahana @ fournisseur sy client, no serasera e!

Avia ary hifandahatra!!

rado


Site/blog

343 messages

posté le 2009-03-26 à 05:02:59

Marina zany ra Papa ah rah ny fandiniako az de miankina @ blog4ever ian iz ty. Sa diso ah?

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-03-26 à 11:48:00

Tsy diso Rado
tsy taitra tsika fa any andro iray mbola ho deba tsika dé ovaina site


Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

papa


Site/blog

130 messages

posté le 2009-03-26 à 13:27:49

mba manokafa ary compte skype daoly afahana miresaka mivantana e, io mantsy mba + discrêt par rapport @ messenger sy ny msn sy ny google talk e!

Avia ary hifandahatra!!

tantely

posté le 2009-03-27 à 08:26:04

papa sarinla nalain ovina io?

rado


Site/blog

343 messages

posté le 2009-03-30 à 08:23:27

. Fa iza marin alo mahay skype fa zah mil mampiasa an'io

Rj


Site/blog

641 messages

posté le 2009-03-30 à 10:01:03

ok papa a!
Fa mba acceptéo alou ny invitation-ko ao @ Yahoo Messenger e!
tô tsis valiny atr@ zao!

papa


Site/blog

130 messages

posté le 2009-03-31 à 15:43:36

rado manana le logiciel v nefa toi!

Avia ary hifandahatra!!

Rj


Site/blog

641 messages

posté le 2009-04-01 à 09:16:56

papa a!

rado


Site/blog

343 messages

posté le 2009-04-02 à 08:37:32

Tena tsy manana ah ndraso ar alo fa anao téléchargement aho de mianatra. Fa tena ilaik mint alo io na zan na ts zan d ef merci sahad itako tena vonna be enao zan hampianatra

papa


Site/blog

130 messages

posté le 2009-04-02 à 12:44:27

nga misy enarana zany e, otran reny messenger reny iany

Avia ary hifandahatra!!

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-04-02 à 14:12:51

za rireto miala tsiny fa mbola tsy afaka alou atreto a!

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

rado


Site/blog

343 messages

posté le 2009-04-03 à 08:23:25

ar aona marina le skype apetraka an anat site? in zan le tena tiko ho ay ny tena marina

Rj


Site/blog

641 messages

posté le 2009-04-03 à 12:29:14

fa skype sa chat no apetraka ato e?

papa


Site/blog

130 messages

posté le 2009-04-03 à 12:51:25

ka ty tsy mety asina chat kou, na le interface blog4ever ary tsisy chat akory.
fa ny tiako tenenina oe afaka miresaka @ skype ra misy afatra apitaina maika.

Avia ary hifandahatra!!

rado


Site/blog

343 messages

posté le 2009-04-06 à 07:56:08

aaaaaaayyyyyyy

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-04-06 à 14:11:05

efa misimisy zany nareo no ALI mi tchat ao? mafinaritra

za mbola sairana é

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

rado


Site/blog

343 messages

posté le 2009-04-07 à 06:12:35

Hatraty io sahirana io

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-04-08 à 09:13:59

katraty katrary

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

tsingory


Site/blog

146 messages

posté le 2009-04-08 à 14:48:13

aiza lé sary tam le 04/04/09 ry andosoa???

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-04-09 à 09:30:10

ho avy f'aza matahotra Tsingory a!

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

rado


Site/blog

343 messages

posté le 2009-04-10 à 05:59:54

Sad ze maharitra ane hono no hovonjena e

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-04-15 à 10:31:56

efa novonjeko ao ianareo mitady sary ô! ao @ Sorties/Fêtesnasiako azy

mbola lé 04/04 iany alou no vitako ao fa ny paka afaka kelikely ndray an?
(tsita fa sady mkandra e!)

Tsingory ao amizay ny sary nendrasanao na dé oé vitsivitsy iany aza fa lé ankizy kou tonga t@ ora samihafa

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

tsingory


Site/blog

146 messages

posté le 2009-04-16 à 22:31:24

misaotra an'i andosoa
d mazotoa o!

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-04-17 à 09:31:24

Tsisy fisôrana ô! dé misôtra anareo koa

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

lains


Site/blog

407 messages

posté le 2009-04-28 à 21:45:12

tsimet amiko mints le michat aminareo sy miskype satry efa deconect doly nareo zay za vo conecte isak ny alina e! dzle
Nefa soraty eo ny add skype nareo fa met inviteko ian!

Ampy ahy Jesoa

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-04-29 à 09:38:10

inona mou zany skype?

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

lains


Site/blog

407 messages

posté le 2009-04-29 à 19:03:29

fan njay nga njy? sa mod fan?

Ampy ahy Jesoa



Répondre
Pseudo : Adresse e-mail:





Aide ?


Se souvenir de mes infos ( pseudo et e-mail ) :



Merci de recopier le nombre présent à gauche dans la case de texte ci-dessous ( Pourquoi ? )







Pour insérer une image dans votre message, cliquez sur " Parcourir ", sélectionnez l'image puis cliquez sur " Héberger l'image ". Vous obtiendrez alors les codes de partage.