| vavaka alohan'ny sakafo |
Ampy ahy Jesoa
|
lains

Site/blog
448 messages
|
posté le 2008-09-21 à 23:35:40
hoy ny Tompo:"Misaora @ zavatra rehetra..."
Tokony hisaotra ny sakafo atolotr'A/tra isika na tsara na ratsy izany.
Ry Jeso Tompo tsara o! misaotra indrindra ny @ sakafo nomenao anay. Irinay mafy izany mba hanome aina sy hitondra soa ho anay. ary omeo izay tsy mihinana @ zao fotoana izao. Amena
Dernière modification le 21-09-2008 à 23:36:59
|
Ampy ahy Jesoa
|
P.J.
Site/blog
10 messages
|
posté le 2008-09-21 à 23:41:46
Pour ce repas que tu nous donnes, merci mon Dieu !
Mets en nous volonté bonne, un coeur joyeux. Amen
|
http://www.baiboly.org/
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
Haja
Site/blog
62 messages
|
posté le 2008-09-22 à 16:24:33
Misaotra anao fa avy aminao avokoa ny zavatra rehetra, ary Ianao irery ihany no nanome anay ity sakafo ity mba hahasoa anay!
Amen
|
Homba anao anie Jeso
|
lains

Site/blog
448 messages
|
posté le 2008-10-27 à 22:16:44
Au nom du Jésus Toi tu es la haut merci pour le gouter que tu nous a donnés. Amen
|
Ampy ahy Jesoa
|
rama

Site/blog
180 messages
|
posté le 2009-10-30 à 01:07:28
tahio ny manana ahay hizara ary ny mahantra hahita izay sahaza az !misaotra jesosy!amen
|
|