Déjà inscrit au forum ? Identifiez vous ci-dessous ( Mot de passe perdu / Mail de validation non reçu ) :

Pseudo : Mot de passe :

Pas encore inscrit ? Inscrivez vous maintenant au forum !

Accueil du forum >> Tafatafa ALI

Toerana iray ahafahantsika miresadresaka !
Resaka kely momba ny A.G tamin'ny sabotsy
Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-02-03 à 09:26:27

Fialantsiny alo no apetrako voloany indrindra tompoko, ry ALI isany, satria tsy en forme ny tenako t@ A.G. iny dé tsy afa nanatrika.

Mba asio resaka kely eto ra azo atao ho an'izay nanatrika rehetra mba afahanay tsy tonga miaina mivantana amin'ilay izy,

Misaotra mialoha e!!


Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Rj


Site/blog

641 messages

posté le 2009-02-03 à 12:08:46

Mirary fahasalamana ho anao madama!
Izahay moa zany d tena miala tsiny fa d ts tonga fôna e! Na lé oe mivavaka ho an'tanindrazana ar mbôla ts tonga tany zay na 1andro aza.
Be ny adidy e!

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-02-04 à 13:22:27

Rj efa ça va fa misôtra é

fa mba aiza daoly ary lé ankizy namonjy AG

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

tantely

posté le 2009-02-05 à 08:45:37

miarahaba anareo ary,
za moa zany tara de ze tratrak iany no lazaiko:
tatitr momb nvola,ady hvtr momba ny fianrakir(hira mveriberin,sns...),ato akapela nir ref lahad ref tsmatotra ny feokir.zay ntratrak,dmazto daol ary

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-02-05 à 11:27:04

Tantely Misôtra anao é

Ary ra sendra ny hira tsy mety akapela mints dé aôna?

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Rj


Site/blog

641 messages

posté le 2009-02-05 à 15:08:42

d ts mihira


Mananiany zà an!

tantely

posté le 2009-02-06 à 07:55:48

ny hira rht az atao akapel daolka

Rj


Site/blog

641 messages

posté le 2009-02-06 à 09:46:26

Tantely mandreraka be ny manao hira akapela kou. Surtout ra vô somary ambony ny tonalité-ny

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-02-06 à 09:52:50

dé ina kou? dé ina kou?

za zany ita be oé tsi naaraka dé mkoropaka beuh !!

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Meva


Site/blog

86 messages

posté le 2009-02-06 à 10:02:54

Tantely, Ny aty mou d efa ts à la page tsony e!!

All you have to do is call
and I'll be there.You've got "Jesus"


Rj


Site/blog

641 messages

posté le 2009-02-06 à 12:55:54

Meva tsika 2 mitovy

rado


Site/blog

343 messages

posté le 2009-02-16 à 15:26:20

Eny e reny eo iany fa saingy zao. tsy aiko alo nareo rah nahatsikaritra an'le compte iny fa zah manoka mahita oe tena tsy sahirana ar-bola tsika. de eto ah zany de manenta antsika reetra oe inna no tokon atao mba ahazona vola. Ny hevitra rehetra alo amiko tokon tsy atao wa wa wa tson fa tokon tanterain mba amenona ny kitapombolan'ny chorale

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-02-17 à 08:31:18

lé projet t-shirt antsika zao aiza o aiza ry mpikarakara?

zany alou eo iany fa isika tsirairay zé malala tanana kou ao antin'ny fikambanana dé tena zava-dehibe

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Rj


Site/blog

641 messages

posté le 2009-02-18 à 11:21:43

tena ts arako tsony ny film.
Enjehiko @ taxi io ra zao no mitohy

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-02-19 à 08:30:08

resaka fitadiavam-bola ALI io ô

mba atolory zay azo atolotra Rj a!

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

rado


Site/blog

343 messages

posté le 2009-02-21 à 08:32:56

Tena marina le oe zay afaka manolo-tanana fa rah mis ko projet de tokon ho tanterahina fa tsy tenenia fotsin ko anefa sa aona

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-02-23 à 08:28:56

fa tsy haintsika kou zay efa fivorian zareo any alou an! Mety misy antony matou mbola miandry kely

oay zany fiarovako ny birao

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

rado


Site/blog

343 messages

posté le 2009-02-24 à 06:20:34

Normaly be ane rah miaro ny brao enao sa aona?

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-02-24 à 09:42:30

laingako zany euh!

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Rj


Site/blog

641 messages

posté le 2009-02-24 à 12:04:49



Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-02-26 à 08:22:49

ôtraotran'izao ary lé t-shirt amzay mba taitaitra tsika é! mon frère kou atokisako mints namboatra an'io design io hihihi!



ty ny dos :




Tokony ampidirina birao mon frère! hihihih



Dernière modification le 26-02-2009 à 08:25:43

Dernière modification le 26-02-2009 à 08:27:39

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

rado


Site/blog

343 messages

posté le 2009-02-26 à 08:50:47

Ar mahay manao sarina dessin ana t shirt ton frère an :c0:

Rj


Site/blog

641 messages

posté le 2009-02-26 à 13:13:18

ts ratsy lé zvtr

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-02-27 à 08:47:42

Ka mba mietsika sika mianakavy mba avitantsika an'io!! Mandraisa anjara!!

za ndray zany ao amin'ny fanentanana e!

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

rado


Site/blog

343 messages

posté le 2009-02-27 à 08:51:24

Handray anjar toko mo zan fa afengano le iz

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-03-02 à 09:06:28

zay mints

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Haga


Site/blog

551 messages

posté le 2009-03-02 à 13:54:06

fa inona no atao mba hisian'io t-shirt io fa tena ra mande taxi Rj za toa mande tgv ngamba?

mifohaza ianao maba handray ny Tompo

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-03-03 à 08:29:13

Fanohanana ara-bola e!

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

rado


Site/blog

343 messages

posté le 2009-03-03 à 09:07:41

Ar rah manohana lamba?

Rj


Site/blog

641 messages

posté le 2009-03-03 à 11:43:58

Rado hevitra mety

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-03-04 à 14:11:45

Mety daoly f'aza atao resaka mananiany fotsin fa tena izy an!

tonga dé miala any enao miaraka @ lamba

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe



Répondre
Pseudo : Adresse e-mail:





Aide ?


Se souvenir de mes infos ( pseudo et e-mail ) :



Merci de recopier le nombre présent à gauche dans la case de texte ci-dessous ( Pourquoi ? )







Pour insérer une image dans votre message, cliquez sur " Parcourir ", sélectionnez l'image puis cliquez sur " Héberger l'image ". Vous obtiendrez alors les codes de partage.