Déjà inscrit au forum ? Identifiez vous ci-dessous ( Mot de passe perdu / Mail de validation non reçu ) :

Pseudo : Mot de passe :

Pas encore inscrit ? Inscrivez vous maintenant au forum !

Accueil du forum >> Vavaka

Ato kosa no ahafahan-tsika mifampitondra am-bavaka !
Mba ento am-bavaka ity!
ravo


Site/blog

107 messages

posté le 2008-10-02 à 14:53:08

Za mangataka raha mba azonareo entina am-bavaka ireto zavatra angatahiko @ Tompo ireto, rehefa mivavaka ianareo (izay tianareo na soratana ato na tsia)

Ny asako mba tsy hisy olana fa hitohy hatrany

Andosoa


Site/blog

1532 messages

posté le 2008-10-02 à 16:29:19

Ny anà kosa ilay projet iray zay karakaraina kely izay mba ivavaho ho an'izay mazoto!

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Haja


Site/blog

62 messages

posté le 2008-10-03 à 09:04:06

Ny fiainako an-kapobeny

Homba anao anie Jeso

al


Site/blog

137 messages

posté le 2008-10-06 à 12:45:33

Nena ny fahasalamako.

LE DIEU D'AMOUR est Fidèle, c'est au croyant de LUI obéir pour être béni.

fitax


Site/blog

13 messages

posté le 2008-10-06 à 19:40:21

nena ry reto mba eto am-bavaka ny asanay roa a. merci de aza adino ny cellule 2m1 ao apengonana @ 6:30 ry reto an.Aza adino ny baiboly ry ando

Dieu vous aime

Andosoa


Site/blog

1532 messages

posté le 2008-10-07 à 15:39:32

Feedback kely Efa nivavaka ho antsika nanoratra reo za fa enga anie mba samy hivaly ny faniriantsika

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

ravo


Site/blog

107 messages

posté le 2008-10-09 à 14:58:51

Torak'izany koa efa nivavahako nareo

Felana


Site/blog

82 messages

posté le 2008-10-16 à 15:52:50

Mba ivavaho indray ary ny fiainam-pianakaviana ko ry reto a!

Mahareta amin'ny fivavahana

lains


Site/blog

405 messages

posté le 2008-10-17 à 21:11:46

Misy dossier karakaraiko ry reto de mba ento ambavaka ny fikarakarana azy tsy hisy sampina ary indrindra mba ho validé le izy refa vita

Ampy ahy Jesoa

Andosoa


Site/blog

1532 messages

posté le 2008-10-21 à 09:40:24

efa nivavaka ho anareo za! (Felana sy Lains)

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

lains


Site/blog

405 messages

posté le 2008-10-21 à 21:33:28

Andosoa
de misaotra antsika rehetra koa izay efa nitondra ambavaka

Ampy ahy Jesoa

ravo


Site/blog

107 messages

posté le 2008-10-22 à 10:12:23

Efa vita fa mirary soa antsika rehetra

Andosoa


Site/blog

1532 messages

posté le 2008-11-24 à 09:29:46

"Tompo ô! tahio reo namanay rehetra tsy misy ankanavaka! Ampanjakao ao am-ponay tsirairay avy ny fitiavana izay afaka manarona ny heloka maro! Ary ampianaro zahay mba hahay hifampivavaka" Amen

Mangataka antsika namana rehetra ato mba hifampivavaka androany

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

lains


Site/blog

405 messages

posté le 2008-12-09 à 21:28:42

Tompo o!apetrako aminao ny krismasy iza ataon'ny ali. omeo fahasalamana; hery ;fahavitriana ny mpikambana rehetra.tahio ny fitaovana rehetra izay hanatanterahana izany mba ho tomombana tsara; ary izay zavatra mety hisakana ny noelinay Tompo de mba haringanao. ho voninahitrao anie izay rehetra ataonay. amen

Ampy ahy Jesoa

Rj


Site/blog

637 messages

posté le 2008-12-12 à 12:28:23

zà mba mangataka mba ho entina am-bavaka ny fiverenanay 3mianaka ao @ ALI ndray!
Dia ho an reo namana maro ts actifs tsony ôtranay

Andosoa


Site/blog

1532 messages

posté le 2008-12-12 à 13:14:18


Tompo ô!
Tsy miafina aminao ny ao am-ponay tsirairay avy. Fantatrao fa betsaka ireo manam-paniriana hiverina anatevin-daharana ny ALI, nefa betsaka ireo manahirana azy.
Jereo manokana ny fotoanan'izy reo ry Tompo tia anay! Toroy hevitra izy ireo amin'ny fandaminana ny fotoanany; ary vahao ireo sakantsakana isankarazany!
Isaoranay anao sahady ny fanirian'izy ireo te hiverina amin'ity fikambanana ity, ary misaotra amin'izay mbola hotanterahinao rehetra.

Amen

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Haga


Site/blog

551 messages

posté le 2008-12-12 à 18:49:53

Tompo ô! tahio mba hisy afaka hampianatra hira mandrakariva ny ALI ka tsy ho faty ny hafanam-pon'ny mpikambana, sy ny fikambanana. Omeo fahendrena koa ny mpikambana tsirairay ry Tompo, mba ahafan'ny rehetra miara-mandroso, fa tsy hampihemotra ny sasany. Amen

mifohaza ianao maba handray ny Tompo

Rj


Site/blog

637 messages

posté le 2008-12-15 à 06:42:46

Haga

Rj


Site/blog

637 messages

posté le 2008-12-17 à 07:01:53

ô ry reto a!
Mis projet 1 zay mba tinay mivady ho monter-na ka mba mangataka aminareo zany hoe mba ento am-bavaka ho tanteraka sômantsara.
Fa raha mis aminareo mifanaiky ety ambonin'ny tany ka hangataka zavatra amiko hoy ny Tompo; dia ho azonareo avy amin'ny Raiko izay any an-danitra izany

Andosoa


Site/blog

1532 messages

posté le 2008-12-17 à 13:06:42

ivahana aki nareo 2 a!

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Andosoa


Site/blog

1532 messages

posté le 2009-01-12 à 09:28:47

Apetrakay feno aminao ry Tomponay ny tetik'asa maro enjehinay amin'ity taona ity. Tena mila ny fanampinao mafy izahay, indrindra fa ny handaminanao ny fotoananay zay kely dia kely.

Ary enga anie mba hivavaka ho anay koa reto namanay marobe ireto mba ho tontosa soa aman-tsara izany.

mon Dieu

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Tendry


Site/blog

21 messages

posté le 2009-01-26 à 17:00:52

Mivavaha ho an'i Madagasikara. Hamerenan'Andriamanitra indray ny fandriam-pahalemana, ary indrindra indrindra ny hiasan'Andriamanitra ao anatin'ny tsirairay, indrindra fa ny Mpitondra sy ny Mpanohitra.

TENDRY
GOD BLESS YOU AND YOUR FAMILY

Andosoa


Site/blog

1532 messages

posté le 2009-02-03 à 09:19:43

Tendry
misy sujet "vavaka ho an'ny tanindrazana" koa ao zay mazoto

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Rj


Site/blog

637 messages

posté le 2009-03-30 à 09:26:47

Aza adino ry reto ny mitondra am-bavaka ilay projet anay a!
Efa sur la dernière ligne droite zay zao!
Dia mba mangata-bavaka avy aminareo mba ho tanteraka soa aman-tsara raha sitrapon'Andriamanitra

Répondre
Pseudo : Adresse e-mail:





Aide ?


Se souvenir de mes infos ( pseudo et e-mail ) :



Merci de recopier le nombre présent à gauche dans la case de texte ci-dessous ( Pourquoi ? )







Pour insérer une image dans votre message, cliquez sur " Parcourir ", sélectionnez l'image puis cliquez sur " Héberger l'image ". Vous obtiendrez alors les codes de partage.