Déjà inscrit au forum ? Identifiez vous ci-dessous ( Mot de passe perdu / Mail de validation non reçu ) :

Pseudo : Mot de passe :

Pas encore inscrit ? Inscrivez vous maintenant au forum !

Accueil du forum >> Tafatafa ALI

Toerana iray ahafahantsika miresadresaka !
Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-11-03 à 09:53:18

dé asa lôtra ré! asa na mbola @ ty taona ty

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

georges

posté le 2009-11-10 à 08:22:51

oavy indray ny concert noël fa tongava daolo mianatra hira isaky ny talata sy lakamisay hariva otran'ny mahazatra.efa tapaka ny ho atao fa hira ranofotsiny fa izay manana hevitra ho fanatsarana dia manantona ny mpikarakara,ohatra hoe Fify,Haingo 2è voix.miandry anao ry fandaminana partition ry Hagà...

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-11-12 à 08:29:01

tongava ry zareo fa androany ariva zao misy indray!
ny tenako alou mba efa afaka nanatrika in-2 dé faly

Haga a! Haingo a! aiza ôoo!

Lains kou tsi mbola tazatazako mints an!

Rj? tsy aleo mba manao? Papa... etc ny retraretra éé

i Atoandro? hihihi



Dernière modification le 12-11-2009 à 08:30:46

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Rj


Site/blog

641 messages

posté le 2009-11-23 à 15:30:44

Ando ts efa tara lôtra ve aky ra zao vô oavy?
nous sommes à J- firy alou e!

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-11-24 à 12:06:58

J-kelikely iany sisa

fa tongava iany fa ndry angé tsi oé membre vao2 de olana be é!

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Rj


Site/blog

641 messages

posté le 2009-11-24 à 12:11:10

ka ny olana nge ky d zao e!
hatreto alou zà tena ts afaka mints r vô mardi sy jeudi zany!
Ra ts oe ny samedi ngà!



Répondre
Pseudo : Adresse e-mail:





Aide ?


Se souvenir de mes infos ( pseudo et e-mail ) :



Merci de recopier le nombre présent à gauche dans la case de texte ci-dessous ( Pourquoi ? )







Pour insérer une image dans votre message, cliquez sur " Parcourir ", sélectionnez l'image puis cliquez sur " Héberger l'image ". Vous obtiendrez alors les codes de partage.