Déjà inscrit au forum ? Identifiez vous ci-dessous ( Mot de passe perdu / Mail de validation non reçu ) :

Pseudo : Mot de passe :

Pas encore inscrit ? Inscrivez vous maintenant au forum !

Accueil du forum >> Tafatafa ALI

Toerana iray ahafahantsika miresadresaka !
rama


Site/blog

151 messages

posté le 2009-10-30 à 00:55:25

miranys koa mahalatsaka mitsy

Rj


Site/blog

641 messages

posté le 2009-10-30 à 10:25:35

Inona kou zao no idiran'i Miranys @ zany?

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-11-03 à 09:32:49

ny aiza no mankaiza ato?

tsy arako tsony fa "nahazo fahasoavana bé zao ao @ ALI" ao amizao fotoana izao! ary mety anisan'ny hampa mora ny tafika masina @ manaraka ilay fasoavana.

zay fotsiny fa tsy dé asiana détail ilay izy, fa raha te afantatra ianao dia tongava mianatra hira sady efa akaiky ny noël

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Haga


Site/blog

551 messages

posté le 2009-11-18 à 17:06:04

ny blaogy natao hanomezana ny info rehetra ry ando f'aza mba manao an'io a!

mifohaza ianao maba handray ny Tompo

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-11-19 à 10:03:40

fangà tsy mbola au courant mints i Haga?

tongava fotsin oa alou manao repety fa sadi tsy ampy an-dry kou angé ny élément é!

filazàna info eto saingy sao bedy eo za!

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Rj


Site/blog

641 messages

posté le 2009-11-24 à 11:54:54

inona ary zany zvtr zany
mba lazao eto moa ry Ando a! zay nge tsiteniteny e!

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-11-26 à 09:51:13

mandé mianatra hira fotsiny defa kôpy e!

aza dé miasa loha bé eo ré é

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe



Répondre
Pseudo : Adresse e-mail:





Aide ?


Se souvenir de mes infos ( pseudo et e-mail ) :



Merci de recopier le nombre présent à gauche dans la case de texte ci-dessous ( Pourquoi ? )







Pour insérer une image dans votre message, cliquez sur " Parcourir ", sélectionnez l'image puis cliquez sur " Héberger l'image ". Vous obtiendrez alors les codes de partage.