| Fisaorana (MERCI !!!) |
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
fitax
|
posté le 2008-10-18 à 15:46:22
MERCI Seingneur amin'ny zavatra rehetrany efa lasa sy ny mbola ho avy rehetra
|
|
Homba anao anie Jeso
|
Meva
|
posté le 2008-10-21 à 09:09:07
Misaotra ry Tompo fa nomenao fahasalamana sy hery izahay ahazoanay indray manantotosa ny asa aman-drahara anay!
|
|
Andosoa

Site/blog
1532 messages
|
posté le 2008-10-22 à 09:04:22
Misaotra ry Tompo nomenao ireto namana be da be ireto fa mitondra fifaliana sy fifampaherezana ho anay
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
ravo
Site/blog
107 messages
|
posté le 2008-10-22 à 10:11:07
Misaotra anao ry Ray fa nisy zavatra iray izay neritreretiko oé efa very efa ela be, dé itako ndray lé izy androany, sady zavatra misy dikany be amiko
|
|
al

Site/blog
137 messages
|
posté le 2008-10-23 à 13:32:24
Misaotra anao aho Andriamanitra fa efa hitako tonga amiko ny fahasalamana nangatahiko taminao. Dia misaotra ihany koa tamin'ireo zavatra maro efa vitanao tamiko.
|
LE DIEU D'AMOUR est Fidèle, c'est au croyant de LUI obéir pour être béni.
|
Mahareta amin'ny fivavahana
|
lains

Site/blog
405 messages
|
posté le 2008-10-27 à 22:08:45
Misaotra ry tompo t@ zavatra rehetra nataonao indrindra le zavatra vita androany ary koa izay mbola hataonao
|
Ampy ahy Jesoa
|
Homba anao anie Jeso
|
Meva
Site/blog
86 messages
|
posté le 2008-11-07 à 14:54:52
Misaotra ry Tompo tsara indrindra noho ny fahasalamana nomenao ity mpanomponao.
Deraina mandrakirzay anie ny anaranao!
|
All you have to do is call
and I'll be there.You've got "Jesus"
|
Dieu vous aime
|
Haga

Site/blog
551 messages
|
posté le 2008-12-25 à 18:59:26
Misaotra anao zahay ry Tompo raha mbola nahatratra zao krismasy 2008 zao ndray, misaotra noho ny fikambanana izay nomenao anay ahafahanay midera anao mandrakariva, misaotra koa noho ny fifaliana rehetra zay omenao tsy mitsahatra. Amen
|
mifohaza ianao maba handray ny Tompo
|
Meva
Site/blog
86 messages
|
posté le 2008-12-30 à 15:54:47
Misaotra anao izahay ry Tompo satria nahavita iny fankalazana ny noely 2008 iny izay nitondra fifaliana be ho anay mpikambana ary antenainay koa fa nitondra soa ho an' ireo mpanatrika rehetra. Izany no tanteraka dia noho ny fitahianao sy ny fitiavanao anay. Anao anie ny voninahitra mandrakizay AMEN!
|
All you have to do is call
and I'll be there.You've got "Jesus"
|
Haga

Site/blog
551 messages
|
posté le 2008-12-31 à 15:51:37
Misaotra anao zahay ry Tompo raha mbola notahianao ka tratra izao anio zao indray. Mangataka ny fitahianao zahay Jesosy mba samy ho tratry ny taona vaovao daholo, ary apetrakay feno eo ambany fitahianao ny fiainanay tsirairay avy mandritra izany taona vaovao izany. Omeo ny fanahy masinao zahay mba hanana fitondratena mendrika anao mandrakariva. Dia zany sy zay rehetra mahasoa Jesosy dia apetraka feno eo am-pelatananao. Amen
|
mifohaza ianao maba handray ny Tompo
|
Haga

Site/blog
551 messages
|
posté le 2009-01-01 à 04:47:30
Misaotra anao zahay ry Tompo ra mbola nomenao ity vaovao ity indray ahafahanay midera ny anaranao. Mangataka ny fanahinao masina zahay mba ahafahanay manantanteraka izany araky ny sitraponao. Amen
|
mifohaza ianao maba handray ny Tompo
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
Meva
Site/blog
86 messages
|
posté le 2009-01-23 à 15:59:28
Je remercie Dieu ...
Pour les taxes que je paye, parce que cela signifie que j’ai un travail
Pour le bordel que je dois nettoyer après une fête, parce que cela signifie que j’étais entouré d’amis ...
Pour les vêtements qui me serrent un peu, parce que cela signifie que j’ai de quoi manger
Pour mon ombre qui me suit, parce que cela signifie que je marche au soleil ...
Pour les murs de ma maison qui ont besoin d’un coup de peinture, parce que cela signifie que j’ai mon petit foyer ...
Pour toutes les critiques que je fais aux choses qui ne me satisfont pas, parce que cela signifie qPour la seule place que je trouve pour me stationner, tout au fond du parking, parce que cela signifie que, en plus d’avoir le bonheur de pouvoir marcher, j’ai la chance d’avoir un moyen de transport...ue j’ai la liberté d’expression...
Pour cette femme qui chante mal derrière moi, parce que cela signifie que je peux entendre...
Pour la fatigue que je sens à la fin de la journée, parce que cela signifie que j’ai la santé pour travailler..
Pour le réveil qui sonne tôt le matin, parce que cela veut dire que je suis VIVANT
Et, finalement ... Pour les e-mails que je reçois chaque jour, ce qui signifie que j’ai des amis qui pensent à moi, même si ce n’est que quelques minutes en face d’un écran ...
Aussi difficile que soit votre situation, essayez de sourire.
Vous verrez que ça sera plus facile de passer cette épreuve ...
Et passez ce message.
[[u]b]Même si vous ne résolvez pas le problème de quelqu’un, au moins vous allez améliorer sa journée!!![/b][/u]
|
All you have to do is call
and I'll be there.You've got "Jesus"
|
kantomlay
|
posté le 2009-01-26 à 13:30:08
misaotra anao ry Rainay nohon'ny fitiavanao lehibe
fa manana ity BLOG ity ahazonay mampafantatra ny fikambananay eran'izao tontolo izao.AMEN
|
|
kantomlay
|
posté le 2009-01-26 à 13:36:36
misaotra ANAO zahay ry tompo lehibe noho'ny feo nomenao anay mba hafahanay midera ny Anaranao @alalan'ny Hira&mozika.
|
|
Haga

Site/blog
551 messages
|
posté le 2009-04-12 à 19:01:03
Misaotra anao zahay ry Tompo noho ny fitantananao anay ka nahavitanay soa aman-tsara ny concert androany. Ny fanahy masinao anie homba ny fikambananay mandrakariva mba hitomboan'ny mpikambana aim-panahy bebe kokoa hatrany, ka ahafahanay mitory ny anaranay tsy mitsahatra. Amen
|
mifohaza ianao maba handray ny Tompo
|
Andosoa

Site/blog
1532 messages
|
posté le 2009-04-15 à 12:37:31
Misaotra betsaka anao koa ry Tompo fa nomenao fahafahana niala voly tsara izahay tamin'iny fankalazana ny paska iny!
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|