Déjà inscrit au forum ? Identifiez vous ci-dessous ( Mot de passe perdu / Mail de validation non reçu ) :

Pseudo : Mot de passe :

Pas encore inscrit ? Inscrivez vous maintenant au forum !

Accueil du forum >> Tafatafa ALI

Toerana iray ahafahantsika miresadresaka !
Rj


Site/blog

641 messages

posté le 2009-10-16 à 12:48:47


papa


Site/blog

130 messages

posté le 2009-10-22 à 18:14:10

tsara kosa alou le ny loza mpisy eto antany e!! tena nahatsiarovako ny fahatanorako mintsy

Avia ary hifandahatra!!

Rj


Site/blog

641 messages

posté le 2009-10-23 à 11:13:02

Papa fa ngà l'ty elà efa antitra?

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-11-03 à 10:17:46

natsiarovany ny fahazazan'ny fahatanorany e!

"Ny loza mpisy eto an-tany
dia ho foana rahatrizay
Ny loza mpisy eto an-tany
Hiova kosa indray
ho fiadanan-tsaina, sy tena, ary fanahy koa..."






Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

rado


Site/blog

343 messages

posté le 2009-11-13 à 01:24:24

Zah zao vo tam lahady mba nihira an'iny fa tsar ian alo le izy e

Rj


Site/blog

641 messages

posté le 2009-11-18 à 14:34:13

zà reto ôtrn efa ela be ts nivavaka tao ivandry a!

Andosoa


Site/blog

1537 messages

posté le 2009-11-19 à 14:31:55

fa taiza no nivavak?

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Rj


Site/blog

641 messages

posté le 2009-11-23 à 15:21:29

tany @ Z.A ky a!

Rj


Site/blog

641 messages

posté le 2009-11-23 à 15:22:15

Atafio ahy ny Hery tsara ilay hira; nilay be ny nuance!

papa


Site/blog

130 messages

posté le 2009-11-28 à 06:36:17

za koa idem @ Rojo, fa za tsy namonjy ZA fa ningitrika tsotra zao, hihihi!!

Avia ary hifandahatra!!



Répondre
Pseudo : Adresse e-mail:





Aide ?


Se souvenir de mes infos ( pseudo et e-mail ) :



Merci de recopier le nombre présent à gauche dans la case de texte ci-dessous ( Pourquoi ? )







Pour insérer une image dans votre message, cliquez sur " Parcourir ", sélectionnez l'image puis cliquez sur " Héberger l'image ". Vous obtiendrez alors les codes de partage.