Déjà inscrit au forum ? Identifiez vous ci-dessous ( Mot de passe perdu / Mail de validation non reçu ) :

Pseudo : Mot de passe :

Pas encore inscrit ? Inscrivez vous maintenant au forum !

Accueil du forum >> Santé/Sport/Loisir

Ato indray isika no afaka miresadresaka momba ny fahasalamana ! Fanatanjahan-tena, ary Fialamboly isankarazany
al


Site/blog

137 messages

posté le 2008-10-23 à 13:06:28

Ka le resaka fotoana oua sarotra be, angamba tokony ampiana andro 1 mintsy le week-end, ra mba te hilomano zany anie de tsy maintsy @ fotoana fianarana hira e.

LE DIEU D'AMOUR est Fidèle, c'est au croyant de LUI obéir pour être béni.

ravo


Site/blog

107 messages

posté le 2008-10-23 à 13:21:56

Za ary tsy mianatra hira nefa tsy manam-potoana mahamenatra

Haja


Site/blog

62 messages

posté le 2008-10-24 à 09:06:59

raha mba 3 jours tokoa moa ny weekend

Homba anao anie Jeso

Felana


Site/blog

82 messages

posté le 2008-10-27 à 09:17:39

Weekend 3 jours

Mahareta amin'ny fivavahana

Haja


Site/blog

62 messages

posté le 2008-10-28 à 09:28:33

De inona ny vaovao? mba tantarao ndray ny sport t@ weekend! ny ana basket ndray t@ sabotsy

Homba anao anie Jeso

Andosoa


Site/blog

1526 messages

posté le 2008-11-03 à 12:04:26

ny anà fitn t@ sabotsy de reraka be zao fa tratran'ny courbature kely

Dernière modification le 07-11-2008 à 09:17:18

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

ravo


Site/blog

107 messages

posté le 2008-11-04 à 07:57:04

oh tsy maintsy mikotrana kely isa-maraina analàna azy

Andosoa


Site/blog

1526 messages

posté le 2008-11-04 à 11:35:13


Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Haja


Site/blog

62 messages

posté le 2008-11-04 à 15:28:50

ny ana ndray basket no natoko

Homba anao anie Jeso

Andosoa


Site/blog

1526 messages

posté le 2008-11-05 à 09:42:27

milay zany

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Haga


Site/blog

546 messages

posté le 2009-05-15 à 21:03:48

dia tsy nisy nanao sport intsony!
Tsika nefa zao mikarakara tournoi izay manomboka rampitso de mahagaga fa tsy mbo misy mitantara ato mitsy ny fiomanana b ataon-dry zareo athlète!

Inoanay fa hitarika azy ianao n'aiza, n'aiza aleha

Andosoa


Site/blog

1526 messages

posté le 2009-05-25 à 13:04:29

lasa aiza marina ry mpanao volley isany? tô enoko oé vizan fôna ono tsika t@ volley fa basket ono no mba naita mangirana! marina ve zany tantara zany?

ny kotrana antsika iany ry Haga no mlay a!

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

miranys


Site/blog

197 messages

posté le 2009-06-11 à 14:50:50

ina ny kotrana anareo?

Haga


Site/blog

546 messages

posté le 2009-06-16 à 20:00:32

robicrobic e!

Inoanay fa hitarika azy ianao n'aiza, n'aiza aleha

Andosoa


Site/blog

1526 messages

posté le 2009-06-17 à 14:48:01

aé aé akia a!

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

miranys


Site/blog

197 messages

posté le 2009-06-18 à 14:38:15

aie aie aie! ina re zany e??

Andosoa


Site/blog

1526 messages

posté le 2009-06-23 à 10:54:39

ampijalinareo mints Miranys an!

sport mbevavy akia!

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

miranys


Site/blog

197 messages

posté le 2009-07-09 à 11:16:00

ah! ok! so iany fa teo Andosoa

Andosoa


Site/blog

1526 messages

posté le 2009-07-14 à 14:28:31

zany ono

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe



Répondre
Pseudo : Adresse e-mail:





Aide ?


Se souvenir de mes infos ( pseudo et e-mail ) :



Merci de recopier le nombre présent à gauche dans la case de texte ci-dessous ( Pourquoi ? )







Pour insérer une image dans votre message, cliquez sur " Parcourir ", sélectionnez l'image puis cliquez sur " Héberger l'image ". Vous obtiendrez alors les codes de partage.