| Hira ilaintsika mpikambana ALI |
Andosoa

Site/blog
1532 messages
|
posté le 2008-09-17 à 08:58:04
:note:
(Na na na na...)
Tu es mon ami,
Tu es ma joie
Tu es mon reconfort
(Tu es)tout ce dont j'ai besoin
Quand je me sens triste et isolé
En toi Seigneur, je peux compter
(Amen,...)
(Raha)toa ianao ka very dia
Eo izy hanampy anao
Ny fiainanao omeo Azy
Ho tsapanao ny heriny
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
Andosoa

Site/blog
1532 messages
|
posté le 2008-09-17 à 08:59:16
Seigneur, ton Esprit souffle
Seigneur, ton amour me touche
Je ne peux devant Toi
rester indifférent
Seigneur, ton amour me touche
Dernière modification le 16-12-2008 à 12:12:38
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
Andosoa

Site/blog
1532 messages
|
posté le 2008-09-22 à 09:48:47
Hira @ 28 septembre STK : :note:
"Ekeko tsotra izao" Laurent Rakotomamonjy
Tompo o ekeko tsotra izao
ity antsonao miangavy mitalaho
Fa ny fotaky ny fahotako
No hitalahonao mba hialako
Tompo o ekeko tsotra izao
Fa tsy fantatro akory
Fa hay ny fianako rehetra dia efa ho very
O ry tompo o
Tsy nafoinao hihosombovom-pahotana
Mihanahana zato tenako misalasala
Tsy foinao ho latsaka an-davaka aho ka hitomany
Fa nekenao mba ho tiana ka narovanao hatrany hatrany
feno hafaliana ty foko fa manana anao
be fitia,tsy mahafoy fa manoro raha toa tsy mahay
Fa raha tsy noho izay fitiavanao ahy zay angamba efa very aho efa very aho efa very aho tahaka izay
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
Andosoa

Site/blog
1532 messages
|
posté le 2008-09-22 à 16:00:27
Je suivrai mon Seigneur - EXO Eclats 4
Je suivrai mon Seigneur
et mon Maître
Sans jamais m'éloigner de ses pas
Sans que rien ici-bas ne m'arrête
Et sans rien que le chant de sa voix
Je vivrai de bonheur
et de grâce
De l'amour que son coeur m'a donné
Et que rien ici-bas ne l'efface
C'est le voeu de mon âme assoiffée
Un seul instant
Auprès de toi
Vaut bien les heures et la route
Tout, pour autant
Que ce soit toi
Qui m'accompagne
Au parvis de ta joie
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
Andosoa

Site/blog
1532 messages
|
posté le 2008-09-22 à 16:04:13
C'est si bon
de louer son Nom
De chanter des louanges
et gloire à son Saint Nom
de proclamer sa fidélité
chaque jour infiniment
:note:
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
Haga

Site/blog
551 messages
|
posté le 2008-09-28 à 18:26:18
Misaotra betsaka tam tononkira e ! Dommage f'efa vita ilay antam-panahy vao hitako ilay izy fa dia am manraka a oha zany efa kopy hoe misy sopapa ato.
|
mifohaza ianao maba handray ny Tompo
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
kantomlay
|
posté le 2008-11-18 à 09:53:30
aon reto fanalana track eny ambony scene fa za rain-tetaka be ref manao solo de mnalana le hira
|
|
kantomlay
|
posté le 2008-11-18 à 09:56:27
so de misy manana tonon-kira avm na lien ahitana tonony fa ilaina @ fetin'ny taninketsa
|
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
Andosoa

Site/blog
1532 messages
|
posté le 2008-12-16 à 12:25:11
AINA VAOVAO
Nomenao ny safidy
Ho an'izay mangetaheta
Ka na ny mamy na mangidy
Dia ho zakaina tsisy fetra
Nomenao ny Fandresena
Ho an'ireo manoa anao
Olo-maro sesehena
No efa voafantinao
Nomenao ny lova tsara
Ho an'izay mpanompo sahy
Ny mofon'aina tsy voarara
Izay mamelon'ampanahy
Nomenao fiadanan-tsaina
Herim-po tsy hay fefena
Tsy hain'ny ratsy hambakaina
Tsy hainy koa mba horesena
Nomenao ny famonjena
Ho fiainam-baovao tokoa
Ny ranon'aina izay ekena
Ho tena hazavana soa
Nomenao ny fifaliana
Ho fiadanam-po izao
Sy izay rehetra irariana
Ho an'izao tontolo izao
Ref : Aina vaovao hatrany
No natafinao ho anay
Zava-tsoa tsy mety lany
Nafafinao ho anay
Tompo ô Ianao irery
No miaro tsy ho lavo
Sy mamonjy ny ho very
Ho sambatra sy ho ravoravo
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
Andosoa

Site/blog
1532 messages
|
posté le 2008-12-16 à 12:31:33
Noelim-pinoana
Manarangarana anie i satana
amin'izao Krisimasy
Hanambatra reo mihanahana
mihevitra tsy hisy tasy
Hanadihady ny amin'ny Noely
sao misy tsy mahay
Ka ho azony eo reo lehibe sy kely
ka tsy handova ny Ray
Koa tandremo zalahy
ny finoanareo
Tsy adalain'i satana
ka handetika antsika
Araraoty ny andro anio
(hisavana lalana)
mba hizorana ho any
(ny mandrakizay)
Koa samia miezaka isika
mba ho Noelim-pinoana
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
Andosoa

Site/blog
1532 messages
|
posté le 2008-12-16 à 14:04:29
NOELY MALAZA
Noely, Noely fetin-jaza
fifalian'ny zaza
sy fety malaza
ka injao mifaly
Noely, fety malaza
Noely, fetin'ny zaza
He misomebik'ery
refa tonga Noely
Noely, hehy sy korana
Noely, Ravo tsy tana
Ho fiderana
fa tonga Jeso zazakely
(Inona ary)
Noely ve, (fetintsakafo)
Noely ve, (fetin'akanjo)
Io no Noelintsika
ankehitriny
Tonga, Jesosy zaza
Tonga, Noely malaza
Io no hobio sy derao
fa Tompo malaza
Noely, lay famonjena
Noely, ny firenena
feno fitiavana
sy fanavotam-panahy
Misy ny maro efa kivy tokoa
satria hono ao am-piangonana ao
misy rakitra in-droa isan'andro
tsy tantiny koa
Misy ny sasany kosa sahirana
tsy mba manana akanjo fianjaika
ka menatra dia tsy tonga
miangona izy
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
Rj

Site/blog
637 messages
|
posté le 2009-02-03 à 12:28:29
Ty zao ny ahy ny hira mba isan'ny tiako
Hiverina aminao aho ry Raiko
Ilay trotraky ny ota natao
Matoky ny fo sy ny saiko
Fa tsy mba ho lavinao
Indro atolotro, ho anao tokoa
Izany tenako
Miaraka amin'ireo halotoako
Sakambino sy fihino
amin'ny sandrinao
mba hialoka ambany elatrao
Variana sy tena sondriana
Tamin'ny alina mety lo
Tsapako raha nanao jery kina
Fa nanenina mafy tokoa
Zao ry Raiko no ato an-tsaiko
borahiko aminao mba valio aho
raha mba misy azonao atao
Sambatra aho, tretrika aho
satria fantatro fa efa namindranao fo
|
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|