Déjà inscrit au forum ? Identifiez vous ci-dessous ( Mot de passe perdu / Mail de validation non reçu ) :

Pseudo : Mot de passe :

Pas encore inscrit ? Inscrivez vous maintenant au forum !

Accueil du forum >> Tafatafa ALI

Toerana iray ahafahantsika miresadresaka !
Haga


Site/blog

551 messages

posté le 2009-08-16 à 19:13:01

heberger-n'i ali enao ra hody aty ivandry rama a!

mifohaza ianao maba handray ny Tompo

rama


Site/blog

151 messages

posté le 2009-08-19 à 20:15:17

misaotra ny ALI !!!

rado


Site/blog

343 messages

posté le 2009-08-31 à 14:31:33

Rah zah enao mijanona any ah ny aty ar zao tan tsi fanjakana ko hody anina at?

Haga


Site/blog

551 messages

posté le 2009-09-01 à 17:19:02

ka de tsy hisy hanavotr ny firenena ra zany Rado a! tongava kanjony Rama a! na mamangy fotsin aza nge de mande ndray avy eo tsy manin e!

mifohaza ianao maba handray ny Tompo

miranys


Site/blog

197 messages

posté le 2009-09-02 à 11:09:46

ary misy vaovao mafinaritra atramizay nandehanako elaela zay an! miandry anao zahay Rama a!

Rj


Site/blog

641 messages

posté le 2009-09-02 à 12:55:20

aiza ho aiza tkou zao ny valim-bavaka rama?

Hery


Site/blog

108 messages

posté le 2009-09-06 à 09:06:58

Modia kely mihitsy alou rama hanao tateza-mita fa i hery zé tsy ho hita v no andrasana!

F mbô nisy ihany kosa ry zareo ny asa fanompoana ataoko an! fa io ztra angatahanareo io tsy talentako! Tsy hoe rehefa tsy manao an'io zà d hoe mitsoaka andraikitra! tsy izany veli²!! Fantatro fa misy ny antso, fa matoa aho mbola tsy nantsoiny ho mpibaiko hira dia Fantany zany fa tsy eo no mety amiko fa zavatra hafa. Rehefa miantso ahy Izy dia fantatro foana ny Feony dia mandeha am-panetre-tena aho. Atokisako ny ahy io Mpitari-dàlana ahy io kah!

Ankino amin’i Jehovah ny lalanao ary matokia Azy fa hataony tanteraka."

rama


Site/blog

151 messages

posté le 2009-09-07 à 13:54:45

raha tsy tateraka maputoII tsy misy fika ny hodiana ry hery sy rado a!!aleo milamina mitsy aloha!d miankina am zay lé valimbavaka ry Rj aa!

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-09-10 à 15:29:18

ay oavy Rama? tara train kou zay zany! tongava eee!

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

miranys


Site/blog

197 messages

posté le 2009-09-15 à 10:41:48

tongava soa fa anaovanay fandraisana manokana! hihihi

Rj


Site/blog

641 messages

posté le 2009-09-16 à 13:29:34

ts maints ho raikitra iany lay "FETE DES BLOGUEURS" ra oavy rama

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-09-16 à 13:59:30

hihihi! zay mints Rj a! mety mafnaritra an!

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

rama


Site/blog

151 messages

posté le 2009-09-17 à 09:18:44

raha sitrapon'ny ao ambony d tanteraka izany ry zareo!fa refa ts manaiky iz akory atao ??

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-09-17 à 09:45:52

zay alou dé marina 100%

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Rj


Site/blog

641 messages

posté le 2009-09-17 à 12:14:07

Vous avez raison

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-09-18 à 13:45:45

ny faniriana de anaiky iz rama a!

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

al


Site/blog

137 messages

posté le 2009-09-22 à 10:59:58

ny faniriana zany de ahita an'i Rama!

betsaka ny vaovao tsy arako an

LE DIEU D'AMOUR est Fidèle, c'est au croyant de LUI obéir pour être béni.

rama


Site/blog

151 messages

posté le 2009-09-22 à 16:13:34

za aloha d lé mino fotsiny ihany no tena angadiko ry AL!!

miranys


Site/blog

197 messages

posté le 2009-09-23 à 10:07:21

zava dehibe ny finoana

Haga


Site/blog

551 messages

posté le 2009-09-23 à 20:45:08

miandry maputo 3 zany tsika?

mifohaza ianao maba handray ny Tompo

Rj


Site/blog

641 messages

posté le 2009-09-24 à 11:42:21

inona no idiran'ny Maputo 3 @ zany ry Haga?

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-09-24 à 12:45:43

mba manala azy mi mémé no idiran'izany f'aza mora taitaitra enao bebe a!

rama > nenay zao mikarakara lé fety @ arrivée anao no tena angadinay

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

rama


Site/blog

151 messages

posté le 2009-09-25 à 16:22:33

mihomehy irery za ato ry haga!!!
soa iany fa tsy misy maita!
i bebe koa tsy maharaka lé fifanarahana tany maputo kou!!!

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-09-28 à 13:14:16

tô latsa-dranomaso mints i tonton?


Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Rj


Site/blog

641 messages

posté le 2009-10-16 à 12:38:59

???????

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-11-03 à 09:40:37


Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

rado


Site/blog

343 messages

posté le 2009-11-13 à 01:13:29

Efa vita in alo ny addis abeba fa tongav amzay Rama ah am zay mba manao fet ny blogeurs fa ela ela tsis rencontre de amzay ko mba minana pizza ok1:

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-11-19 à 08:50:33

zany hono

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

rama


Site/blog

151 messages

posté le 2009-11-20 à 20:41:41

rado

Haga


Site/blog

551 messages

posté le 2009-11-23 à 13:45:53

ny pizza va re no tena mahafaly an'i Rado sa ny mahita an'i Rama?
ny ahy alou izy roa e, raha ny fahatongavan'i Rama no haharaikitra an'ity resaka pizza ity dia aleo mitsy izy ho avy e

mifohaza ianao maba handray ny Tompo



Répondre
Pseudo : Adresse e-mail:





Aide ?


Se souvenir de mes infos ( pseudo et e-mail ) :



Merci de recopier le nombre présent à gauche dans la case de texte ci-dessous ( Pourquoi ? )







Pour insérer une image dans votre message, cliquez sur " Parcourir ", sélectionnez l'image puis cliquez sur " Héberger l'image ". Vous obtiendrez alors les codes de partage.