Déjà inscrit au forum ? Identifiez vous ci-dessous ( Mot de passe perdu / Mail de validation non reçu ) :

Pseudo : Mot de passe :

Pas encore inscrit ? Inscrivez vous maintenant au forum !

Accueil du forum >> Tafatafa ALI

Toerana iray ahafahantsika miresadresaka !
mafatifaty ny tanora ivandry
tsingory


Site/blog

146 messages

posté le 2009-03-18 à 00:17:06

mmaita anareo dia mahafaly!!
mazotoa manampy sary

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-03-18 à 08:15:58

Tsingory é! ianao kou anisany é! satria avy ao Ivandry iany!

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

tantely

posté le 2009-03-18 à 10:51:33

fiz alo i tsingory e?

gidraka

posté le 2009-03-18 à 14:07:09

salama daolo!!!!
marina lesy zany tsingory a!!!mlay mints ry zareo!!!(milay mints zay e:io n tena marna!)
fa ratately nga ts malala an tsingory??????
SALI E!!!!!!!!!

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-03-19 à 07:50:38

i Tsingory dia olona avy ao Ivandry iany ary mpivavaka tao amintsika, fa lavitra antsika izy amizao fotona zao ra ny fahazoako azy!

Aleo izy no anao présentation bébé kokoa

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

tsingory


Site/blog

146 messages

posté le 2009-03-19 à 14:15:57


mampimé nareo !!
betsaka ny mahafatatra ahy é!fa aleo mba atao suspens oan'izay tsy mahalala!
na lavitr'IVandry az dia matsiaro foana ny FOtoampivavahana sy ny nandraisana ahy FANASAN'ny TOMPO teto am FJKM Ivandry!d inn koa re nolaizaiko é!!
sssh zay iany angamba!mazotoa am fanompoana daolo!aty aminay tsy misy FJKM fa LOTERANA d izaho aho dia filoha lefitry ny TANORA loterana eto GRENOBLE !zay angamba aloha fa veloma ndray!!

rado


Site/blog

343 messages

posté le 2009-03-20 à 05:38:41

ay ve an lavitra be any tsingory e ie ny tena marina mlay mintsy alo ny ivandry fa mbola mlay ko les andram ah

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-03-20 à 08:20:02

mlay daôly ré refa mpivavak'Ivandry é

Tsingory mafinaritra é! Tsara bé izany manohy ny asan'Andriamanitra izany na dé any lavitra any aza!

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

tsingory


Site/blog

146 messages

posté le 2009-03-22 à 00:07:48

ary ty andosoa ty mazoto mikarakara ny blog nareo ato an!!

lains


Site/blog

407 messages

posté le 2009-03-22 à 11:50:01

Andosoa Andosoa Andosoa

Ampy ahy Jesoa

Rj


Site/blog

641 messages

posté le 2009-03-23 à 07:58:01

fanajana oan'ny Andosoa

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-03-24 à 08:17:11


Saingy okizay azafady fa matin'ny henatra i Andosoa

Isaorana Andriamanitra nanome ny hevitra

milay ny mpivavak'Ivandry sa tsy zay mou tsy sujet ty?

dé mafinaritra koa ny mpivavak'Ivandry taloha saingy mbola tsy manadino antsika toa an-dry Tsingory dé coucou ho an'ny chorale anareo any

Dernière modification le 24-03-2009 à 08:21:32

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

tsingory


Site/blog

146 messages

posté le 2009-03-24 à 23:06:29

Misaotra anareo ry tanora Ivandry!
d tsy adino koa ny ray amandreny mpitandrina !veloma hoy Tsingory wé!!lol

ary tena mahazo 2O/2O mitsy andosoa ato an!!!
i gidraka sy tantely moa aiza am lé sary ato??

rado>>aiza zany Andram,,,!!zany sa Andranomahery!!??

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-03-25 à 08:56:54

Tsingory Ra tenenina oé Tsingory vé ny Mpitandrina dé fantany?

ié! Andranomahery no atao oé Andram, dé Andram's girls sy boys no fiantsonay anzareo any

Tantely mba ampafantaro an'i Tsingory ny sarinao ono é!
Fa lé i gidraka oa tsy fantako mints é

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Rj


Site/blog

641 messages

posté le 2009-03-25 à 09:17:52

Ato @ty blog ty zany ny suspense n tena bobaka!
Tena bdb ny akizy ts haiko ato ka!

tsingory


Site/blog

146 messages

posté le 2009-03-25 à 18:14:53

Rj>> raha zany Rajaonarivo zany aloha d moramora iany no ahafantarana azy é!!!zany hoe tsy mis suspens!!!
andosoa>> mba manao zay hampmé anareo ré fa ts fantatr'i pastera zany ka!za aza hatramizay naha pasitera an'Ivandry azy indroa za no mba nahita azy!tam99 d tam2008 sendra nifanena tamiko teny TSarasaotra d hoy ilay olona niaraka tamiko hoe toa ts harabain'ialahy pastera!!??gaga b za fa indrisy efa lasa lavitra izy !!

rado


Site/blog

343 messages

posté le 2009-03-26 à 05:06:01

Tandremo zan rah Tsingory ah de mandalova ndray ar aty @ tanana e. Fa za ko sur fa tena ts fantatarao ko zn Andosoa ry mfanena nareo ?

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-03-26 à 11:53:51

zany alou dé tsy ferana
Ko na tsika aza vé zao afantatra anazy révô tsy misy sary?

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

tsingory


Site/blog

146 messages

posté le 2009-03-26 à 20:09:43

rado efa tokony niverina kely tany dago ndray za io am ty taona ty nefa voasompatra tam ty fanonganampanjakana ty ndray !
tena marina tokoa aloha fa tsy mis fantatro nareo eo amin'ny sary raha tsy vitsy kely iany!iza ry andosoa ry haga ry papa ry Rj ry sisa tsy voatanisa ???tena very aho!eny fa na ny mponina Ivandry aza tena efa niovaB

tsingory


Site/blog

146 messages

posté le 2009-03-26 à 21:09:25

dia aza iomezana ré o

papa


Site/blog

130 messages

posté le 2009-03-27 à 08:29:16

ary nareo v efa naita le forum @ moov mikasika mponin'Ivandry iny, tena m'lay Ivandry e!!
ndrindra mou fa ny FJKM Ivandry sy ny ALI, ny ankizy cool daoly fa tsisy konjokonjo mintsy, ny mpitandrina mafinaritra, etsetra e!
PS: fa iza marina alou i Tsingory fa zay mantsy tena mponin'Ivandry fôna atram zay fa tsy isan'le niova!!

Avia ary hifandahatra!!

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-03-27 à 08:45:32

Tsingory ao ary e! ao ary e! tsy iméhezana fa maninn ra mba asina sarinao eo @ avatar?

Papa tara bé ianao fa Ivandry teo akaikin'ny fiangonana ono izy no nipetraka ra tsy diso a!

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

tsingory


Site/blog

146 messages

posté le 2009-03-27 à 13:31:36

andraso itady sary alou ry andosoa a!
ry papa angé zany mety fantatro tsara é!!nefa...............mety tsy fantatro iany koa satria efa tena niova b wa ivandry ,lasa b olonab d olona tsy fantatro daolo ny ankabeazany!!tam za farany teo tany d jerijerevan'ny olona a hoé iza koa iny ????
d za koa mijery andrizareo wé iza kay nareo?????

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-03-27 à 13:37:18

zay zany lé oé "samy mba gaga" an!

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

tsingory


Site/blog

146 messages

posté le 2009-03-27 à 14:08:41

io za ry andosoa aa!fantatrareo am zay???

tsingory


Site/blog

146 messages

posté le 2009-03-27 à 14:10:49

efa tsy tanora intsony fa efa tanora zokiny!!

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-03-27 à 14:15:49

Tsingory otran'ny mbola tsy itako teny ivandry! lé sary kou somary kelikely
fa faly mafantatré

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

tsingory


Site/blog

146 messages

posté le 2009-03-27 à 14:36:55

ary mba asio nysarinareo tsi1 -1 moa koa klé!
ka zay wa ngé ry andosoa lé wé ny olona mijerijery ahy hoe iza koa iny ééé!!!
d zalé manao wé iza kay nareo???
papa>>fatatry papa sa tia???

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-03-27 à 14:51:47

ao @ album ao aza feno sarinay kou!


Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

tsingory


Site/blog

146 messages

posté le 2009-03-28 à 00:28:32

toa za sy RJ irery sisa no mametaka sary!!tssss!
ny andr"i PAPA moa lasa sarina kisoakely!!

rado


Site/blog

343 messages

posté le 2009-03-30 à 08:33:32

zah marina tokon hampiditra ny sariko ato ah aleo alo refa tena malalaka tsara fa mbola be kandra be



Répondre
Pseudo : Adresse e-mail:





Aide ?


Se souvenir de mes infos ( pseudo et e-mail ) :



Merci de recopier le nombre présent à gauche dans la case de texte ci-dessous ( Pourquoi ? )







Pour insérer une image dans votre message, cliquez sur " Parcourir ", sélectionnez l'image puis cliquez sur " Héberger l'image ". Vous obtiendrez alors les codes de partage.