Déjà inscrit au forum ? Identifiez vous ci-dessous ( Mot de passe perdu / Mail de validation non reçu ) :

Pseudo : Mot de passe :

Pas encore inscrit ? Inscrivez vous maintenant au forum !

Accueil du forum >> Tafatafa ALI

Toerana iray ahafahantsika miresadresaka !
Manao ahoana ny fety tsika ????!!!
kantomlay

posté le 2008-12-22 à 09:07:00

ato zan zé té anisy kozy momba anlé NOEL omaly é!

kantomlay

posté le 2008-12-22 à 09:10:52

en general alou lé izy tena BOMBA B
teo @ le sono fotsn somary ts d tsara d teo ian kou lé mpitendry fa lé comédie alou no tena nlay é!nahay nilalao daholo bandy sy n sipa
MERCI DAHOLO OAN MPANDRAY ANJARA ééé!!!!

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2008-12-22 à 09:17:14

tena nafnaritra kosa é ny mpijery aza itako oé mbola te ijery be daoly nefa vita lé zavatr

zay reetra naka film zany mba tiko jerena fa nenay kely fotsiny no azo

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

nian


Site/blog

5 messages

posté le 2008-12-22 à 13:05:39

Hello daholo

Za njery tao. Tsara fa tohizo. Tena nahafinaritra ankoatry ny nolazain'i Kanto momba ny sono fotsiny (trop be loatra)

Dia mankahery mandrakariva fa refa te hanao dia mahavita tsara e ! Ho voninahitr'Andriamanitra

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2008-12-22 à 13:22:28

Misotra anao ry "inconnu be" mba manoràta atsy @ présentation atsy ra mety e!
sô mba naka film enao io? na foto kou ilaina daoly an

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

nian


Site/blog

5 messages

posté le 2008-12-22 à 13:28:29

Ha !! Ay toko mo za inconnu !
Euh ... andraso ary ho atsy @ presentation e !
Sa hanao suspens be ohatr'i rms ...

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2008-12-22 à 15:08:35

nian mba ampio ry se lé prensenta a!

Lains félicitation aki t@ lé omaly reny fa nilay b reny na de mbola itako oé nisy tsy afa-po kely aza ndry nilay


Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

al


Site/blog

137 messages

posté le 2008-12-23 à 07:53:45

Za ko zany nahita hoe nilay le izy e, :n16: Surtout zany le comédie tena nilay e, afa-po aloha za e.

Misaotra ireo mpandray anjara rehetra e.

LE DIEU D'AMOUR est Fidèle, c'est au croyant de LUI obéir pour être béni.

rado


Site/blog

343 messages

posté le 2008-12-24 à 06:14:38

io ar le nlazaiko oe refa tena anao zavtr tsika mavita toizo fa tsara e

Haga


Site/blog

551 messages

posté le 2008-12-24 à 14:51:59

daholo e! nikotrana mafy mitsy nareo an! mbo asio sary am zay ry Ando mbo jerena a!

mifohaza ianao maba handray ny Tompo

Tendry


Site/blog

21 messages

posté le 2008-12-28 à 17:59:26

Tena Bomba marina zany izy tao a!
Aty ankodahoda aty ary maheno ny fanakony

Dia mahereza daholo mampitombo ny talenta nomen'Andriamanitra antsika tsirairay " fa tsy foana tsy akory ny fikelezanareo aina ao amin'ny Tompo "

Merry Christmas and Happy new year everybody

TENDRY
GOD BLESS YOU AND YOUR FAMILY

Meva


Site/blog

86 messages

posté le 2008-12-30 à 15:44:52

Le noel-tsika iny alou tena nlay e! ary betsaka ny mpijery no naharitra hatr@ farany. Antenaina fa nahazo vatsim-panahy entina hamakivakiana ny fiainana ny tsirairay tao anatin' iny fankalazana ny noely 2008 iny.
Mahafinaritra rankizy fa maromaroa ny ohatr reny! :

All you have to do is call
and I'll be there.You've got "Jesus"


fita

posté le 2008-12-30 à 17:58:49

slt, tena za lou naita oe RAITRA B ny fetitsika!
D eng anie hitohy otrireny foana ny zvtr rhtr!
Za mino fa nahazo aim-panahy daoly ry meva a!!

lains


Site/blog

407 messages

posté le 2008-12-30 à 20:20:52

noely za tany ant film vo tena nijery tsara fa tsy de manin tsara ! arenina ze tsy nety @ eritaona e! :n15:

Ampy ahy Jesoa

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-01-05 à 09:52:16

ao fa iezaka ampiditra sary amizay ny tenako, tsita fa zao vô miverina am lôniny ndray ny fiainana fa teo fety fôna e


Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Rj


Site/blog

641 messages

posté le 2009-01-05 à 15:41:11

ô ry reto a! nis oll vitsy2 nanisy critique an lé fetinareo ta@ iny. zà alou tena ts anhita mints na d kely ar a! Fa mapita vao2 fotsn zà.
Ts azon-dry zareo ono zay tena tian'lé mime sy comédie musicale ambara.
ötrn ts nis idiran'ny Noël mints ono lé iz!!!!!!!
Bof, ts aiko alou fa zà ar ts nahita kou inn mou no hoteneniko eo?


lains


Site/blog

407 messages

posté le 2009-01-05 à 21:26:11

rj refa noely zany de le misy mpiandry ondry anjely magy josefa sy marie ary zaza teraka reny foana: ie izay ny tena mahazatra antsika fa ny ali t@ ity dia te hilaza fa ny tsirairay mihintsy no tokony hievitra fa i jesosy dia teraka ao aminy ka naseho à fiainana an-davan'andro le izy satry ny tantaran'ny nahaterahan'i jeso dia efa diso haintsika avokoa
bref: ny hira alou de ten nis noely fa ny mim de maneho ny atao handraisana an jeso zan hoe le zaza teraka ary ny komedi ndray dia miresaka ny didin' Andriamanitra. oh: aza manonona foana ny anarany, sns...

Ampy ahy Jesoa

rado


Site/blog

343 messages

posté le 2009-01-06 à 06:16:40

apina classique kely fotsiny reny de ao tsara

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-01-06 à 09:20:06

Marna mints oé ra ny tantaran'ny nahaterahan'i Jeso angé efa lanintsika tsianjery mints é!

Sady ny Noely kou angé dé fotoana iray anararaotana itoriana ny TA, de mba noezahina mba oé nalaina t@ fiainana andavan'andro mba ho itan'ny olona mivantana kokoa, dé mety mba ho mora ho azy ny mandray azy!

Fa na zany aza marna fa @ maha noely azy dé tsi azo adino ny mankalaza, ary natao t@ alàlan'ny hira izany

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Haga


Site/blog

551 messages

posté le 2009-01-08 à 11:43:09

alou ry Ando tam'le sary 21 décembre a! ampio ra mbola mis e!

mifohaza ianao maba handray ny Tompo

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-01-08 à 12:34:37

Mba omeo sary avy aminareo oa za fa lavitra be daoly ny t@ appareil foto ako dé tsi dé mlay

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-01-13 à 12:16:13

ampio mints le sary!

Spy Spyromic sa Spy D??,

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

kantomlay

posté le 2009-01-16 à 13:15:06

SPYDERMAN

kantomlay

posté le 2009-01-16 à 13:17:38

dieny zao reto d mba so dé misy manana hevitra @Paka oe inona no mety atao ?dé mba kozina @ birao sa?

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-01-16 à 13:58:46

oé ankoatry ny hira ve sa mo hira fotsiny ny atao amin'io???


Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Rj


Site/blog

641 messages

posté le 2009-01-23 à 08:31:00

atôvy Gospel ndray e!
Sad zay zao oavy @ zay fa zany oe mbôla manao vacances kely fotsn! hihihi

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-01-29 à 12:26:59

Lé misy comédie sy mime iany no mlay fa tsi miira fotsiny é

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

lains


Site/blog

407 messages

posté le 2009-02-11 à 19:43:39

ary mba nanao ahoana alou ny fetin'ny stk t@ WE teo? fa zay mou tsy teto antoerana fa somary nandeha kely

Ampy ahy Jesoa

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-02-13 à 08:21:27

nafinaritra aki sady betsaka be tsika no tonga tao a!
- maraina fianarankira fa za mou zany efa lé mkaly atoandro vô tonga

- ap midi party kely, nisy rock fa taiz ndri e? tsisy lelà naay rock afa tsy côcô ny tena olana be
de avy eo natao repety farany lé ira dé niaraaba bonané an'i prezy stk
dé avy eo nandé nody za dé tsy aiko tsony ny suite ny teo.

- ndraso fa ho tantaraina antsary fa mbola miala any ô!

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

rado


Site/blog

343 messages

posté le 2009-03-03 à 09:22:29

Tsar daoly zan fa de toizo ar ny asan'Andriamanitra ar e

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-03-06 à 08:51:09

efa misy sary kely ao Rado a! efa naita?

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe



Répondre
Pseudo : Adresse e-mail:





Aide ?


Se souvenir de mes infos ( pseudo et e-mail ) :



Merci de recopier le nombre présent à gauche dans la case de texte ci-dessous ( Pourquoi ? )







Pour insérer une image dans votre message, cliquez sur " Parcourir ", sélectionnez l'image puis cliquez sur " Héberger l'image ". Vous obtiendrez alors les codes de partage.