Déjà inscrit au forum ? Identifiez vous ci-dessous ( Mot de passe perdu / Mail de validation non reçu ) :

Pseudo : Mot de passe :

Pas encore inscrit ? Inscrivez vous maintenant au forum !

Accueil du forum >> Mozika

Ato ahafantsika miresaka bebe kokoa momba ny hira sy ny tontolony !
Mpihira iza no mba tena manintona anareo ny style-ny?!!
Hery


Site/blog

108 messages

posté le 2009-07-16 à 17:02:08

na gasy na vazaha lazao eto daholo!!!

Ankino amin’i Jehovah ny lalanao ary matokia Azy fa hataony tanteraka."

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-07-17 à 09:19:47

hira évangélique?

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

rado


Site/blog

343 messages

posté le 2009-07-17 à 15:24:35

Le tarika zay vo hita zao no tena maninton ana ny styleani

Hery


Site/blog

108 messages

posté le 2009-07-18 à 09:25:00

na évangélique na an'izao tontolo izao mety daholo. fa ny tsara oe samy lazaina eto daholo ny évangélique sy ny an'izao ttl izao!

Ankino amin’i Jehovah ny lalanao ary matokia Azy fa hataony tanteraka."

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-07-22 à 09:04:56

nenà manokana alou refa manao style rock izy na iza na iza na hira tsotra na hira évangélique dé tondé manintona anà rery alou ny fantatro

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Hery


Site/blog

108 messages

posté le 2009-07-22 à 20:13:05

Raha ny anà aloha d tena otran'ny bdb e!
Raha vazaha d ao ry MJ, George Benson, Babyface, W.Houston, mozart...
Raha gasy ndray ankoatra lé antitrantitra ohatranay ireny d tena ankafiziko ry Kiaka, raimbl, silo, solo, rija
Ny évangélique d Laurent rakotomamonjy, amaf, ny mpitory ary ny sangan'asan'i Aimé Raoeliarijaona

Ankino amin’i Jehovah ny lalanao ary matokia Azy fa hataony tanteraka."

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-07-23 à 13:41:40

presque tiko daôly zany reo lazain'i Hery reo e! saingy za tsi té iteny anarana fa sô miangatra

lé Aimé Raoeliarijaona iany no tsi dé arako oé ôtraotran'ny aôna mou ny sanganasany?

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Hery


Site/blog

108 messages

posté le 2009-07-27 à 17:26:02

Oay e! Be d be ny hirany tsara sy sûr à fa efa henonao: Fiadanana feno, Ampidino eto anio... tsisy tadidiko daholo izy zany!!

Ankino amin’i Jehovah ny lalanao ary matokia Azy fa hataony tanteraka."

miranys


Site/blog

197 messages

posté le 2009-07-28 à 13:30:37

ny anà koa zany presque tiko daholo indrindra fa ny classique :note:

Rj


Site/blog

641 messages

posté le 2009-07-31 à 09:03:55

Zà kou tena mankafy Aimé Raoeliarijaona. Paix à son âme!
Raha ny style manintona anà ndray d genre Pop Rock, Slow Rock fa ts tia Hard Rock zà.Ny Jazz kou tiko.
Raha chanson évangélique ndray dia ny classique no tena tiko.

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-08-04 à 12:40:57

Nenà zany bobaka bé ny tena tiko é!

fa ny tsy tiako fotsiny angamba sisa no azoko lazaina dé lé hira commerciale bé lôtra reny sauf ra @ amin'ny andro fety sy refa manala azy tsi olana! :note: souple lé sofina é


Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Hery


Site/blog

108 messages

posté le 2009-08-04 à 22:07:43

Ny ahy aloha zany lé hira mafàna tsy d voako mihitsy e! Kanefa ireny zao no tena asisiky ny haino aman-jery any andoha!!!

Ankino amin’i Jehovah ny lalanao ary matokia Azy fa hataony tanteraka."

Rj


Site/blog

641 messages

posté le 2009-08-05 à 14:26:50

mino aho fa zay n antony nanôvan'i Ando az oe commercial

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-08-06 à 12:53:58

hihihi! manana ny mpitia azy kou nefa reny! tsita é!

fa refa fety kosa ve tsy itanareo oé mandihy iany lé oul na tia na tsy tia? lé fety t@ farany teo Rojo a!

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Rj


Site/blog

641 messages

posté le 2009-08-06 à 16:34:13

ie zay mints

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-09-18 à 12:42:55

surtou ny zazah an-dry! nandihy tsara mintsy

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Répondre
Pseudo : Adresse e-mail:





Aide ?


Se souvenir de mes infos ( pseudo et e-mail ) :



Merci de recopier le nombre présent à gauche dans la case de texte ci-dessous ( Pourquoi ? )







Pour insérer une image dans votre message, cliquez sur " Parcourir ", sélectionnez l'image puis cliquez sur " Héberger l'image ". Vous obtiendrez alors les codes de partage.