Déjà inscrit au forum ? Identifiez vous ci-dessous ( Mot de passe perdu / Mail de validation non reçu ) :

Pseudo : Mot de passe :

Pas encore inscrit ? Inscrivez vous maintenant au forum !

Accueil du forum >> Tafatafa ALI

Toerana iray ahafahantsika miresadresaka !
MBA IZARAO TENIN'ANDRIAMANITRA SY VAVAKA RY RETO A !!!
Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2008-12-10 à 15:13:24

Allô! Allô

Tena itako lasa mafnaritra be le fifandraisantsika ato

Nefa mba aza adino mo lé mifampivavaka sy mitondra tenin'Andriamanitra etsy @ le rubrique etsy é! kony an!?

de mba teneno eto refa nisy nametraka ao de mora fantatray oé misy TA vavao ao

daolé

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Rj


Site/blog

641 messages

posté le 2008-12-11 à 13:34:21

Zà afaka mandefa prédication journalière fa ts mety ra vô ato @ Blog fa zao ngamba: lé référence biblique no apetrako ao fa ny fanazavana alefako par mail

Rj


Site/blog

641 messages

posté le 2008-12-11 à 13:46:14

Ho anareo reetra misy Tenin'Andriamanitra ho anareo atsy ry reto a!

Rj


Site/blog

641 messages

posté le 2008-12-12 à 09:38:48

Nametraka tenin'Andriamanitra atsy ndray zà

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2008-12-12 à 12:39:38

Rj

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Rj


Site/blog

641 messages

posté le 2008-12-15 à 09:41:29

Coucou daôly ndray
Mis TA ndray atsy ô

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2008-12-15 à 12:09:48



Misy napetrako ko ao an!

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

lains


Site/blog

407 messages

posté le 2008-12-15 à 19:46:38

Andosoa & Rj fa tsy ny mofo iany tokoa no iveloman ol fa ny...

Ampy ahy Jesoa

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2008-12-16 à 14:17:17

Lains zay ndrindra

Rj kosa maita fona an!

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Rj


Site/blog

641 messages

posté le 2008-12-17 à 06:57:37

omeko site ar nareo e!
www.labonnesemence.com
Mis tenin'A/tra sy fampianarana fohy isan'andro @ io site io.
Dia mahereza daôly!
Fa zao kou, mis sujet 1 zay atsy mba tiko entina am-bavaka.

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2008-12-17 à 12:25:18

entinay am-bavaka f'aza mataoatr

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Rj


Site/blog

641 messages

posté le 2008-12-17 à 12:56:05

Ando

Rj


Site/blog

641 messages

posté le 2008-12-17 à 13:38:37

Atsy ndray ny verset antsika androany.

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2008-12-19 à 12:17:48

OK

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Rj


Site/blog

641 messages

posté le 2008-12-19 à 13:02:24

Mis TA ao d mis vavaka iany koa ho anareo hanao Concert @ Dimanche. Mahereza daôly! Ny Tompo anie homba anareo tsirairay avy.

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2008-12-22 à 08:56:00

Tena misôtra betsaka au nom de ALI reetra fa tena nafinaritra le omaly

Avoaka miadana eo le foto an

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Rj


Site/blog

641 messages

posté le 2008-12-23 à 08:26:08

Minouchemi @ lé Facebook an
No ajouter-ko ao @ liste d'amis ako ndry d nosuggérer-ko ao kou Dr Todisoa.
Je t'attends e! D asio sary bdb

Rj


Site/blog

641 messages

posté le 2008-12-29 à 15:18:57

Atsy indray ny verset antsika androany.
Azfd fa ts nis TA izay elaela.
Mazotoa daôly ary mamaky e!

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-01-05 à 12:05:58

Msôtra ô! tena voky mintsy ny fanahy hatr@ nandraisanao anjara ry Rj

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Rj


Site/blog

641 messages

posté le 2009-01-05 à 15:34:41



Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-01-07 à 09:06:47

za kou kay nametra TA omaly ngamba ra tsy diso a

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Rj


Site/blog

641 messages

posté le 2009-01-09 à 10:05:48

Ry havana malala ao amin'ny Tompo, atsy indray ny sakafom-panahy ho an'ny androany

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-01-10 à 10:56:59


Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

rado


Site/blog

343 messages

posté le 2009-01-30 à 05:55:46

Mbola vao andefa TA ao mintsy ao zao fa mis TA somary nanaitra kely

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-01-30 à 08:39:01


Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Rj


Site/blog

641 messages

posté le 2009-01-30 à 10:53:33

Rado
Jereko refavieo fa zà mbôla somary b asa iany ato.

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-02-03 à 08:51:15

TA vaovao ao @ "Hafatra mahafinaritra" ao ô!

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Rj


Site/blog

641 messages

posté le 2009-02-03 à 12:03:41


Rj


Site/blog

641 messages

posté le 2009-02-05 à 15:16:09

pour tout le monde sans excéption atsy ny sakafo dia mazotoa homana daôly.

Mahefà be amin'ny asan'ny Tompo!

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-02-06 à 11:46:09

fa nahavoky tsara mintsy

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Rj


Site/blog

641 messages

posté le 2009-02-06 à 12:54:04

Ando ny Tompo no isaory fa Izy no manome antsika ny zavatra rehetra



Répondre
Pseudo : Adresse e-mail:





Aide ?


Se souvenir de mes infos ( pseudo et e-mail ) :



Merci de recopier le nombre présent à gauche dans la case de texte ci-dessous ( Pourquoi ? )







Pour insérer une image dans votre message, cliquez sur " Parcourir ", sélectionnez l'image puis cliquez sur " Héberger l'image ". Vous obtiendrez alors les codes de partage.