Déjà inscrit au forum ? Identifiez vous ci-dessous ( Mot de passe perdu / Mail de validation non reçu ) :

Pseudo : Mot de passe :

Pas encore inscrit ? Inscrivez vous maintenant au forum !

Accueil du forum >> Santé/Sport/Loisir

Ato indray isika no afaka miresadresaka momba ny fahasalamana ! Fanatanjahan-tena, ary Fialamboly isankarazany
Hery


Site/blog

108 messages

posté le 2009-07-05 à 10:22:57

K efa nandramako anie lé izy fa mangidy e!!

Ny fanaovana chef de choeur zany mila feo marina tsara fa tsy mamalana ohatranà!!... lé "choeur" mety ho vitako ihany fa lé "chef de" mihitsy no ho sarotra

Ankino amin’i Jehovah ny lalanao ary matokia Azy fa hataony tanteraka."

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-07-06 à 10:49:29

Mahavita enao fa mety oé tsy courage @ lé tsy manam-potoana fotsin é? hihihih

Hery a! misy mteny kou ané oé révô mihira 2è voix fôna dé simba lé feo no iafarany! mitombona vé zany?

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Haga


Site/blog

551 messages

posté le 2009-07-07 à 16:27:22

manimba feo hono izy io, za alou mandinika fa misy feo tsy takatro ntsony mitsy e! tena tonga de tankina tanteraka, mety hanao fialan'ny jiosy am io feo faha-2 io ihany ngamba ny tena

mifohaza ianao maba handray ny Tompo

Hery


Site/blog

108 messages

posté le 2009-07-07 à 21:58:42

marina zany!! tena manimba feo mihitsy ny fanaovana 2ème voix foana. Ny tsara dia mba manao feo 1° matetika.

Ankino amin’i Jehovah ny lalanao ary matokia Azy fa hataony tanteraka."

miranys


Site/blog

197 messages

posté le 2009-07-09 à 11:21:24

zany ve?
soa iany aloha za tsy 2è

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-07-14 à 14:26:56

zay mou zany tsi afa manôtra

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Hery


Site/blog

108 messages

posté le 2009-07-15 à 11:57:18

mlay anefa anie lé manao 2è voix e!!

Ankino amin’i Jehovah ny lalanao ary matokia Azy fa hataony tanteraka."

miranys


Site/blog

197 messages

posté le 2009-07-16 à 14:52:14

ita oa! mlay fôna io! sady raha tsy misy anareo vô maika tsi mlay



Répondre
Pseudo : Adresse e-mail:





Aide ?


Se souvenir de mes infos ( pseudo et e-mail ) :



Merci de recopier le nombre présent à gauche dans la case de texte ci-dessous ( Pourquoi ? )







Pour insérer une image dans votre message, cliquez sur " Parcourir ", sélectionnez l'image puis cliquez sur " Héberger l'image ". Vous obtiendrez alors les codes de partage.