| Ho an'ny namana |
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
|
Rj

Site/blog
641 messages
|
posté le 2008-12-15 à 09:37:48
Andriamanitra tokoa no iantombenan'ny fanahiko, avy aminy ny famonjena ahy. Izy tokoa no vatolampiko sy famonjena ahy dia fiarovana avo ho ahy ka tsy hangozohozo loatra aho
Salamo 62, 1-2
Fa matoky aho fa na fahafatesana, na fiainana, na anjely, na ireo fanapahana, na zavatra ankehitriny, na zavatra ho avy, na hery, na ny ambony, na ny ambany, na inona na inona amin'izao zavatra ary rehetra izao, dia tsy hisy ahasaraka antsika amin'ny fitiavan'Andriamanitra izay ao amin'i Kristy Jesosy Tompo
Romana 8, 38-39
Ny lanitra sy ny tany ho levona, fa ny teniko tsy mba ho levona
Matio 24, 35
|
|
|
|
|
fitax
|
posté le 2009-01-01 à 19:18:07
Oziz lé tenin'A/tra hoe" Nahona ianareo no manahy ny ampitso ...." fa anjarany ony zany!! mahereza e
|
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
Rj

Site/blog
641 messages
|
posté le 2009-01-07 à 11:53:58
"Voahombo miaraka amin'i Kristy amin'ny hazo fijaliana aho, ary tsy izaho intsony no velona, fa Kristy no velona ato anatiko; fa izay ivelomako ankehitriny eo amin'ny nofo dia ivelomako amin'ny finoana ny Zanak'Andriamanitra, Izay efa tia ahy ka nanolotra ny tenany hamonjy ahy".
Galatiana 2, 20
|
|
rado

Site/blog
343 messages
|
posté le 2009-01-10 à 13:57:09
Fa zao ko tadidio :"Ny zanako sy ny asan'ny tanako dia aoka ho adidiko ihany"
|
|
Rj

Site/blog
641 messages
|
posté le 2009-01-30 à 11:44:35
Rado
Ampiako hoe: "Izaho no hiady ho anareo fa ianareo kosa hangina".
Miala tsiny fa tsy tadidiko ny verset misy azy fa ny assentiel d ilay hafatra omen'ny tenin'Andriamanitra.
Hafatra ho antsika tsirairay avy io amin'izao toe-javatra misy eto amin'ny firenena izao.
Dia mahareza daholo ary mazotoa mivavaka fa mila vavaka Madagasikara.
|
|
|
rado

Site/blog
343 messages
|
posté le 2009-04-02 à 06:36:49
Anisan'ny mba nanitra ity satri zan mamak baibol at @ machineko ah de izao lay teny "Hianao izay efa notantanako avy tany amin'ny faran'ny tany
ary nantsoiko avy tany an-tsisiny ka nilazako hoe:
Mpanompoko ianao,
Efa nofidiko ka tsy mba nariako:10 Aza matahotra ianao, fa momba anao Aho;
Ary aza miherikerika foana, fa Izaho no Andriamanitrao;
Mampahery anao Aho sady mamonjy anao;
Eny, mitantana anao amin'ny tanana ankavanan'ny fahamarinako Aho.11" Isaia 41 no misy az ao anatiny ao ny andininy zay de mahereza daoly
|
|
TENDRY
GOD BLESS YOU AND YOUR FAMILY
|