Déjà inscrit au forum ? Identifiez vous ci-dessous ( Mot de passe perdu / Mail de validation non reçu ) :

Pseudo : Mot de passe :

Pas encore inscrit ? Inscrivez vous maintenant au forum !

Accueil du forum >> Tafatafa ALI

Toerana iray ahafahantsika miresadresaka !
hetsika paska (concert)
tantely

posté le 2009-01-19 à 09:33:12

miarahab nrehtra,izay manana hira paska de omeo antantely atram fin janv,fataontsika @concert

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-01-19 à 09:36:10

voaray ôoo! ndraso mba itady ra maita ny tenanay

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

rado


Site/blog

343 messages

posté le 2009-01-21 à 08:27:06

daoly fa le paka ngah mbola live sa aona ndray fa ny ahy mantsy miankina @ zay le hira ho atao

tantely

posté le 2009-01-21 à 09:51:06

miarahaba antsika indray,le pak zan bol ts fatatr nliv ntsy,fa miakin @hir sny favononantsik rhtr ar koa ny pitendry.falefas daol z itanareo faz atao @io ditatsikeo.

Haga


Site/blog

551 messages

posté le 2009-01-22 à 06:20:35

hira talou! hira talou!

Tsenao
Avia ary hifandahatra

de andraso alou hieritreritra

mifohaza ianao maba handray ny Tompo

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-01-22 à 09:36:05

Aona moa lé "avia ary hifandahatra" ?

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Meva


Site/blog

86 messages

posté le 2009-01-22 à 15:29:53

Voaray ô!

All you have to do is call
and I'll be there.You've got "Jesus"


Rj


Site/blog

641 messages

posté le 2009-01-23 à 08:40:55

Ny ra nilatsaka
Ny rany nitete
Tao an-tampon'i Kalvary
Hosana
Mahazo manome hira vao2 vô ianarana ve?

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-01-23 à 09:01:50

Rj ko tsy zany mints ve zao no tadiavina?

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

rado


Site/blog

343 messages

posté le 2009-01-24 à 06:19:42

aleo mba asina klasika kely fotsin fa manjar lasa monotone be le iz sa aona hoy nareo?

tantely

posté le 2009-01-24 à 09:06:08

ny ten tsara nge ra mis hira vao2 e,azo atao tsar nclassic fmitak kotran maf sfaharetana av @tsik ijija ref mianatrir

Rj


Site/blog

641 messages

posté le 2009-01-24 à 09:42:37

rado marina mints zany tenin'i Tantely zany! tena mila kotrana ny manao classique fa miankina @tsika tsirairay avy iany io. Refa mazoto daôly ve mou inn ny olana

rado


Site/blog

343 messages

posté le 2009-01-26 à 08:26:40

eny ary e fa zao reto misy hira vavao tokony mba ataontsika ra mety.Hiran'exo ireto ah. de mon seigneur, il est seigneur, benit soit le pas,un seul Dieu. atoko fa mora kosa alo ny mianatra an'ireo e

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-01-28 à 12:57:47

rado ka tongava sur terrain mintsy enao miarak @ lé hira mba ho aingana kokoa e! @ repety e

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

lains


Site/blog

407 messages

posté le 2009-01-28 à 19:35:37

omano tsara fa zay vona hanatateraka e! ampiadio tsara ary ny hevitra e!

Ampy ahy Jesoa

rado


Site/blog

343 messages

posté le 2009-01-29 à 06:18:18

Voaray zany fa ho avy ts ho ela aho miarak @ hira fa aza mataotra daholo

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-01-29 à 12:25:22

mlay be zany

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

rado


Site/blog

343 messages

posté le 2009-01-30 à 05:34:06

daholo io ane reto refa ho atao de tena vita e sa aona oy nareo sad tsik efa mba mvotra tsara

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-01-30 à 08:36:02

zay ndrindra oa

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Rj


Site/blog

641 messages

posté le 2009-01-30 à 11:41:04

ndraso alou fa mbôla haka ny partition an lé hira zà fa ts ananako manko lé iz fa parole fotsn n aty amiko @zao.
"I bow my knee" lé hira zé mety manana ny partition-ny

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-02-02 à 11:19:57

Ento zay zaka e!

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Rj


Site/blog

641 messages

posté le 2009-02-02 à 14:12:55

e!

rado


Site/blog

343 messages

posté le 2009-02-16 à 15:45:37

manaona daolo afaka tonga @ azy ve za?

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-02-17 à 08:35:29

zany ndray vé o antaniana ry Rado a!

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Rj


Site/blog

641 messages

posté le 2009-02-18 à 10:31:31

zà wà d ts mety mahafola-tena ande ianatra hira zany mints
ôtrn mis sakana zany fôna refa sabotsy

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-02-19 à 08:31:36

mba tongava mou é

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Rj


Site/blog

641 messages

posté le 2009-02-20 à 10:23:23

Ando tena iezaka rapitso

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-02-23 à 08:30:22

Rj taiza akory

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

rado


Site/blog

343 messages

posté le 2009-02-24 à 06:22:39

Rj ah tapao le sakana e forceo alefaso ny tongotra fa tonga ao ian enao @ faran

Rj


Site/blog

641 messages

posté le 2009-02-24 à 12:00:44

Ando narary Anja d ts afaka
nefa kou zao @ heriny mbôla ts ho afaka fa mis adidy ts maints efaina
Rado ento am-bavaka r'ise a!

tantely

posté le 2009-02-25 à 08:38:46

maerez daol ar tsik retr



Répondre
Pseudo : Adresse e-mail:





Aide ?


Se souvenir de mes infos ( pseudo et e-mail ) :



Merci de recopier le nombre présent à gauche dans la case de texte ci-dessous ( Pourquoi ? )







Pour insérer une image dans votre message, cliquez sur " Parcourir ", sélectionnez l'image puis cliquez sur " Héberger l'image ". Vous obtiendrez alors les codes de partage.