Déjà inscrit au forum ? Identifiez vous ci-dessous ( Mot de passe perdu / Mail de validation non reçu ) :

Pseudo : Mot de passe :

Pas encore inscrit ? Inscrivez vous maintenant au forum !

Accueil du forum >> Santé/Sport/Loisir

Ato indray isika no afaka miresadresaka momba ny fahasalamana ! Fanatanjahan-tena, ary Fialamboly isankarazany

Mahatsara Feo
Andosoa


Site/blog

1624 messages

posté le 2008-09-08 à 15:17:56

Samy manana ny karazam-peo isika. Misy fomba fiteny oe "manga feo" "fotsy feo". Ao koa ireo lazaina fa "matanjaka" ny feony na "maivana", sns...
Inona marina no tena feo "Tsara" ary manana toro-hevitra ve nareo mba ahatongava amin'izany? :note:


Dernière modification le 10-09-2008 à 13:08:16

Dernière modification le 10-09-2008 à 13:50:05

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

ravo


Site/blog

107 messages

posté le 2008-09-09 à 10:13:12

Ilay manavaka azy aloha tsy de haiko loatra é! fa ny fanaoko zao dia mihirahira vao maraina fotsiny dia hitako hoe mampisokatra ny feoko

Andosoa


Site/blog

1624 messages

posté le 2008-09-10 à 10:44:39

Ty zao no hitako, fikarakarana feo alohan'ny spectacle :

- Bien dormir, et se lever tranquillement

- Prendre de l'eau chaude, du miel et un zeste de citron pressé mélangé!

- Ne fumez pas

- fais dix minutes de sons en bouche fermé, sans forcer.

- fais comme une sirène ( de pompier), mais bouche fermé.


Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

ravo


Site/blog

107 messages

posté le 2008-09-11 à 10:18:40

ie, mety tsara ny Tantely !

Felana


Site/blog

82 messages

posté le 2008-09-11 à 14:02:16

Rehefa mazoto mihira matetika fotsiny dia efa mampiova ny feo avoaka

Mahareta amin'ny fivavahana

Andosoa


Site/blog

1624 messages

posté le 2008-09-15 à 10:19:35

Lé échauffement ataonay isaky ny alohan'ny répétition iny koa mety mba hampisy vokany @ feoko an! :note:

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

ravo


Site/blog

107 messages

posté le 2008-09-16 à 13:04:12

Ie, tsara mintsy zany zavatra ataonareo izany

Felana


Site/blog

82 messages

posté le 2008-09-17 à 13:06:32

ilay fanaontsika ody kohaka ireny koa mampisokatra feo (citron,miel,jaune d'oeuf)

Mahareta amin'ny fivavahana

Andosoa


Site/blog

1624 messages

posté le 2008-09-17 à 13:59:10

ie, efa hitako koa fa tena marina io

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

ravo


Site/blog

107 messages

posté le 2008-09-23 à 08:31:34

Afaka mba azavainareo eto ve zany échauffement ataonareo zany e!

Felana


Site/blog

82 messages

posté le 2008-09-24 à 09:53:27

Exercice isankarazany izany ka misy sary sy feo mintsy vao mety fa tsy oe soratana fotsiny

Mahareta amin'ny fivavahana

ravo


Site/blog

107 messages

posté le 2008-09-26 à 10:24:55


Hery

posté le 2009-05-15 à 19:00:18

Anisan'ny fitaizana feo sy manatsara azy ny fanaovana vocalise isa-maraina @ tonalité rehetra. Mahafantatra mpihira matihanina nanao an'io aho ary tena nisy vokatra mivaingana mihitsy!

Haga


Site/blog

569 messages

posté le 2009-05-15 à 20:59:10

tonga soa alou i Hery e! de mba manaova présentation kely ary am "ZA VE?" ary fa tsy fantatray!

mifohaza ianao maba handray ny Tompo

Andosoa


Site/blog

1624 messages

posté le 2009-05-25 à 13:14:26

Hery> de pdt firy minutes eo lé manao vocalise isa-maraina? ieritreretana oé azo ampidirna @ programa vô maraina ve sa tsia

ary ra lé sady miiraira ao @ douche iny ve mety mba isy vokany sa tsia?

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Hery


Site/blog

108 messages

posté le 2009-05-27 à 19:50:08

Na atao hoe 10 na 15mn eo isa-maraina aza dia efa mety. Fa raha mazoto enao manao azy mihoatra an'izay dia veti² d hahita vokany.
Ny vokatra azonao miandalana dia ireto: familiarisation sy maîtrise-n'ny notes tsirairay avy ao anaty gamme, miha-misokatra ny feo, miha-mahay maka sy mitombo souffle tsara, miha-diapason (na marina tsara) ny feonao fa tsy mi-tatonne intsony, ary tokony miha-mitombo ny feo avo sy feo iva takatra. Io voalaza farany io rehefa miha-lehibe ny taona vao tena hita hoe nanao vocalise lé olona sa tsia. Raha mahatsikaritra ianreo dia ireo mpihira malaza efa zokinjokiny dia miha-tsy mahatakatra feo avo intsony fa midina andro aman'alina ny tonalité-n'ny hirany rehefa live. Nisy anankiray t@ireo anefa arakaraky ny nahalehibe ny taonany no vao mainka niha-niakatra ny tonalité nihirany ny hirany.

Ankino amin’i Jehovah ny lalanao ary matokia Azy fa hataony tanteraka."

Andosoa


Site/blog

1624 messages

posté le 2009-05-29 à 10:03:36

tena soa iany nisy pro niditra tato

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Hery


Site/blog

108 messages

posté le 2009-06-02 à 22:00:36

dray!! dray!! dray!!!... Sao d zà zany lazainao fa pro zany?!! Tsia velively no valiny!! Raha pro za d efa nanao concert, cabaret, album... Misy tena vrai pro ao amintsika saingy toa mbola tsy hitako nandalo teto!!

Ankino amin’i Jehovah ny lalanao ary matokia Azy fa hataony tanteraka."

Andosoa


Site/blog

1624 messages

posté le 2009-06-03 à 15:47:42

Fa enao kosa efa parmi les pro e! na ny torohevitra omenao kosa aza defa pro koo!

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Hery


Site/blog

108 messages

posté le 2009-06-09 à 21:30:27

msôtra ihany nanambony moral e!! Omeko ny majinika rehefa mifankahita!!

Ankino amin’i Jehovah ny lalanao ary matokia Azy fa hataony tanteraka."

miranys


Site/blog

197 messages

posté le 2009-06-11 à 14:45:28

mba tongava ao @ ALI rangah io pro io a!

Andosoa a! de hoe mihiraira ao @ douche tena manao an'izany tokoa anga njy?
de mba misy vokany ve zany ry Hery? hihihi

Hery


Site/blog

108 messages

posté le 2009-06-18 à 21:18:37

Ie!! misy vokany zany! fa miankina @ habetsaka sy hamafin'ny kotrana no maha-haingana na ela ny vokatra!

Ankino amin’i Jehovah ny lalanao ary matokia Azy fa hataony tanteraka."

Andosoa


Site/blog

1624 messages

posté le 2009-06-19 à 09:42:08

pro! ndraso fa mba iezaka

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Andosoa


Site/blog

1624 messages

posté le 2009-06-19 à 09:44:27

pro! ndraso fa mba iezaka

ary ra mataotra oé reraka be lôtra ndray dé inn no tokony atao?
refa lé manao concert no tiko tenenn e! dé inn no iarovana ny feo mba tsi ho reraka bé lôtra? surtt refa tratran lé répéty lava be misesisesy iny

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Hery


Site/blog

108 messages

posté le 2009-06-21 à 16:02:50

maka aina tsara, matory tsara, tsy misotro na mihinana zavatra glacé... miampy ireo efa voalazanareo tery ambony ireo (tantely...)

Ankino amin’i Jehovah ny lalanao ary matokia Azy fa hataony tanteraka."

miranys


Site/blog

197 messages

posté le 2009-07-02 à 10:59:34

@ ty juillet ty zao tsika mihira, saingy sûr aloha fa tsy isy ihinana zavatra glacé mintsy amzao mangatsika b zao

le ho matory tsara no atahorako tsy ho possible satri refa manomana concert tsika tô vao maika miaritory manao repety

rado


Site/blog

409 messages

posté le 2009-12-23 à 22:45:28

Ny zavatra mahatsara feo alo de zao vôloany indrindray de ny exercice any antrano tsy voter hoe maraina ian fa na de ny alina ko ary. satria mantsy ah misy hiran'ny chorale zay tena tadidiko tsara mintsy nisy sol ambony zay nen'ny tenor tsy takatro izy io. Fa après 2 mois naverina indray le hira tsy sarotra tamiko mints ny nanakatra azy kanefa mtovy ny tonalité ka izay le mahatsara ny manao exercice amin'ny hira rehetra. Fa ny oul akaik tsara anontanina am resaka hira de Mr Mino iny rangah iny no nahtonga ahy nahay nihira, de mba remarqeo ane fa ny ankizy nanao taniketsa ka niakatra chorale presque mahay mihira daholo oh Fitax, Fifi, Mihary, Patrick.... . ka refa misy ankiz vavao zay mbola tsy mahafe tsara de tokon alefa manao taniketsa alo

Répondre
Pseudo : Adresse e-mail:





Aide ?


Se souvenir de mes infos ( pseudo et e-mail ) :



Merci de recopier le nombre présent à gauche dans la case de texte ci-dessous ( Pourquoi ? )







Pour insérer une image dans votre message, cliquez sur " Parcourir ", sélectionnez l'image puis cliquez sur " Héberger l'image ". Vous obtiendrez alors les codes de partage.