Déjà inscrit au forum ? Identifiez vous ci-dessous ( Mot de passe perdu / Mail de validation non reçu ) :

Pseudo : Mot de passe :

Pas encore inscrit ? Inscrivez vous maintenant au forum !

Accueil du forum >> Fianarana/ Asa

Azontsika resahana ato rehefa momba ny fianarana, ary ny tontolon'ny asa (tolotr'asa sy fitadiavana,...)
papa


Site/blog

127 messages

posté le 2009-03-24 à 14:08:56

Haga ao @ MADCOM (Antanimena) na Value Data (Tanjombato) mitady OS fôna fa tsy aiko na mandray izy zao fa asaivo andramany iany alou.

Avia ary hifandahatra!!

Haga


Site/blog

546 messages

posté le 2009-03-26 à 17:44:51

Papa, merci am'le info

Inoanay fa hitarika azy ianao n'aiza, n'aiza aleha

rado


Site/blog

340 messages

posté le 2009-05-12 à 06:46:53

ôka alo MADCOM zao tsy ao antanimena tsony fa aty @ Zone galaxy satria manao programation ato ah mantsy. Sad mbola tsy mandray ko alo @ zao, fa ny tena sur de ao @ infoscribe Anosizato manao recrutement @zao DIADEIS Tsimbazaza ko raha tsy diso ah de any alo le oul mande, fa sô de fantatro le oul fa efa nis ALI niresaka tamko an'izy io mants.
Haga ah, le oul tsy hoe hianatra fa mitady asa ampenarana an'reo zavatra ireo na ecole na particulier met daholo

Haga


Site/blog

546 messages

posté le 2009-05-17 à 19:40:07

Rado, zay vao tena mazava. Ary samihafa ve le Madcom sy Vivetic?

Inoanay fa hitarika azy ianao n'aiza, n'aiza aleha



Répondre
Pseudo : Adresse e-mail:





Aide ?


Se souvenir de mes infos ( pseudo et e-mail ) :



Merci de recopier le nombre présent à gauche dans la case de texte ci-dessous ( Pourquoi ? )







Pour insérer une image dans votre message, cliquez sur " Parcourir ", sélectionnez l'image puis cliquez sur " Héberger l'image ". Vous obtiendrez alors les codes de partage.